Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx
(
20/01/2006 13:32)
Mitady an'i Erika JOERG
Sao mba misy mahafantatra na havan'i Erika JOERG ato? Namana tany Arnouville (Escale) no mitady, tsy niova ny adiresiko, n° phone.Misaotra mialoha....
suite
répondu par xxx le 30/01/2006 13:47
ftma
(
20/01/2006 11:02)
Namana any Dago
Tsy haiko ny hitazona irery ny hafaliako t@ fihaonana t@ namana serasera tany Dago,tsy virtuel fontsiny ny maha mpinamana fa tena mifampitondra toy ny mpiray tampo. na dia ny ps aza no hifampiantsoana...
suite
répondu par cutie le 08/09/2006 20:53
eprom
(
20/01/2006 10:33)
Von dutch
Teny antsena :
- Ohatrinona itony tisôrta itony rey anaka?
- 60.000 ireny bebe ah.
- Ohh! lafo be izy izany!!
- Vônnditsy anie ireny! Vônnditsy ôrizinal. le tena vônnditsy.
- De ohatrinon...
suite
répondu par Veloo le 30/01/2006 16:21
xxx
(
20/01/2006 10:24)
Iza no antikrista
Hoy ny baiboly:"iza no Antikrista fa tsy ireo izay milaza fa tsy tonga ara-nofo i Jesoa?"
-Ka naninona ny Baiboly no nilaza an'io afa-tsy ny hoe te hiaro ny finoany ny amin'ny fahatongavan'i Kristy h...
suite
répondu par marozevo le 25/03/2006 00:39
hery
(
20/01/2006 08:42)
Resaka débit
Ahoana kay no ahafantarana hoe firy ny débit-n'ny connexion ADSL? Ny ato aminay mantsy mizesta ilay fournisseur hoe nampitomboana roa ny débit kanefa tsy hita hoe aiza no handrefesana azy....
suite
répondu par hajajeanclaude le 22/02/2006 05:59
hery
(
20/01/2006 07:09)
Mpitsidika 4500 isanandro
Amin'izao fotoana izao dia tsidihan'ny olona eo amin'ny manodidina ny 4500 isanandro eo ny takelaka rehetra ao anatin'ny serasera.org (mpikambana sy tsy mpikambana).
Ny ambony indrindra hatramin'izao...
suite
répondu par Fiffi le 21/01/2006 19:43
jentilisa
(
20/01/2006 06:02)
ahoana ity can 2006 ity ry zareo a?
Iza no heverinareo fa hibata ny amboara amin'ity indray mitoraka ity? ataoko fa tsy nisy tahaka ity an! ireo nalaza tsy nisy tafakatra mondial ka hiezaka ny hanonitra izany moa ireo tafakatra tsy main...
suite
répondu par mandrindra le 13/02/2006 09:34
tebs
(
20/01/2006 02:12)
Mitady olona afaka mikarakara Nationalité Français
Izao di...
suite
répondu par Mifenty le 22/01/2006 11:35
Solitikabe
(
19/01/2006 22:32)
Mitady boky Tompoko
Izay mba manana ity boky ity na mahita ny dika mitovy aminy dia aza fady indrindra manorata eto
"Histoire des Afomarolahy: Clan Tandroy, extrême-sud de Madagascar"
Misaotra mialoha Tompoko ...
suite
répondu par Ralay le 20/03/2006 13:40
fijo
(
19/01/2006 22:13)
abrahama,ismaela ary jakoba.
araka ny baiboly dia abrahama no rain'izy roalahy ireo.
manaraka fandaharana misy fikarohana atao mikasika ny baiboly aho.amin'ny "arte"isaky ny aprem di amiverina ny alina be.
jiosy sy amerikanina ...
suite
répondu par Veloo le 25/01/2006 17:02
xxx
(
19/01/2006 16:55)
recette fandrahoana moules..
sao mba misy mahalala ny fomba fandrahoina ny moules azafady indrindra tompoko.isaorana mialoha izay mamaly...
suite
répondu par Veloo le 27/01/2006 19:31
diamondra27
(
19/01/2006 16:01)
lasa adala
mba efa nisy olona fantanareo lasa adala @ sipa na kof ve araka ny fomba fiteny io an!...
suite
répondu par Vahinala le 28/01/2006 19:55
xxx
(
19/01/2006 14:51)
Mitady fandefasana entana mora any dago.
Mba mitady fandefasana entana mora any dago re raol ra mba misy mahafantatra dia mba hilazao aho misaotra an'izay mamaly ny antso....
suite
répondu par rurik le 20/01/2006 07:57
diamondra27
(
19/01/2006 14:47)
FIOVANA FINOANA
Ahoana no atao mba hahatonga ny silamo ho protestant?...
suite
répondu par Veloo le 31/01/2006 21:53
xxx
(
19/01/2006 13:46)
fanontaniana momba ny allocation assedic
ohatrinona tokoa no mba omen'ny assedic eto france momba ny allocation chomage e...
suite
répondu par Mifenty le 23/01/2006 09:28
Vahinala
(
19/01/2006 11:05)
Nenina
Nandalo tao antsaiko tampoka ny mikasika an'io "nenina" io raha avy namaly hafatry fijo tany amin'ny resa-dehilahy tany aho. Ahoana nohevitrareo mikasika azy, rehefa mety ho nenina rehetra eo amin'ny ...
suite
répondu par Vahinala le 24/01/2006 20:04
ilaina
(
19/01/2006 10:48)
www.centredukaraoke.fr.tc malagasy
http://www.centredukaraoke.fr.tc
Milalao, mihira, mihaino
Zany an...
suite
répondu par Veloo le 26/01/2006 16:38
ari.malala
(
19/01/2006 10:45)
Fanontaniana indray e
Miarahaba indray e
Momba ny congé de maternité indray no tiako anontaniana azafady. Raha namaky code de travail aho d 14 semaines no hitako tao ka 6 semaines avant DPA d 8 après, za nefa efa man...
suite
répondu par fijo le 27/01/2006 21:28
dadabe
(
19/01/2006 07:44)
manaraka sa mifanena ?
hono hoaa ry namana isany ahoana ny fomba handraisanareo ny hoe :" Manaradia an'i Jesosy , sy ny hoe Nifanena tamin'i Jesosy?" dia iza no metimety kokoa ?
hazavao ny hevitrao:D...
suite
répondu par xxx le 24/03/2006 18:54
jentilisa
(
19/01/2006 06:08)
izy roa miaraka mon colonel!
Fantatry ny lehibem-piadidiana miaramila iray fa handalo any amin'ny toby misy azy ny deba ara-miaramila ao amin'ny faritra misy azy. Efa fantatr'ilay lehibem-piadidiana ny fomba fanontanin'io deba ar...
suite
répondu par Veloo le 30/01/2006 16:22
