Mitady an'i Erika JOERG

1. xxx ( 20/01/2006 13:32)
Sao mba misy mahafantatra na havan'i Erika JOERG ato? Namana tany Arnouville (Escale) no mitady, tsy niova ny adiresiko, n° phone.Misaotra mialoha.
novalian'i xxx ny 30/01/2006 13:47
2. pissoa ( 20/01/2006 13:42)
Oay ooo - efa nandeha io, ngah mbola tsy hita?
3. xxx ( 20/01/2006 14:05)
tsy hita maty tsy hita velona kouuu
4. pissoa ( 20/01/2006 14:19)
Andray :-*
5. xxx ( 30/01/2006 13:47)
:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2345