Resaka débit

1. hery ( 20/01/2006 08:42)
Ahoana kay no ahafantarana hoe firy ny débit-n'ny connexion ADSL? Ny ato aminay mantsy mizesta ilay fournisseur hoe nampitomboana roa ny débit kanefa tsy hita hoe aiza no handrefesana azy.
2. lapino ( 20/01/2006 08:53)
Misy betsaka ihany ny site afaka mandrefy azy, fa jereo @ google, ity ohatra http://bw.sdv.fr/

Fa mety ho betsaka ny biaisé amin'ny fandrefesana ataony, satria arakaraka ny elanelana amin'ny serveur-ndry zalah. Mila ajanona daholo koa ny rindrankajy mampiasa internet.

Ny débit omen'ny fournisseur koa ange ilay ataon-dry zalah hoe débit ATM e! Tsy haiko aloha ny tena fandehany, fa fantatro fotsiny hoe ambany noho io no tena débit azonao arakaraka ny atténuation-nao. Ny ADSL 2+ (ireny ilay mahatratra 8,10,20 Mbps ireny) hono malaky be ilay fihenana rehefa manalavitra ny DSLAM.

Aza anontaniana voambolana aloha, fa mba manao boloky fotsiny e :lol::lol: Fa raha misy afaka manazava ny fandehany dia milay!
3. hajajeanclaude ( 22/02/2006 05:59)
Ahoana marina moa ny tena fandehan'nireny resaka débit @ cyber café ireny e? ADSL,IMAX...!
Mba valio e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3106