recette fandrahoana moules..

1. xxx ( 19/01/2006 16:55)
sao mba misy mahalala ny fomba fandrahoina ny moules azafady indrindra tompoko.isaorana mialoha izay mamaly
répondu par Veloo le 27/01/2006 19:31
2. diamondra27 ( 19/01/2006 17:33)
hainao ve aloha ny mikarakara azy e!
mila alana tsi1-1 le volony kely miraikitra aminy iny

de atao marinière sa sauce hafa?

de tapatapana kely ny tongolo de atao anaty vilany de refa manakaiky iny blonde iny izy de atsofoka le moules
de tsy asiana sira f'efa masira an! de asiana persil kely sy poivre de zay + dobera kely manko e!eo @ 15 mn eo refa miparasaka(misokatra) iny izy de alana
3. Fiffi ( 19/01/2006 18:43)
hanao sakafo ve dia hiafenana @ xxx ?:roll::roll:
4. diamondra27 ( 19/01/2006 19:01)
ka mahamenatra tsy mahay mahandro kosa koa , njy koa ry fiffi an!
5. zoara ( 19/01/2006 19:02)
afanaina ny dobera,arotsaka ny tongolo,rehefa somary lasa blonde iny dia asiana maizena 1 sotro,afangaro tsara,lemana(mouiller-na)@ divay fotsy 1 vera,arotsaka ny moules,asiana persil sy poivre,zah mampiasa sakay piment de cayenne fa tsy maro loatra,saromana tsara,afaka dimy minitra de akotrana(secouer)de avela 5 minitra de masaka.azo soloina creme liqude koa ny maizena sy ny vin blan.aroso miaraka @ galette de pomme de terre rapée,mba hialana kely @ moules frites tena milay!!!!
6. vancleef ( 19/01/2006 19:21)
Moule inona aloha ê !
Ny moule iray dia tsy mila andrahoana faha tetsafina sy lelafina manta fotsiny. Ilay moule avy any andrano masina indray dia mifidiana izay lehibe dia hatao moule farcie à la sétoise (Jerevo @ Google ny recette). Io noho hitako tsara indrindra faha ilay hatao moule marinière ho hanina @ frites tsy misy tsirony
7. vale ( 19/01/2006 21:38)
xxx> ity ny mba fanaoko @ moule,
refa voadio tsara dia manendasa oignons émincés + voataby (tsara2 kokoa ny purée de tomate mba hanome jus ilay sauce!!! ary atao tapaky ny tavoangy na brique mihintsy!), arotsahy ny moules! masaka izy izay rehefa misokatra! asio persils voatetika madinika kely! 1mn avy eo esory teo ambony afo! Manaova pate (spaghetti) refa vonon ny pattes dia afangaroy @ ilay moules efa vita iny! mazotoa homana! :miam:wink:
8. vale ( 19/01/2006 21:40)
xxx> asio rano kely ny sauce eraky ny vera ohatra, mandram-pamasaka ny moules:wink::wink::wink:
9. diamondra27 ( 20/01/2006 13:43)
hummmmmmmmmm, ça sent bon ato zany an!
10. sipagasy ( 20/01/2006 14:33)
ny ahy indray rehefa voaendy ny tongolo isankarazany dia asiako divay fotsy na mavo + celeri tahony voatetika kely dia avy eo vao arotsako ny moules, rehefa misokatra avy eo dia masaka izay.
11. lapino ( 22/01/2006 02:45)
N'enà ny itiavako moule rehefa atao paella!! Fa rehefa misy manao paëlla ato an-trano dia kaofina foana ny vilany! Ny anay aloha somary peta-toko ny fikarakarana azy, fa raha te hanao paëlla dia mijereva amin'ny net. Ity ohatra misy recette: http://www.arts-culinaires.com/recettes/paella.aspx

Fa misy betsaka ny azo ikarakarana azy. http://www.linternaute.com/femmes/cuisine/recherche/Moule/moule.shtml ohatra

Fiffi:
hanao sakafo ve dia hiafenana @ xxx ?:roll::roll:

Dia maninona koa izao io xxx io? Manana ny raison-ny izy hoà fa aza harceler-na am'zany rehefa tsy mikitika anareo e! Avelao ny olona mba halalaka hanao xxx araka izay heveriny fa mety e!
12. Veloo ( 24/01/2006 20:10)
dia tsara ve ry reto?
13. Herimiafina ( 24/01/2006 20:13)
Any Belgique manontany fa any be moule sy frity be! hehehehehe:-D:-D
14. Veloo ( 24/01/2006 20:16)
za mbola tsy tany belgique...:roll:
15. Herimiafina ( 24/01/2006 20:18)
Feno moules aty ry Veloo an, sady misy mihinana manta otsan'ny huitre mintsy ry leirony klé, de ireny palourde ireny koa tena betsaka mihintsy,:-D
16. jennifer2 ( 24/01/2006 22:49)
Toa ny ahoana reto ny tsiron'ny moules? mitovy @ huitre ihany ve? raha izany mantsy de tsy tia aho!
17. diamondra27 ( 25/01/2006 17:17)
samy hafa e!
18. Veloo ( 25/01/2006 17:24)
dain za tsy tian'ireny beuuuurrrrrrrrrrrkkkk
19. Herimiafina ( 25/01/2006 18:32)
Ny ahy njay ze tsy tian'ny olona ihany no mba tiako, hehehehehe=))=))
20. Veloo ( 26/01/2006 19:45)
heri:twisted::twisted::twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2667