abrahama,ismaela ary jakoba.
1. fijo
(
19/01/2006 22:13)
araka ny baiboly dia abrahama no rain'izy roalahy ireo.
manaraka fandaharana misy fikarohana atao mikasika ny baiboly aho.amin'ny "arte"isaky ny aprem di amiverina ny alina be.
jiosy sy amerikanina ary alemanina no manao ny fikarohana.
rehefa natao ny fikarohana,dia hita fa,tsy misy hifandraisany mihintsy ireo olona telo ireo.
i abrahama dia lehibeana foko teo ampovoan'ny isrely,i jakoba dia lehibeana foko avy any avaratra,ary ismaela dia lehibeana foko avy any atsimo.
samy mpitarika foko israelianina ireo,ka samy voarakitra tamin'ny tantaran'ny israely.efa haintsika moa fa ny baiboly dia vokatry ny fanangonana ny tantaran'nyisraely.ka tamin'ny fotoana nanoratana azy ,no namoronana ny tantara hoe mpihanaka izy ireo .ny antony,di amba hampitombona kokoa ny zavatra soratana momba ilay tantara.

novalian'i Veloo ny 25/01/2006 17:02
2. marozevo
(
20/01/2006 00:04)
Marina io.. tena marina. Saingy tsara ho fantarina ny antony nahatonga ny mpanoratra tamin'izany andro izany hametraka io maha mpianaka azy ireo io.
Voalohany dia tsara ny hahafantarantsika rehetra fa ny boky dimy voalohany ao amin'ny baiboly, izay ataontsika hoe Boky dimin'i Moizy, dia vokatry ny lovam-panahy sy lovan-tsaina nandritra ny taona maro, ary antokon'olona maro (fara fahakeliny efatra) no samy nanoratra, dia avy eo nisy nanao mise en commun, ary dia io tonga boky dimy io.
Ny fiforonan'ny VAHOAKA VOAFIDY dia taona maro koa fa tsy hoe nipoitra avy amin'ny olona tokana. saingy olona iray firenena tamin'izany...(ohatran'ny hoe samy Malagasy ohatra) Mitovitovy amin'irony tantaran'dRandriamasinavalona irony ... mitovitovy ho'aho fa sao dia miova eo indray ny tian-kambara...
Fa eo ambonin'izany rehetra izany, ny tanjon'ny Baiboly dia tsy hanome TANTARA fa hampita FINOANA. La Bible n'a jamias l'intention de nous livrer des points historiques, elle veut transmettre une Foi vécu à travers les siècles.
Azafady raha mampiasa teny hafa...

3. eprom
(
20/01/2006 04:31)
Mino aho fa ilay fanadihadiana avoakan'ny Mbs sy matv tsindraindray io lazain'ny fijo io.De mba asaivo avoakan'ireo manampahaizana ireo anie ny loharano nanaovany fikarohana sy ny lalantsaina narahiny. De ho hitanareo fa fandementsaina hoe "izahay manampahaizana" no betsaka. Ny manahirana @ tantara ( sy ny arkeolojia ) manko de noho izy tsy mba toy ny matematika ka hoe ny 1+1=2 ho an'ny rehetra fa ny azy ny tranga iray de azo ampitenenina zavatra maro izay mety hifanohitra aza.
4. majesty
(
20/01/2006 04:41)
Fijo:mila fakafakaina ihany ny zavatra ôtran'ireny fa tsy tonga de raisina ambolony @zao,satria raha nekena ho tsindrimandrin'Atra ny baiboly dia tokony tsy hisy zavatra mifanohitra ao anatiny ao fa ny sain-tsika no mampifanohitra azy.Ary raha jerena ange ny baiboly de milaza mazava fa mpirahalahy i ismaela sy jakoba fa ny reniny no samy hafa,ary avy amin'io no nahatonga ny finoana silamo sy ny finoana kristiana izay arahan-tsika hatramin'izao io.Lava be raha ho hazavaina fa anjaranao ny mamakafaka!
5. jentilisa
(
20/01/2006 07:12)
andraso aloha!
Abrahama niteraka an'Itszak (Isaaka) sy Isimaela. Ary Itszak no niteraka an'i Jakoba sy Esao.
Koa iza moa no mpirahalahy lazainareo fa tsy azoko? Toa mpianaka avokoa izato izy? ary impiry nihaona moa i Isimaela sy Jakoba na i Jakoba sy Abrahama na i Abrahama sy Isimaela?
aiza izany adi-hevitra izany no mipetraka?

6. tsimiandravola
(
20/01/2006 07:48)
majesty:
Fijo:mila fakafakaina ihany ny zavatra ôtran\'ireny fa tsy tonga de raisina ambolony @zao,satria raha nekena ho tsindrimandrin\'Atra ny baiboly dia tokony tsy hisy zavatra mifanohitra ao anatiny ao fa ny sain-tsika no mampifanohitra azy.Ary raha jerena ange ny baiboly de milaza mazava fa mpirahalahy i ismaela sy jakoba fa ny reniny no samy hafa,ary avy amin\'io no nahatonga ny finoana silamo sy ny finoana kristiana izay arahan-tsika hatramin\'izao io.Lava be raha ho hazavaina fa anjaranao ny mamakafaka!
--->Misaotra an-draFijo nampiditra ny resaka toy ity.Tsy hitako ilay emission arte fa efa henoko fotsiny.Tena hitan\'i Fijo mihitsy ny commentairen\'ny boky nivoaka ny momba izany izay efa nolazaiko teto dia ny hoe:\"La bible dévoilée\" (Israel Finkelstein,sy Neil Asher Silberman)(Folio histoire,tsy dia lafo loatra).
--->Ny hoe tsy azo raisina ambolony:tsy misy mihitsy ny scientifique afaka mandray am-bolony afa-tsy ireo izay manana préjugés toy ny archéologues mpino:maro amin\'izy ireny no nanao ny asa amin\'ny maha-archéologue azy mba hanamarinana fotsiny ny finoany sy ny voalazan\'ny baiboly.Vokany,tsy mbola nisy hatramin\'izay afaka nandroso conclusion valable fa izay hita rehetra hatramin\'izay dia mifandàka amin\'ny baiboly.Ka ianareo no mandiniha tsara fa mba ahafanana mitarika conclusion valable amin\'ny recherche archéologique et historique dia fehezan-java-misy (tout un faisceaux de faits) no tsy maintsy dinihina fa tsy zavatra tokana.
--->Ny momba ny baiboly Ancien testament:ny compilationdia tamin\'ny taonjato faha 6 BCE no natao taorian\'ny exil de Babylone.Tanjony=hanomezana esprit nasionalista ny jiosy izay nataon\'ireo Empire nifandimby nihinan\'niany teo aloha.Izany indrindra no ampisehoana ny combativitén\'i David,nampisehoana fa firenena iray ihany ireo (israely tany atsimo sy Jodea tato avaratra)taloha,nampisehoana fa iray ihany no andriamaniny fa ry zareo fotsiny no nivadibadika nanompo sampy,nampisehoana fa i Jodea no tena foitran\'ny firenena amin\'ny alalan\'i Abrahama,nampisehoana fa ilay andriamanitra tokana anie dia efa andriamanitry ny vahoaka efa hatramin\'izay ary nanafaka sy nitantana ny vahoaka avy any ejipta.......Izany rehetra izany dia natao hanenjehana tanjona tokana dia ny \"Nationalisme Judaique\".Ilay andriamanitra noho izany dia tsy hafa fa faneva,fanion,emblême mampiray ny patriotes fotsiny mba hanatontosàna ny revolisiona.
---->Iray ny andriamanitra,iray ny patriarche,iray ny firenena=iray no tanjona.
Ary rehefa tsy tratra amin\'ny moyen rehetra efa nampiasaina izany tanjona izany dia tonga ny fangetahetana ny mesia mety ho eficace indrindra satria tsy nahomby ireo mesia noeritreretina hahomby.Kanefa tsy nisy mihitsy izany fahombiazana izany satria potika tanteraka ny revolisiona tamin\'ny taona 132CE (tsy hadino koa ny tamin\'ny 70CE).
7. tsimiandravola
(
20/01/2006 08:09)
Fa eo ambonin'izany rehetra izany, ny tanjon'ny Baiboly dia tsy hanome TANTARA fa hampita FINOANA. La Bible n'a jamias l'intention de nous livrer des points historiques, elle veut transmettre une Foi vécu à travers les siècles.Soa ihany ianao ra-Eprom fa tsy tamin'ny andron'ny Eusèbe sy Ambroise de milan no niteny an'izao/Avy hatrany ianao dia "au bucher"!
--->tsapa mihitsy mantsy amin'izao filaza izao fa ny baiboly dia tsy manana notion d'honetteté mihitsy fa rehefa tafita amin'ny mpamaky sy mpihaino ny "Finoana" dia izay no mahafaly azy.Tsy mahagaga raha feno "ABSURDITE" ao amin'ny Baiboly.
Ohatra kely fotsiny:Amin'ny Hebrio dia ny hafa (Ejipsianna,filistinna) foana no imbécile:miresaka ny momba ny pharaon iray izay izy dia hoy ny baiboly:"il se levà un pharaon qui n'a pas connu Joseph".Ny Pharaon eto no kentrina sy tsy misy archive na mémoire nefa araka ny filazan'ny baiboly dia nalàza be mihitsy i Josefa.
8. naritsimba
(
20/01/2006 08:11)
Iray ny tena, ary iray ny Fanahy, dia toy ny niantsoana anareo ho amin'ny fanantenana iray momba ny fiantsoana anareo;iray ny Tompo, iray ny finoana, iray ny batisa, iray Andriamanitra sady Rain'izy rehetra, Izay ambonin'izy rehetra sy manerana azy rehetra ary ao amin'izy rehetra.Fa samy nomena ny fahasoavana araka ny ohatry ny fanomezan'i Kristy avy isika rehetra.
Efesiana 4 :4-7
mahafaoka be io.
Efesiana 4 :4-7
mahafaoka be io.
10. lapino
(
20/01/2006 08:29)
Izaho koa aloha tsy nahita an'io fandaharana lazain'i Fijo io. Ny zavatra hitako eto aloha izao dia hoe: nolazain'ireo hoe "siantifika" fa nisy i Abrahama, nisy i Jakoba, ary nisy Isimaela.
Ny hoe "Isiraely" dia anaran'i Jakoba io. Ny taranak'i Jakoba no zanak'Isiraely, fa tsy izay rehetra nonina tao amin'ilay tanàna na faritra io akory. Dia efa misy mifanipaka sahady izany eo, fa tsy mpitarika foko israeliana i Abrahama sy Isimaela.
Fa izaho koa aloha miray hevitra amin'i eprom amin'ny hoe:
Tsy ilana arkeolojia koa moa izany.
"Hita fa tsy misy ifandraisany" sa "Tsy hita ny fifandraisany"? Tsy mitovy manko izay.
Raha ataonareo fa tantara noforonina ny baiboly àry, dia misafidy ange ianareo hoe:
- ny tantara noforonina tamin'ny aman'arivon-taona lasa sa
- ny tantara noforonina tamin'ny taon-jato iainantsika
no horaisina fa marina.

eprom:
De mba asaivo avoakan'ireo manampahaizana ireo anie ny loharano nanaovany fikarohana sy ny lalantsaina narahiny.
Tsy ilana arkeolojia koa moa izany.
fijo:
rehefa natao ny fikarohana,dia hita fa,tsy misy hifandraisany mihintsy ireo olona telo ireo.
"Hita fa tsy misy ifandraisany" sa "Tsy hita ny fifandraisany"? Tsy mitovy manko izay.
fijo:
no namoronana ny tantara hoe
Raha ataonareo fa tantara noforonina ny baiboly àry, dia misafidy ange ianareo hoe:
- ny tantara noforonina tamin'ny aman'arivon-taona lasa sa
- ny tantara noforonina tamin'ny taon-jato iainantsika
no horaisina fa marina.
11. eprom
(
20/01/2006 10:09)
tsimiandravola:
Fa eo ambonin'izany rehetra izany, ny tanjon'ny Baiboly dia tsy hanome TANTARA fa hampita FINOANA. La Bible n'a jamias l'intention de nous livrer des points historiques, elle veut transmettre une Foi vécu à travers les siècles.Soa ihany ianao ra-Eprom fa tsy tamin'ny andron'ny Eusèbe sy Ambroise de milan no niteny an'izao/Avy hatrany ianao dia "au bucher"!
Eeeuuuuhhhh!! Tsy izaho anie no niteny an'io eh.
12. eprom
(
20/01/2006 10:20)
Ohatra kely fotsiny:Amin'ny Hebrio dia ny hafa (Ejipsianna,filistinna) foana no imbécile:miresaka ny momba ny pharaon iray izay izy dia hoy ny baiboly:"il se levà un pharaon qui n'a pas connu Joseph".Ny Pharaon eto no kentrina sy tsy misy archive na mémoire nefa araka ny filazan'ny baiboly dia nalàza be mihitsy i Josefa.
1) Tsy milaza izany fa kentrina sy imbecile ny pharaon, milaza fotsiny izany fa nisy farao iray izay tsy nahalala an'i Josefa. Ohatra, firy @ mpitondra malagasy ankehitriny no nahalala an'Andrianampoinimerina? Milaza ve izany fa kentrina sy imbecile izy? Raha noresahina momba ny 1947 Ra8 de tsy fantatro izany hoy izy fa za mbola tsy teraka. Kentrina izy izany aminao?
2) Ny israely de firenena niaiky ny hadisoany sy ny hadalàny. Feno an'izany ao @ TT ao fa jereo.
13. jentilisa
(
20/01/2006 13:58)
F'angaha tsy tamin'ny andron'ny Inquisition vao nisy ny bucher e? izany hoe efa mahery ny arivo ny taona!
16. marozevo
(
21/01/2006 00:44)
tsimiandravola:
Fa eo ambonin'izany rehetra izany, ny tanjon'ny Baiboly dia tsy hanome TANTARA fa hampita FINOANA. La Bible n'a jamias l'intention de nous livrer des points historiques, elle veut transmettre une Foi vécu à travers les siècles.Soa ihany ianao ra-Eprom fa tsy tamin'ny andron'ny Eusèbe sy Ambroise de milan no niteny an'izao/Avy hatrany ianao dia "au bucher"!
--->tsapa mihitsy mantsy amin'izao filaza izao fa ny baiboly dia tsy manana notion d'honetteté mihitsy fa rehefa tafita amin'ny mpamaky sy mpihaino ny "Finoana" dia izay no mahafaly azy.Tsy mahagaga raha feno "ABSURDITE" ao amin'ny Baiboly.
Ohatra kely fotsiny:Amin'ny Hebrio dia ny hafa (Ejipsianna,filistinna) foana no imbécile:miresaka ny momba ny pharaon iray izay izy dia hoy ny baiboly:"il se levà un pharaon qui n'a pas connu Joseph".Ny Pharaon eto no kentrina sy tsy misy archive na mémoire nefa araka ny filazan'ny baiboly dia nalàza be mihitsy i Josefa.
Tys ra Eprom no nilaza io fa i marozevo eh... vakio tsara. Tsarovy fa isika mi-raisone amin'izao taonjato faha 21 izao... tsarovy fa ny mponina tamin'izany fotoana izany (hatramin'ny 1250 BC eo hoe eo ka hatramin'ny 100 AD) dia nanana ny fomba fanaovany raisonnement koa, izay tsy mitovy velively amin'ny anao amin'izao fotoana izao.
Ty ary fanontaniana hafa ho an'ny Tsimiandravola : Sahintsika ve (Zaho aloha tsy sahy), ny milaza amin'ireo Razantsika Malagasy taloha fa MPANDAINGA SY MPAMAHAN-DALITRA izy ireo satria nitantara angano samihafa : Faramalemy sy Kotobekibo; Kotofetsy sy Imahakà, sns.. Ibonia sy ny sisa eh.
Ny ohatra matavy tapaka, sao dia any amin'ilay maha angano azo indray no itarihanao ny resaka. Ny foto-dresaka eto dia ilay FOMBA nampitana zavatra tamin'izany fotoana izany.
17. routa
(
21/01/2006 06:15)
Abrahama niteraka an'i Ismael sy Isaka avy @ Isaka no nivoahany Jakoba zany hoe zanak'i ISAKA i JAKOBA ary i Jakoba no novan' Andriamanitra hoe Israely; ny nivoahany zanak'Israely atramin'izay ka hatrizao.ireo no voasoratra ao @ baiboly ka tsy haiko
19. marozevo
(
22/01/2006 02:08)
jentilisa:
Izaho aloha efa niteny e!
Niteny hoe ahoana ? tsy henoko... Soratra no hitako fa tsy teny...
20. dadabe
(
22/01/2006 03:42)
: routa [ Valio ] 21-01-2006 10:15:03
Lohateny : Re : abrahama,ismaela ary jakoba.
Abrahama niteraka an'i Ismael sy Isaka avy @ Isaka no nivoahany Jakoba zany hoe zanak'i ISAKA i JAKOBA ary i Jakoba no novan' Andriamanitra hoe Israely; ny nivoahany zanak'Israely atramin'izay ka hatrizao.ireo no voasoratra ao @ baiboly ka tsy haiko
tena hainao ka
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 22-01-2006 06:08:32
Lohateny : Re : abrahama,ismaela ary jakoba.
Hoy i jentilisa:
Izaho aloha efa niteny e!
Niteny hoe ahoana ? tsy henoko... Soratra no hitako fa tsy teny...
:°):°):°)