Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Bocassa
(
24/01/2006 14:15)
Pety Rakotoniaina : notambazana fiara...
Miarahaba antsika.
Efa akaiky marina ny fifidianana re oul a! Mitady làlana mafy ny pdt Ravalo mba ho lany fanindroany. Fantany tsara fa i Pety no tompon' ny lakilen'i Fianarantsoa ka miezaka ny man...
tohiny
novalian'i Beinjy ny 26/02/2006 16:26
Vahinala
(
24/01/2006 12:17)
Tsikitsiky lava
Misy an'ilay hira hoe " na inona na inona hitranga, amin'ny fiainana, dia arahina tsikitsiky lava", ahoana no fandraisanareo an'izany, possible tokoa ve ny manao izany indrindra fa raha sendra olana b...
tohiny
novalian'i parazy ny 07/02/2006 04:42
xxx
(
24/01/2006 10:54)
sao mba misy mitady bandy gasy e
irery aty antanin'olona aty fa sao mba misy mitady bandy gasy e ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 26/01/2006 03:24
xxx
(
24/01/2006 10:53)
tokony hisy momba ny garety gasy ato @ ity site ity
toy ny ao @ wanadoo.mg dia tsy manahirana intsony ny mijery ny feongazety gasy
midi
tribune
l'express
ary ny gazette de la grande ile...
tohiny
novalian'i Levy ny 26/01/2006 13:53
lapino
(
24/01/2006 10:29)
Mahay gasy sady mahavita zavatra
Nahita mpandrafitra aho taloha, tapaka foana ny forêt-ny (ilay vy voasikotra apetraka amin'ny fandavahana ireny) izay vidiana lafo, dia izy ihany avy eo no nanefy ho azy, maromaro araka ny halehibeny...
tohiny
novalian'i lapino ny 28/01/2006 10:48
Tinahr
(
24/01/2006 09:50)
horoscope
Maninona moa raha mba asiana horoscope @ teny malagasy ato @ site serasera.org e?...
tohiny
novalian'i lapino ny 24/01/2006 10:02
bichette
(
24/01/2006 09:39)
mangatsiaka ny tanana ...
tato ho ato ny ratsatanako mangatsiaka nefa ny tenako tsy mahare mangatsiaka. Ny sandriko iny koa toa ngolingoly , inona no antony ? misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2006 04:51
xxx
(
24/01/2006 09:09)
Volokelika
Hitanareo rehefa manala volok elika a!raha alàna amin ny rasoir lé izy dé afaka tsara fa ny blem dé ny hoe maninn no lasa maintimainty ny elika?? inn no crème ataonareo aminy na ohatra izany
mba...
tohiny
novalian'i Veloo ny 29/01/2006 01:25
xxx
(
24/01/2006 09:08)
manala volo!
Mba ataovy resaka matotra e!
ahoana kay ny fomba fanalanareo volo(ary ambany io an! aloha sy aoriana)mba hampiala tsara ilay ary aoriana na ato aloha fa indraindray misy tafajanona foana! surtout i...
tohiny
novalian'i tsotrabe ny 29/05/2006 12:47
maelys
(
24/01/2006 08:06)
mitady logiciel
sao de misy aminareo manana ireny logiciel fampianarana ankizy ao an-trano ireny. na teny frantsay na teny anglisy maty daholo. ho an'ny zaza 4ans-7ans.
Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i maelys ny 06/02/2006 04:34
diamondra27
(
24/01/2006 00:37)
DIDY FOLO
Izay mahita na mahay ilay didy folo de mba angatahina mba hanoro eto. MISAOTRA
Ny fanontaniana mba tiako hampieritreritra antsika dia ity: Moa ve misy fahotana kely sy lehibe izany raha nanota iana...
tohiny
novalian'i Veloo ny 30/03/2006 19:21
diamondra27
(
23/01/2006 18:00)
PENTECOTE
andro nilatsahan'ny FANAHY MASINA t@ mpianatr'i Jesosy . De mbola mitohy 'zany asany 'zany hatr@izao.
Misy ireo Kristiana nilatsahan'ny Fanahy Masina mandrakankehitriny : ao nymiteny @ fiteny tsy fa...
tohiny
novalian'i marozevo ny 17/03/2006 01:16
Rossignol
(
23/01/2006 17:59)
Tantara Fohy
Manao ahoana daholo!
Iny misy lien tantara Mp3 mety hahaliana anareo!!
http://homepage.hispeed.ch/masy_homepage/Son/Andafy.mp3
Aza hadino ny manao commentaire
Rossignol ( Nolross )
...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 22/02/2006 15:51
jvais
(
23/01/2006 16:32)
Erick Manana (Mbola ho avy)
Raha misy manana ny tonony de mba soraty ry ireto fa ohatrany mba milay le izy a; sûr daholo e...
tohiny
novalian'i jvais ny 02/02/2006 16:10
valinaka
(
23/01/2006 13:47)
otan'ny vhv no nahavoaroaka tao edena ka tokony ho hendry
ny blème zay misy rehetra de avy @vhv daholo:raha mampirafy ny bandy de noho ny vhv satria raha tsy manaiky izy de inona no asiana eo ,omby sa kisoa?
ny bandy tsy maintsy mikoty fa ianareo no tokony...
tohiny
novalian'i valinaka ny 10/02/2006 15:20
leba
(
23/01/2006 12:46)
hodi-tava madika
Mba mangataka toro-hevitra raha misy afaka manome fa maniry ny tarehy mba hadio tsy hisy tasy sady madinika ny hodi-tava. Dia miangavy e8)...
tohiny
novalian'i Popety ny 07/02/2006 11:02
Fiffi
(
23/01/2006 11:40)
1 million de dolara
Lasa indray ny saiko ato ry namana fa vao nijery vao2 teo aho dia nahita an'ity hoe " akanjo iray vidiny 1 million de dolara " akanjo iray hoy aho , ary efa naheno koa fa nisy akanjo koa lafo vidy be ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/01/2006 18:53
xxx
(
23/01/2006 10:10)
Voahendrikendrika nangalatra
Inona no hatao raha voahendrikendrika hoe nangalatra?
Misy namako anakiray mantsy mitaraina fa voahendrikendrika nangalatra.
Nahita annonce tamin'ny Gazety izy fa nisy ramatoa mipetraka any Arivonim...
tohiny
novalian'i survivant ny 11/03/2006 10:58
andry44
(
23/01/2006 09:40)
B.D.
Manao ahoana ny hevtrareo raha ireny boky bande dessinée gasy taloha ireny no avadika ato dessin animée ohatra na atao film mihitsy?Toa andry Benandro,Koditra,avotra,Inspecteur Toky sy ry Bobel mban...
tohiny
novalian'i andry44 ny 18/02/2006 18:36
hery
(
23/01/2006 09:25)
Raha namana vaovao
Raha vao nisoratra anarana eto amin'ny serasera ianao dia ireto mety misy torohevitra vitsivitsy mety hahasoa anao.
1. Fenoy ny mombamomba anao. Tsindrio fotsiny ilay rohy eto ambany
[url]http://s...
tohiny
novalian'i iray ny 07/03/2006 14:25
