Tantara Fohy

1. Rossignol ( 23/01/2006 17:59)
Manao ahoana daholo!

Iny misy lien tantara Mp3 mety hahaliana anareo!!
http://homepage.hispeed.ch/masy_homepage/Son/Andafy.mp3

Aza hadino ny manao commentaire

Rossignol ( Nolross )

2. cutie ( 23/01/2006 18:38)
eo am-pihainoana azy za io zao :)
3. diamondra27 ( 23/01/2006 19:08)
misaotra e!

betsaka tokoa ny olona no mitovy @ Soa @ fiheverana zany atao hoe andafy zany
4. sipagasy ( 23/01/2006 19:18)
misaotra anao ry "vorona"tsara anarana "rossignol" fa dia miandry ny manaraka izany e! dia miandry ny fiaraha-miasa ihany koa eto aho doa milaza fa azontsika henoina ihany koa io ao @ radiovazogasy e!
5. akamatiana ( 23/01/2006 20:26)
messsi an!! aleo klou henoina :)
6. mirana5 ( 23/01/2006 20:40)
tantara fohy marina, fa mampisaina lalina, tantara hitovizana @ tany an dala-pandrosoana sy ny tany manakarena rehetra eto an -tany indrisy mantsy ry "tsy fitoviana"nahoana no miangatra toy izany ianao:roll::roll::roll:
7. booboo ( 24/01/2006 10:01)
iza moa no tsy mbola nanonofy hahita ravin'ahitra tsaratsara kokoa noho ny efa eo ? saingy matetika ny zava-misy araka ny antenaina !
8. diamondra27 ( 27/01/2006 18:07)
manga feo kosa le olona mitantara an!
:-*:-*
9. Vahinala ( 27/01/2006 18:31)
Za nanokatra fa page introuvable hono ! :cry::cry:
10. diamondra27 ( 30/01/2006 11:35)
vahinala: marina tokoa, toa tsy misokatra tsony le izy.

Andraso aky fa mey mbola manomana tantara hafa indray izy de aza tara intsony

za koa vao saika hihaino indray fa tsara be le tantara
11. Vahinala ( 30/01/2006 15:20)
diamondra > Ok ndray ary e !
12. Rossignol ( 01/02/2006 16:06)
Vahinala:

Za nanokatra fa page introuvable hono ! :cry::cry:


manao ahoana !
ie misy problème kely le page fa tianao ny hihaino dia omeo ahy ny mail dia alefako e!
mbola ho avy ny manaraka fa miandry kely...

nolross


13. diamondra27 ( 07/02/2006 11:12)
rossignol: hum! hay ve enao le nandefa le tantara fa tsy tadidiko tsonye!.

Fa enao ve le miteny mitantara tao @ le oronampeo?Tsy matiko lolo:wink:

raha misy tantara @ manaraka de mba ho isan'ny voalohany hihaino 'za ka mba andefaso hafatra oe: tandremo fa hisy tantara vaovao indray hivoaka @zao date.

Misaotra anao 'za fa ny tantarn'i soa de mahafehy ny tiako lazaina t@ dinika sera²
14. mbositra ( 13/02/2006 21:23)
fohy tokoa:
The requested URL /masy_homepage/Son/Andafy.mp3 was not found on this server
15. hery ( 14/02/2006 07:05)
mbositra> angamba efa nalefa ao amin'ny radiovazogasy.com
16. onjah ( 21/02/2006 11:52)
Tokony hanoratra ao @ lalao sy hatsikana i mbositra ko le. Milay e
17. yonikafopl ( 22/02/2006 15:51)
onjah:-D:-D=))=))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2651