otan'ny vhv no nahavoaroaka tao edena ka tokony ho hendry

1. valinaka ( 23/01/2006 13:47)
ny blème zay misy rehetra de avy @vhv daholo:raha mampirafy ny bandy de noho ny vhv satria raha tsy manaiky izy de inona no asiana eo ,omby sa kisoa?
ny bandy tsy maintsy mikoty fa ianareo no tokony hifanaraka sy hifanaja ka tsy hoe rehefa misy mikoty de tsy maintsy hiodina.mifampitaiza ianareo hatramin'ny fahakely de lazao hoe fahotantsika no nahatonga ny fahoriana eto an-tany(tsy misogyne aho fa tena mirevy sipa ary io no tena blème :mahazo sipa foana aho.
novalian'i valinaka ny 10/02/2006 15:20
2. Vahinala ( 23/01/2006 14:14)
Hay moa ! :-w:-w:-w:-w:-w
3. mumu ( 23/01/2006 14:26)
vehivavy nitondra an'ny valinaka 9 volana tao an-kibony! fahotana ko ve zany?
4. Fanja1 ( 23/01/2006 14:32)
mumu non ka, tsy tao ankibon'ny neniny io fa nilatsaka avy any @ tsy hay we taiza.
5. booboo ( 23/01/2006 14:49)
Fanja1 > hihihihi

Valinaka > sitrapo ny an'ingahy zany raha mbola mirevy vevavy kouh ! hihihi maty voahombo ato @ forum ingahy androany !
6. andrea ( 23/01/2006 15:02)
valinaka> aza de miseho milay rehefa mahazaka sipa e !! ary mba mahatazona ve sa ilaozany foana?
7. Belle ( 23/01/2006 15:07)
valinaka> Mba misaina fa aza manao botolo loha fotsiny. Afaka miteny koa ny vehivavy hoe: ny tsy fananan'ny LEHILAHY hazon-damosina - tsy fahatoherana ny mena miraviravy no nahatanteraka io fandroahana io. Dia mbola tsy fay foana!!!!:b
8. vivi ( 23/01/2006 15:26)
d raha otan'ny vhv d ahoana? hamono tena ?, tsy azoko ny tena tianao atongavana ?, mamanareo v io sa ranabavy? , ary mba mafy zany niainanao zany ka lasa manaratsy vhv an!
9. akamatiana ( 23/01/2006 15:27)
fahotan'ny ny roa mitambatsa fa tsy ny vehivavy rery ry valinaka a!!
10. lapino ( 23/01/2006 15:30)
8)8)
11. pissoa ( 23/01/2006 15:34)
valinaka:
ny blème zay misy rehetra de avy @vhv daholo

Raha lehilahy i valinaka dia ...
Valinaka = Mpanitso-keloka, mpiala andraikitra, Taranaky ny tsy mety diso, tsy manaja vehivavy :-w :-D:-D:-D
Fa raha vehivavy dia :evil: :-D:-D:-D

(Tsy fantatro hoe lehilahy sa vehivavy satria tsy voalaza ao amin'ny momba anao)
12. Ragadona ( 23/01/2006 15:35)
O ry zavavy a, tena mafinaritra ny mandrangitra anareo fa tonga dia mampiala voly be le valin teny maro isan karazany... nareo ve dia mihevitra fa sérieux le namorona ny sujet ? Mba te handrangitra izy, hahenoana valy bontana maro, ary efa nahomby izy hatreto, fa ny mety mbola andrasany sy tiany hofantatra zao dia hoe inona daholo no mety karazana ompa fanaon ny vhv, asa alo na mbola hahomby koa izy eo . . .
13. andrea ( 23/01/2006 15:45)
Ragadona> ka zahay ange tsy manopa fa mamaly fotsiny e! Tsy hahazo ompa zany izy fa mba avela misaina kely na dia atao hoe vazivazy aza ...:lol:
Asa anefa raha mbola misy ati-doha afaka hampiasainy satria toa lanin'ny sipa daholo ny sainy..vazivazy daholo zany
14. Fiffi ( 23/01/2006 16:13)
valinaka: rehefa nahazo paket tany @ vehivavinao ianao dia aza ny vehivavy rehetra no lazaina hoe avy @ vhv daholo ny blèm rehetra. Miala tsiny @ nao aho fa tsy marina izany lazaianao izany , fa raha toa ka tsy manaiky angaha ny vhv dia andeha hijery ny kisoa sy ny omby ianao ? :-D:-D:-D vazi2 iray an-dalana , tsy fanao ny man... an-dalana :-D:-D:-D:-D
15. Fiffi ( 23/01/2006 16:16)
valinaka: ka inona no blèm-nao raha mahazo sipa foana ianao kay ? tsy vao maika ve izany tsara ho anao?
16. Fiffi ( 23/01/2006 16:33)
Ragadona: an3 tsy rangitra izany izahay an! fa mba mamaly arakin'ny filazan'i andrea
17. Veloo ( 23/01/2006 16:43)
valinaka, ka nareo lehilahy ko mora ahodin'ny vehivavy ko, tsy manana azo-damosina :-D:-D:-D:-D
18. Ragadona ( 23/01/2006 16:54)
O ry veloo a, za lhl fa mbola tsy voahodina, ary ra sanatria ka mba voahodina ndraindray dia tsy midika hoe tsisy hazon damosina fa mba te hanao avanture n le fihodinana
19. vivi ( 23/01/2006 17:28)
ka zao kosa anie,te ho vendrana eo koa, aiza moa tsy atao,'i eva .Ianao aza zao tena voa e!ntsooo!!!! mbola vao manomboka io! ataonay !sady rehefa mahita anilay lavaka tena tsy afamiala kosa aloa e!, sa , zay no nahatonga anao lasa PD , hnhnhn! zai vao azoko ,
20. Ragadona ( 23/01/2006 17:35)
Fa anga dia lavaka lalina mangitsokitsoka be le izy no tsy ahafahana miala ? Na dia itondrana tohatra hivoahana tao ve ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3509