otan'ny vhv no nahavoaroaka tao edena ka tokony ho hendry
62. Veloo
(
25/01/2006 19:59)
ravaka njy tsy mahita fa ndana jereo ny size fampirafesana atsy.. tssssssss loza wa retsy a
63. Vahinala
(
25/01/2006 20:22)
veloo:-*:-* > Inn aza mahataitra anareo amzany e, ny olona mery mandà sy manejika ny hafa reny indrindra no tena mpanao azy ! :-D:-D:-D:-D
65. Herimiafina
(
26/01/2006 03:58)
Tsy de le paoma loatra anie ry zareo ny olana fa le menarana e. Be dia be ny menarana any ampiasana any an, eny fa na dia eo antsinanantrano aza, ka maro ny voababony e!
Ohatra: misy namana manome hevidratsy any ambadika any de ny vady ao antrano no ampinanina klé.
Be dia be ny akama no miady lava antrano fa ry anona ary ambadika hono manana vam de ahoana hono ry zareo no tsy manana, de le lehilahy matetika no lazaina fa incapabla klé. Tafiditry ny menarana ny tokantrano refa otr'izay. :evil:tssssss
Ohatra: misy namana manome hevidratsy any ambadika any de ny vady ao antrano no ampinanina klé.
Be dia be ny akama no miady lava antrano fa ry anona ary ambadika hono manana vam de ahoana hono ry zareo no tsy manana, de le lehilahy matetika no lazaina fa incapabla klé. Tafiditry ny menarana ny tokantrano refa otr'izay. :evil:tssssss
67. Herimiafina
(
26/01/2006 04:19)
Feno eny amin'ny fiainana andavana'andro eny kah, hehehehehehe=))=))
69. valinaka
(
26/01/2006 17:23)
mampalahelo ity forum ity fa tsy mahazaka resaka marina ary asiana censure mihitsy ka tsy de miinteresser ahy intsony ka izao no lazaiko aminareo marina de marina tokoa:ry vahinala de efa miaina ao anatin'ny fiodinana sy ny bêtise ny olona frivany sy tena cox mihitsy "angamba" ary voaozona hatramin'ny ho taranany nefa ange de tiako be mihitsy izy io fa nareo anga nahoana?izy de sipa milay ary mahafinaritra ahy foana ny resany na de mahasosopra aza fa lavaka ka mody atao hoe tiana ê!
de mahazotoa daholo ary manohy ny havetavetana ê!
de mahazotoa daholo ary manohy ny havetavetana ê!
70. Herimiafina
(
26/01/2006 17:31)
Loza marina fa nanome tso-drano i valinaka klé, aza manao an'izany leisy fa misy jo milay be dia be any fa tsy ratsy otsan'izany daholo ihany kah! :roll:
71. Vahinala
(
26/01/2006 18:21)
valinaka > hahahahahaha samy manao ze mahafalifaly ny fony io e, raha za no makorela inn no mahasahirana anao ?????? =))=))=))=))=))=))
72. jos13
(
26/01/2006 18:30)
ny ahy aloha tsy azoko ny fahafinaretana ho valinaka hanaratsy vhv e, raha mahazo volab aloa d tsy maninona fa , plaisir d tsy azoko mihintsy !, sa efa hanomboka ny depression, za aloha fa sur fa zay mihintsy , tandremo ihany lesy aty andafy fa raha tsy mitandrina anie aty d mideprime!, hotrany misy zvt mahasorena anao d ny vhvn'ny serasera no ataonao lasibatra!, mivavaha fa tena hotrany hampalahelo indray ianao ranadahy ! ny vhv eto anie mahatanty resaka fa ianao no tena mijaly e! MAHEREZA E!
73. Vahinala
(
26/01/2006 18:31)
jos13 > d za aky mbo variana koa, za na ataony cox aza ts olana mintsy :lol::lol::lol: ihany no ady eo fa izy no harary fo irery ao e !
74. jos13
(
26/01/2006 18:38)
fijeriko azy akia an!mety vao nisaraka t@ sipany angamba izy d lasa manana haine @ vhv ,nefa tsy ni fanaratsiana ny vhv rehetra anie no ahatonga azy ho tafavoaka @ io depression , ilay sipany angamba no ataony cox, d lasa ny vhv eto no ataony tsakitsaki sy anaparany ny halahelony , tokony hivavaka mafy ianao ry valinaka ka!
75. Herimiafina
(
26/01/2006 19:02)
Tsy njy kosany ry Vahinala le ataony cox eo fa le sipany manjakely io an! Tena mararay fo mintsy ary izy knou, tokony hampianarinareo hitia sipa hafa injay e! :(:(
76. Vahinala
(
26/01/2006 20:23)
Herimfiana > Za ve no tsy mahazo tsara ze lazainy zany ? Misy hoe vahinala mantsy ilay izy koa ! Ka marina anie ny teniny jos13 io e, sendra voadona angamba izy d marary fo be nefa ça arrive ange e, tsy atao mahakivy zany fa tsy mitovy daholo akory ny olondrehetra raha 1 no ratsy ve d ho ratsy daholo, mety misy tena tia azy any ho any fa mbola tsy sendra azy fotsiny d zay.
valinaka > Tena voadona mafy mintsy ve enao e,aza kivy amzany fa raha 1 no lasa 10 no manantona e ! Ny vhv rehetra kosa anie tsy mitovy e, ny lhl koa misy manao izany nefa tsy izany no hilazako hoe ny lhl rehetra ratsy daholo.
valinaka > Tena voadona mafy mintsy ve enao e,aza kivy amzany fa raha 1 no lasa 10 no manantona e ! Ny vhv rehetra kosa anie tsy mitovy e, ny lhl koa misy manao izany nefa tsy izany no hilazako hoe ny lhl rehetra ratsy daholo.
77. Herimiafina
(
26/01/2006 21:03)
Ka rehefa olombelona dia tsy maintsy mandeha amin'io dualité Ratsy/Tsara io foana fa ny tokony hatao dia ny mitsandraka ny tsara hatrany any amin'ny olona fa tsy mi-drame amin'ny ratsy any aminy, hehehehe:-D:-D
78. Vahinala
(
27/01/2006 07:42)
Izay mintsy mantsy koa, tsy misy olona tonga lafatra anie eto antany e !
79. valinaka
(
27/01/2006 16:17)
tsy azonreo mihintsy ilay blème fa na ianareo minia mikipy na tsy mahazo teny- gasy:za tsy manaratsy na iza na iza fa tsotra ny koziko:"mifampitaoma ianareo ho hendry daholo de zay milay ny fiainana!