otan'ny vhv no nahavoaroaka tao edena ka tokony ho hendry
41. pissoa
(
24/01/2006 17:24)
Ragadona:
Amiko manokana alo tokony izay miresaka aminao eto no iantefanao fa tsy manitatra any amin ny olona mipetraka tsara tsy maninona anao any na dia eo aza ny "fahalalahana miteny"
Amiko manokana indray, raha nanana olana tami'ny vehivavy tany izy dia tokony tany no niantefa, sy nanao ny tsikera fa tsy avy dia manamaivana ny vehivavy rehetra. Raha tsy nanana olana izy tsy hitako izay hitenitenany foana eto, matoa izy tsy nanana olana dia misy vehivavy hendry!!!
42. pissoa
(
24/01/2006 17:30)
Herimiafina> An3 kah, raha ianao no tao dia ilay efa nasaina nivoaka ny sahy iny mbola lasa ihany nangala-paoma =))
43. Herimiafina
(
24/01/2006 17:31)
...de mbola nangataka sira sy sakay tany amin'ny anjely hihinanana an'ilay paoma marikivy, hehehe=))=))
47. vivi
(
24/01/2006 17:56)
ilay we nasaina nivoaka ny saha edena nefa mbola mangalatra paoma ihany!, efa diso mihitsy l bandy zany fa efa nahay nangalatra sahady
48. Vahinala
(
24/01/2006 18:43)
Ilay fitsikerana ny vhv rehetra amin'ny ankapobeny mihitsy no tsy mety ary izay indrindra nohampatsihaivana azy hoe mbola vhv koa ange no niteraka azy sao adinony. Mety voadona tamin'ny olonkafa tany izy fa tsy izany no antony hilazana fa ny vhv rehetra no ratsy. Be koa ange ny lhl manao ratsy e, nefa za manokana tsy hiteny mihitsy hoe tsisy fotony ny lhl fa arakaraka ilay olona ihany io.
50. mumu
(
24/01/2006 19:23)
Ragadona:
Refa mifampitsikera ny lhl sy ny vhv dia matetika ny vhv tonga dia haingana ery ny hikitika na hanamaivana ny anabavy na ny renin le bandy niteny(ny anabavinao anga toy izany, toy ny reninao ....). Amiko manokana alo tokony izay miresaka aminao eto no iantefanao fa tsy manitatra any amin ny olona mipetraka tsara tsy maninona anao any na dia eo aza ny "fahalalahana miteny".Marina fa entim po te hitady teny marary hanindrona azy ianao kanefa ra manamaivana ny anabaviny na ny mamany tsy maninona anao ianao dia mametraka ny tenanao hitovy torosy aminy eo amin ny fanaratsiana vhv toa anao ihany koa.
vakio tsara ny zavatra soratany fa izy no manitatra an ilay dinika any amin ny olona mipetraka tsara arakin ny filazanao za mamaly en consequence fotsiny
51. lapino
(
24/01/2006 22:10)
Vahinala:
Ilay fitsikerana ny vhv rehetra amin'ny ankapobeny mihitsy no tsy mety ary izay indrindra nohampatsihaivana azy hoe mbola vhv koa ange no niteraka azy sao adinony. Mety voadona tamin'ny olonkafa tany izy fa tsy izany no antony hilazana fa ny vhv rehetra no ratsy. Be koa ange ny lhl manao ratsy e, nefa za manokana tsy hiteny mihitsy hoe tsisy fotony ny lhl fa arakaraka ilay olona ihany io.
Savà Vahinala? :wink::wink::wink:
52. fijo
(
25/01/2006 04:09)
tratra daholo indray ny mpanota rehetra ôôôô,izany ravehivavy an.hummmmmmm bibilava ve no sakaiza ko.
54. vivi
(
25/01/2006 11:25)
eeeeeee, mampalahelo zany nareo ry vahinala fa vendrana zany , fa hita fa efa mpanota d mbola hidirana ihany , fa aza miaraka @ vhv d samy vita fa tsy asiana anizao resaka lava b zao, ny anhy aloha rehefa we mitondra fahotana sy bleme d tokony tsy hierika intsony , za aloha mbola tia lhl foana e!, ary ny lhl niaraka t@ko hatraminizay mbola tsy niteny we mpanota ny vhv fa toa samy mpanota daholo ,za zao mpihodina d ahoana, tsy mitovy ihany isika zao,nefa mba niezaka tsy anao fa le bandy mi-insiste koa, sady en plus izy celibataire , raha ianao zany t@ place-n'ilay bandy toa hamonotena , d hiazakazaka aty @ serasera indray ! ny mety aminao toa halefa any @ planeta mars ka!! MAHEREZA! fantako fa mampalahelo ianao!
55. Vahinala
(
25/01/2006 11:34)
vivi > fa maninona aky za no mampalahelo andry ? za ndray d tia lhl foana ka sady tsy mbola niova taranja velively an, mpanota daholo rehefa olombelona fa ilay ranamana iray io no voadona be tany angamba ka tsy hitany tsony izay atao e ! :-D:-D:-D:-D
60. ravakamalala
(
25/01/2006 17:19)
veloo> ka izy toa ohatran ny lhl hendry be zany kou! sa tsy izany valinaka?(l)