otan'ny vhv no nahavoaroaka tao edena ka tokony ho hendry
81. Vahinala
(
27/01/2006 17:36)
valinaka > Enao koa aloha mila mandini-tena vao afaka milaza fa maditra daholo ny vhv ka ! Sa ianao tena sahy milaza fa parfait tsy misy kianina mintsy ?:x
84. vivi
(
28/01/2006 18:19)
mivavaha mafi ry valinaka fa tena mafy ny mahavoa anao matoa manao anio resaka io foana ianao!
88. valinaka
(
30/01/2006 11:41)
tandremo ry sipa fa samy ho tsarain'ny tantarany fa tsy misy afa-maina akory.aza de manararotra ny tsy ho tratry ny aloka ka mampiasa ilay triangle maimbokely nefa milay ary tsy misy ohatrazy raha eto ambonin'ny tany ka iankohofana sy ikonetahana mihitsy rehefa tonga ny feeling.
le izy ange ka milay fa mila complémentarité de:ny fahendren'ny vehivavy izany.za tsy maintsy mikoty sipa foana satria matsiro le izy fa isaky ny voky de tonga saina.
sady ianareo sipa ange ka mora kotiana ê!:raha vao hita ny point faible de ao zany. de lasa indray ny fika manaraka.de mirediredy eo ,de mody manao scènekely eo ,de mody miseho ho affectueux,tendre, gentil,brillant,jaloux...le mahazatra ê!nareo koa mantsy tia fianankaviana loatra ka mieritreritra daholo fa ianareo no afaka mampiseho izany(point faible koa io an!)ka mody ividianana cadeau kely i rabaofy sy rafaina na ...
le izy ange ka milay fa mila complémentarité de:ny fahendren'ny vehivavy izany.za tsy maintsy mikoty sipa foana satria matsiro le izy fa isaky ny voky de tonga saina.
sady ianareo sipa ange ka mora kotiana ê!:raha vao hita ny point faible de ao zany. de lasa indray ny fika manaraka.de mirediredy eo ,de mody manao scènekely eo ,de mody miseho ho affectueux,tendre, gentil,brillant,jaloux...le mahazatra ê!nareo koa mantsy tia fianankaviana loatra ka mieritreritra daholo fa ianareo no afaka mampiseho izany(point faible koa io an!)ka mody ividianana cadeau kely i rabaofy sy rafaina na ...
89. Vahinala
(
30/01/2006 11:50)
Rehefa tsy mahafaly anao zany ry se d andana ndray lehilahy hiarahana a, tsy hitako ze olanao amzany. Toa mimenomenona enao nefa tia vhv ihany, ary tadidio fa ny mpanenjika toujours afara, izay kozinao tsy misy dikany aminay mintsy fa ianao no mampalahelo mivonto fo amin'ny tsy misy antony ao fa nataon'ny sipa nidona tam poto tany angamba ! :-D:-D:-D:-D
90. valinaka
(
30/01/2006 13:00)
fa nahoana i vahinala no tena masiaka be ary hoatran'ny tsy tia bandy zany.satria ve marina de tena tezitra be?tsy mampiova n'inon'inona izany ê!fa ny mahafinaritra de manaiky fa tsy hanao toetra ratsy intsony rehefa manambady fa hitaiza amin'izay .za mantsy mahafantatra ramama tsara tarehy ary tena mpiodina izany t@ fahatanorany ary de milafika niaraka t@ vadin'olona izy nefa ilay tompom-bady ao an-trano:aty aoriana @ zao fotoana zaovao tena manenina tongotra aman-tanana ary de indroa maty anaka.ka zay no ilazako anareo hoe mitandrema!anisan'ny tantaram-behivavy izany.
91. Vahinala
(
30/01/2006 14:45)
valinaka > Za tia lehilahy ka sady za tsy mbola niova taranja mintsy akory an ! Fa tiako ho fantatrao fotsiny hoe ny olona rehetra mety ho solafaka na lahy izy na vavy fa aza dia avy hatrany manome tsiny be toy izany.
92. valinaka
(
31/01/2006 16:10)
diso hevitra ny momba ahy mihitsy i vahinalakely satria tsy manome tsiny an'iza na iza aho fa miteny ny zava misy raha tsy d'acoord ianareo de iza aza no nahatonga antsika voaroaka tany edena ?ary nahoana ianareo no voaozona hijalijaly lava izao rehefa hiteraka?sy hanampahavalo menarana lava izao?ary maninona no be blème eto tsy noho ny ditranareo?na arapolitika na aratsex ...
93. Vahinala
(
31/01/2006 22:20)
O ry valinaka kely a, raha tsy narary anga izahay vehivavy namoaka zanaka, tonga teto antany ianao io ?
94. valinaka
(
01/02/2006 00:35)
ianao io mihitsy ry vahinalakely no mety misambotra ny tanan'ny olona etsy sy eroa rehefa miteraka.ohatran'ny hitako izany fikonainainany sady miantso vonjeo no manompa... nefa ange de nakatsirony ery t@ nanao azy ê!eo vao mety mahatsiaro an'i valinaka hoe :lelikalahy iny; nefa tsisy hidirako ny amin'izany, milaza ny marina fotsiny aho!
95. Vahinala
(
01/02/2006 08:14)
Anisany fahafinaretana am miteraka ange ry valinakakely ilay marary e, manjary fitiavana be ho an'ny zanaka iny avy eo hoe, tena narary ahy iny sombiniaiko iny !
96. sera
(
01/02/2006 09:10)
Ragadona:
Refa mifampitsikera ny lhl sy ny vhv dia matetika ny vhv tonga dia haingana ery ny hikitika na hanamaivana ny anabavy na ny renin le bandy niteny(ny anabavinao anga toy izany, toy ny reninao ....). Amiko manokana alo tokony izay miresaka aminao eto no iantefanao fa tsy manitatra any amin ny olona mipetraka tsara tsy maninona anao any na dia eo aza ny "fahalalahana miteny".Marina fa entim po te hitady teny marary hanindrona azy ianao kanefa ra manamaivana ny anabaviny na ny mamany tsy maninona anao ianao dia mametraka ny tenanao hitovy torosy aminy eo amin ny fanaratsiana vhv toa anao ihany koa.
ka zao angeh tsy nofaritany oe vhv ato am serasera iany no resahana eh fa oz izy oe ny vhv ny diany ny retra2 zany
97. valinaka
(
02/02/2006 13:56)
nareo rehetra rehtra de manadala ahy fotsiny ary afa-baraka an'i ravakakely aho ary de tsy hita intsony izy:mifona re ry ravakakely fa be mpanadala loatra aho ,azonao fetahina ny tehamaina aho fa tsy maninona fa tsy misy saina mihitsy,miala tsiny,miala fondro re ry ravakamalala fa hitako fa tena vehivavy hendry sy mahate ho tia ianao.aiza ianao fa mitady anao aho?