otan'ny vhv no nahavoaroaka tao edena ka tokony ho hendry

21. diamondra27 ( 23/01/2006 17:47)
belle: salama e!
tena marina izany
22. vivi ( 23/01/2006 17:48)
hihihi!marivo aloa le izy matoa lery lasa Pd § MARINA KOSA ALOA NY AZY, rehefa tsy tia vhv v tsy ho lhl e! mahereza ary koa !
23. pissoa ( 23/01/2006 18:11)
:-D:-D
24. Veloo ( 23/01/2006 18:33)
ragadona a raha njy no teo @ toeran'i adam dia nanao otran'zay knou inn ndray?:roll:
25. pissoa ( 23/01/2006 18:45)
veloo> :-D:-D
26. Herimiafina ( 23/01/2006 19:31)
Ka le voankazo voarara aza favy noho ny sahan'i Edena kou tsy ndé, hehehehehe:-D:-D=))=))
27. Vahinala ( 23/01/2006 19:47)
Mampmé be ana ange ny namaky an'io dinika io tam maraina e ! Tena te handrangitra marina angamba i valinaka nefa inn moa no tombotsoa ! Nenay tsiky foana d ampy e ! :-D:-D:-D:-D
28. jennifer2 ( 23/01/2006 22:23)
:-D:-D:-D:-D
29. Fiffi ( 24/01/2006 04:49)
:-D:-D:-D tena hasianay tsiky dia ampy e!
30. Herimiafina ( 24/01/2006 04:51)
Tokony haverina mihintsy iny tantaran'i Adama sy Eva iny de zah no atao Adama de nareo ireo atao Eva daholo de tsy le paoma no atao kaly fa le menarana no hatsatsika, hehehehehehe=))=))=))=))
31. Vahinala ( 24/01/2006 08:40)
Atao masikita ! :-D:-D:-D:-D
32. ari.malala ( 24/01/2006 10:59)
:-D:-D:-D
33. vivi ( 24/01/2006 13:59)
tena mampime koa ty herimiafina ty !, marina e!toa tena tsy milay ndray lay edena raha io menarana io no hatao masikita ka ! matoa efa i eva no natao masikita taty aoriana d efa favy b kosa e!, tsy aleonao v za no atao tsakitsaky, miaraka @ py!, ahoana , anda v?, mbola mafy b anie i eva! , tsy hita intsony koa ianao zany @ alina fa lasa aiza foana?
34. lapino ( 24/01/2006 14:08)
Herimiafina:
le menarana no hatsatsika, hehehehehehe=))=))=))=))


Ko tsy loza?! :-D:-D
35. valinaka ( 24/01/2006 14:25)
nareo kosa de manao botony daholo ry sipa an!ary hita @izao valiny izao fa tsy misy te ho hendry daholo ianareo fa samy te hiodina daholo :tsapako fa tsy misy mifanome teny hoe:ndao isika vhv rehetra ho hendry @izay daholo izany hoe nofinofy ny ahita vhv hendry sy mifanome hevitra tsara fa raha tsy mifampialona de samy tsy manaiky gisitra na manao sabotage ny hafa na maneho tsaho manaratsy na managala badin'olona tsotra izao na mangalatra ny asan'ny sasany na mivarobody ...(toetra ratsy daholo ê!)
36. Vahinala ( 24/01/2006 14:36)
valinaka > Ary ianao io mba manao ahoana hono, ary ny mamanao koa mba manao ahoana ! :-D:-D:-D:-D:-D
37. mumu ( 24/01/2006 14:39)
valinaka sao de sipa avy any amin'ny fianakavinareo no manao an'zany de ny sipa rehetra no aratsina eto e?
38. pissoa ( 24/01/2006 16:12)
valinaka> Mahereza mitady e! =))

39. Ragadona ( 24/01/2006 17:18)
Refa mifampitsikera ny lhl sy ny vhv dia matetika ny vhv tonga dia haingana ery ny hikitika na hanamaivana ny anabavy na ny renin le bandy niteny(ny anabavinao anga toy izany, toy ny reninao ....). Amiko manokana alo tokony izay miresaka aminao eto no iantefanao fa tsy manitatra any amin ny olona mipetraka tsara tsy maninona anao any na dia eo aza ny "fahalalahana miteny".Marina fa entim po te hitady teny marary hanindrona azy ianao kanefa ra manamaivana ny anabaviny na ny mamany tsy maninona anao ianao dia mametraka ny tenanao hitovy torosy aminy eo amin ny fanaratsiana vhv toa anao ihany koa.
40. Herimiafina ( 24/01/2006 17:21)
Fa mety tena loza raha izaho no tao amin'io Sahan'i Edena io an, raha izaho izany no Adama mety efa lany ritsa ny taolantehezako klé, hehehehehe:-D=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5498