otan'ny vhv no nahavoaroaka tao edena ka tokony ho hendry

101. nolalaina ( 07/02/2006 13:08)
valinaka:

tsy azonreo mihintsy ilay blème fa na ianareo minia mikipy na tsy mahazo teny- gasy:za tsy manaratsy na iza na iza fa tsotra ny koziko:"mifampitaoma ianareo ho hendry daholo de zay milay ny fiainana!



Ndao tsika sy enao mba ho hendry @zay é!! :*
102. valinaka ( 07/02/2006 14:33)
za sy ianao ange ry nolalaina efa hendry foana ê!fa saingy za de olombelona fa tsy anjely fa ny sipa fotsiny no mba tiako ho hendry daholo de tsy mamizaka.za te ho hendry miaraka aminao ary tena sûr io.
103. nolalaina ( 07/02/2006 18:07)
ny sipa kou lesy ngeh ka olombell é!! tsy anjely doly akory zahay!! lol
ary nahona no sipa ihany no asainao hendry fa mamizaka?? ny lelà no tena mamizana kou!! :lol:
104. chipie1 ( 08/02/2006 13:10)
ary novizaniny sipa kay i valinaka o !:-D:-D
105. mandrindra ( 09/02/2006 13:09)
aiza daholo ary izany sipa mpamizana izany ?
106. valinaka ( 10/02/2006 15:20)
za tsy mety vizana izany ê:mamizana sipâ no ahatongavako eto an-tany ary avy eo manome plaisir be azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4978