Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
eprom ( 30/01/2006 05:43)
môkasin
- Dada ah, ahoana kay ny fanoratra hoe môkasin? - Euuuuuuhhh, ôay lety eh, le misy tadiny sa le tsisy tadiny?... tohiny
novalian'i Veloo ny 31/01/2006 21:45
eprom ( 30/01/2006 05:38)
Mason'antitra
Tany amin'ny dokotera : - Tena mila tsy hahita mihintsy ity masoko iray ity dokotera. - Euuuh, tsy mahagaga io dadabe ah. Aretin'ny fahanterana no mahazo ny masonao. - Tsy mino izany aho dokotera. ... tohiny
novalian'i kala ny 27/02/2006 07:19
tatifa ( 30/01/2006 05:01)
BANDY MAMPIRAFY
Sali doholy ny akama rehetra an! Hono ho a ry reto, fa maninona kay ny bandy no tsy maintsy mampirafy foana na dia efa milay be aza ny jobany sady mbo efa manao izay mety rehetra ihany? Mbo atao... tohiny
novalian'i soupie ny 23/02/2006 13:49
Fiffi ( 30/01/2006 04:11)
Ny daty any an-kibon’ny omby , ny kandidà efa efatra sahady
Kandidà efatra sahady izao no fantatra fa hirotsaka amin’ny fifidianana ho Filohan’ny Repoblika . Raha ny andiany voalohany dia ireo antoko mpanohitra no azo ampidirina ao anatiny . Mitaky teteza... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2006 19:53
patrick2002 ( 29/01/2006 18:52)
Ny vola ny maha-RANGAHY
Ny vola ny maha-Rangahy toa efa ela no nisianio teny io ,Ny Lehilahy tsy mba ratsy ,hatramin'ny naha tany ny tany no nisian'izany teny izany,ary farany dia hozy Napoleon raha nisaraka t@ Josephine va... tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2006 21:30
zandrikely ( 29/01/2006 18:10)
ndao hifankatia ry gasy namana
maninona moa ra andeha @zay isika aty ivelany hifankatia e , avelao any @ zay ny tsy fitiavana fa hafa ihany anie ny mifankatia e ... tohiny
novalian'i mamps ny 10/06/2006 20:10
zefa ( 29/01/2006 17:06)
mangataka torohevitra
manahoana daholo mpiatra vao tonga eto france(bordeaux) aho nikasa ny hividy ordinateur aho nefa ttoa tsy nisy nahafapo ahy raha atao ny rapport qualité prix mahita @ internet za nefa ny olona sasany... tohiny
novalian'i ds ny 30/01/2006 20:29
zefa ( 29/01/2006 17:00)
mitady fiara
manahoana daholo gasy vao tonga 3 volana lasa zay mianatra eto france (bordeaux)mitady fiara ho vidiana hoetina mianatra ny marika tiako dia bmw na audi ny vidiny dia mba aokaho sahaza ny volan'ny m... tohiny
novalian'i trinamana ny 08/09/2017 11:19
diamondra27 ( 29/01/2006 16:58)
satana
hono ho'aho mba fantatrareo ve oviana ny mot "satana" no apparut voalohany ao anty baiboly?... tohiny
novalian'i Azrael666 ny 15/04/2025 04:57
xxx ( 29/01/2006 10:34)
destin
hono hoa ry reto! aona marina ity hoe anjara sy tsy anjara? mino ny anjara ve ianareo? satria maro lotra ny divorce, ny fisarahampanambadiana moa dia tsy lazaina intsony, na de efa 20 ans de mariage... tohiny
novalian'i Veloo ny 03/02/2006 19:36
xxx ( 29/01/2006 09:12)
mbalazao tokoa re
Manaona dôly ô! Inona no atao mba hanadinoana olona iray izay tinao indrindra, sy tsy foinao?... tohiny
Fiffi ( 29/01/2006 05:00)
ANARAN-JAZA ARAKA NY TONON’ANDRO
Teraka ALAHADY : andro voalohany : ILAHADY , ANDRIAMASINORO 2- Teraka ALATSINAINY : andro mafy , mainty toy ny alahasaty : RAMIERA , ANDRIAMIERA 3- Teraka TALATA : andro gorobaka , a... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2006 19:53
marozevo ( 29/01/2006 00:42)
Offre d'emploi
Offre d’emploi Une grande entreprise de communication spécialisée en mondialisation Cherche : Un électricien pour rétablir le courant entre ceux qui ne se parlent plus Une infirmière pou... tohiny
novalian'i marozevo ny 17/03/2006 01:05
hery ( 28/01/2006 20:48)
Fahana RSS ho an'ny tononkira vaovao
Ho an'izay mahalala momba ny RSS dia misy fahana RSS ao amin'ny takelaka tononkira.serasera.org ho an'ireo hira 10 vao tonga [url]http://tononkira.serasera.org/media/tononkira.xml[/url] ... tohiny
randzambola ( 28/01/2006 10:11)
504 baché
mitady 504 baché double pont na tsotra aza tsy mann, mba mampilaza nareo raha mahita amidy any... tohiny
novalian'i xxx ny 29/01/2006 02:45
Fiffi ( 28/01/2006 07:11)
Fa maninona kay?
Lasa indray ny heritreritro satria misy namako vavy iray feno 50 taona izy t@ Novembre lasa iny ka hatramin'izao dia hita mihintsy ny fijaliany fa tsy mahatanty izy hoe feno 50 taona , eny na dia tsy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2006 16:33
Herimiafina ( 28/01/2006 05:51)
Tsy misy intsony izany fanjakana izany.
Rehefa natao ny fandinihana dia hita fa mipetraka ny antsoina hoe "fisitahan,ny fanjakana", nisitaka tokoa ary izy ary sady tsy mamokatra itsony no tsy mivarotra (secteur productif et commercial). Fem... tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2006 19:50
Fiffi ( 28/01/2006 05:24)
RANO sy VARY
« Fahavaloko ny mosary , ny tondra-drano … » Izaho sy ny vary dia iray ihany …. Ireo no hafatry ny Ombalahibemaso . Manana ny toerany tokoa ny rano sy ny vary eo amin’ny fiaraha-monina ,... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2006 19:54
hertix ( 27/01/2006 18:21)
tay be le 2cv
hitako dia mba ataoko eto: nisy bandy niditra bar sady ningonongonona hoe "tay be lé 2cv! tay be lé 2cv!...mba omeo toaka @ le faran'izay mahery ao rangahy a! dia tonga de ataovy iray tavoahangy... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/01/2006 16:13
fasaly ( 27/01/2006 14:59)
fahamatorana
hono wa! ry zavavy! nareo ve tsy mahatsikaritra fa ny vehivavy mbola matotra kokoa noho ny lehilahy, raha ataoko hoe samy mitovy taona zao de lay vevavy mbola matotra lavitra sa ahoana ozy nareo:wink... tohiny
novalian'i Aino ny 19/05/2006 10:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.4006