BANDY MAMPIRAFY
1. tatifa
(
30/01/2006 05:01)
Sali doholy ny akama rehetra an!
Hono ho a ry reto, fa maninona kay ny bandy no tsy maintsy mampirafy foana na dia efa milay be aza ny jobany sady mbo efa manao izay mety rehetra ihany?
Mbo ataovy sérié ry reto ny valiny a!
Hono ho a ry reto, fa maninona kay ny bandy no tsy maintsy mampirafy foana na dia efa milay be aza ny jobany sady mbo efa manao izay mety rehetra ihany?
Mbo ataovy sérié ry reto ny valiny a!
novalian'i soupie ny 23/02/2006 13:49
2. pissoa
(
30/01/2006 05:32)
An3 kah, tsy misy an'izany hoe tsy maintsy mampirafy izany ny bandy. Ny bandy sasany ihany no manao an'iany. Ôtran'ny vehivavy ihany, misy ny mampirafy dia misy ny tsy mampirafy. :-*
3. Fiffi
(
30/01/2006 06:08)
tafita: tsy ny bandy na ny sipa rehetra no manao an'izao fa rehefa hainao tsara ny fitondrana , fitiavana , fahamarinana izay miankina @ firesahana aloha io , ary koa ny finoana miaraka dia tsy misy an'izany. Indrindra koa raha tena ao ny fitiavana.
Ny finoana an'Andriamanitra koa dia zava-dehibe tokoa satria ao ny misy ny teny hoe" aza mijangajanga" @ didy folo io , ka amiko aloha raha mpivavaka ny olona dia tsy hisy izany mampirafy izany e! nefa moa samy manana ny fiheritreretany avokoa ny tsirairay. Ary samia mifanaja fotsiny dia avotra tsara ny tokatranon'ny tsirairay.

4. vegas
(
30/01/2006 06:29)
Aiza kosa d hoe tsy maintsy mampirafy. Misy ko izy io nge tsy fanahinina e! Tafiaraka ho azy.
5. mamzelkely
(
30/01/2006 08:22)
mety misy zvt ts ampy angamba qlq part fa ts vôtery izy rht kosa alo e
6. sonwin
(
30/01/2006 08:49)
tatifa:
Sali doholy ny akama rehetra an!
Hono ho a ry reto, fa maninona kay ny bandy no tsy maintsy mampirafy foana na dia efa milay be aza ny jobany sady mbo efa manao izay mety rehetra ihany?
Mbo ataovy sérié ry reto ny valiny a!
satria tiany ilay jobany milay be nefa tiany koa ilay jobany milay hafa, dia izy roa koa samy tia azy dia mampalahelo izay ajanona,
ny sipa koa mazana tia bandy efa manana joba milay dia voasarika ho azy ilay bandy fa mahita mena miraviravy dia lasa mampirafy tsy fidiny
9. vivi
(
30/01/2006 10:29)
aiza kosa e, tsy misy anizany we bandy mampirafy daholo zany ,fa ny fantako aloha 2/10 ny bandy niaraka t@ko aloha d mampirafy daholo fa misy kosa tena hendry, fa mahagaga fa raha sendra ny hendry ndray d ilay sipa no manondrana!, ka tsy hita intsony zay atao!
11. Vahinala
(
30/01/2006 11:56)
Angamba kosa marina le hoe tsy dia mitombona ny hoe tsy maintsy e, ary tsy ny bandy ihany ange io fa na ny vavy koa aza e, fa raha za no anontaniana aloha dia hozy foana za hoe misy zavatra tsy mety amin'ny fiarahany matoa izy mitady any ankafa e, fa sinon tsitako izay mety ho antony hafa raha tsy hoe anga efa tena coureur mintsy le oul koa !
12. ravakamalala
(
30/01/2006 13:01)
tsy maintsy ahoana ary an!
tsy antony mitombina ry vahinala ny hoe misy tsy ampy ny ao antrano dia mitady any ankafa a! maninn raha ny ao antrano no amboarina mba ho ampy?
tsy antony mitombina ry vahinala ny hoe misy tsy ampy ny ao antrano dia mitady any ankafa a! maninn raha ny ao antrano no amboarina mba ho ampy?
13. lapino
(
30/01/2006 13:13)
ravakamalala : =D=D
Ny bandy tsy voatery hampirafy, ary ny sipa tsy mahazo mampirafy! Soa ho an'ny rehetra daholo izany! :wink:
Ny bandy tsy voatery hampirafy, ary ny sipa tsy mahazo mampirafy! Soa ho an'ny rehetra daholo izany! :wink:
14. tivinah
(
30/01/2006 13:20)
Slt daholo!
Tsy misy hanampiana ary tsy misy hanalana koa ny hevitr'i ranamana io fa voalaza ao avokoa ka anjaran'ny tsirairay no misaina sy mandinika izay teny voalaza ao.
Asakasakao izay mbola hampirafy fa ny zavatra rehetra dia misy farany avokoa no sady misy vokany ihany koa.

15. Vahinala
(
30/01/2006 14:58)
ravakamalala > Tsy mamorona aho akory fa efa hitako na teo amin'ny manodidina ahy izany, misy olana ao antokantrano d tsy haiko izay manjo ilay mpivady fa d samy lasa. Ny zavatra hitako no ataoko ohatra fa ny ankoatra zay tsy haiko ka, miankina am toetsain'ny tsirairay ihany io.
16. pissoa
(
30/01/2006 15:19)
lapino:
Ny bandy tsy voatery hampirafy, ary ny sipa tsy mahazo mampirafy!
Tiako be le nuance :-D:-D:-D
Ny bandy tsy mahazo mampirafy, ary ny sipa tsy voatery hampirafy :wink:
18. lapino
(
30/01/2006 16:11)
Soa ho an'ny rehetra daholo dia ampifamadihan'i pissoa le izy!!! tsssssss..... :wink:
19. pissoa
(
30/01/2006 16:44)
Ka soa ho an'ny rehetra no nampifamadihan'i pissoa an'io ry lapino ah :wink:
20. lapino
(
30/01/2006 17:03)
:-w:-w:-w
Tô manao zédémô?!!!
Mila ampifamadihana mihitsy i pissoa zany am'zay tsy mifamadika intsony izay ampifamadihan-dry kle! :wink:
Tô manao zédémô?!!!
Mila ampifamadihana mihitsy i pissoa zany am'zay tsy mifamadika intsony izay ampifamadihan-dry kle! :wink: