BANDY MAMPIRAFY

21. pissoa ( 30/01/2006 17:09)
Inona koa izany zédémô? :-w:-D:-D
22. lapino ( 30/01/2006 17:14)
zé aloo dé aveo mô, dé lasa zédémô ! :wink::D
23. pissoa ( 30/01/2006 17:19)
Hihihi - lapino manao zédémô kle :wink:
24. lapino ( 30/01/2006 17:22)
Ary i pissoa zany mitsingoloka an! :wink:
25. pissoa ( 30/01/2006 17:30)
Hihihi - de enao manao masolavitra :wink:
26. Veloo ( 30/01/2006 17:54)
ndray2 ko ry reto leo na ny lahy na ny vavy a
27. cutie ( 30/01/2006 18:13)
Veloo [ Valio ] 30-01-2006 21:54:48
Lohateny : Re : BANDY MAMPIRAFY
ndray2 ko ry reto leo na ny lahy na ny vavy

mankaleo ihany kay izy io ndraindray a :-D
28. Veloo ( 30/01/2006 18:29)
non ny tiko lazaina ny aty mora leo aky ny bandy sy kala a dia miovaova fona ry zareo a tsy mbola itan-njy ve zany?:-D
29. cutie ( 30/01/2006 18:33)
veloo, mbola tsy hita fa re :-D
30. Veloo ( 30/01/2006 23:59)
:-D:-D
31. lapino ( 31/01/2006 00:21)
Pissoa: masolavitra amin'ny basy ve zany? :-w
32. Dezy ( 31/01/2006 11:56)
misy fitenenana we:Fy ny ao an-trano fa mamy ny any hivelany,fiteny io wa an:-w
33. ravakamalala ( 31/01/2006 16:19)
Dezy > mitovy amin ilay hoe ny foko fidèle fa ny vatako makorelina?!?!? fomba fitenenana ko io an!:-w
34. lapino ( 31/01/2006 16:39)
:-w:-w:-w:-w
35. pissoa ( 31/01/2006 17:01)
ravakamalala> :-D:-D:-D
36. ravakamalala ( 31/01/2006 20:50)
Maninn ndray lapino no dia lasa saina toy io?

pissoa>:-D:-D:-D
37. Veloo ( 31/01/2006 21:59)
:-w:-w:-w
38. lapino ( 31/01/2006 22:03)
Za tsy manaiky an'ilay fomba fitenenan'i ravakamalala
39. booboo ( 01/02/2006 11:12)
fa maninona ?
40. fijo ( 01/02/2006 20:42)
tsy fidiny marina anie indraindray le izy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8424