BANDY MAMPIRAFY

41. Vahinala ( 01/02/2006 21:22)
fijo > Inn alou le tsy fidiny e !
42. kala ( 02/02/2006 10:31)
Ny tena tsara de ity : ny bandy tsy mahazo mampirafy ary ny sipa tsy azo ampirafesina....Io no tena idealiko:)
43. Tsong ( 02/02/2006 10:54)
tsisy zany bandy mapirafy izany fa manao sipa fotsiny izy
44. mimiso ( 02/02/2006 16:07)
Tsong,lah zany manao sipa fa tsy mampirafy an!!!:evil::evil::evil:
Te hihinana karazan-kena kosa izy de lasa mampirafy e!!:-D:-D:-D
45. Veloo ( 02/02/2006 20:32)
46. fijo ( 03/02/2006 04:28)
vahinala,le miodina ka.sendra sipa manja nandalo dia niherika e
47. Veloo ( 03/02/2006 17:04)
fijo a efa nahita angaha njy?8O
48. fijo ( 03/02/2006 21:57)
ie,fa niherika fotsiny dia lasa izy.
49. Veloo ( 05/02/2006 23:45)
:-D:-D:-D
50. fijo ( 08/02/2006 04:33)
de faly ery i kala le
51. kala ( 08/02/2006 06:57)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
ko manin mouraha samy mampirafy. ny lhl ange no tsy hahatanty eo ê!
Ny lehl samy te-hihinana karazan-kena kou. NY vhv samy te-hihinana karazana saucisse (saucisson - mortadelle - salami- cervelas....):-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Laingako zany fa ny bandy rehefa misy tiatiany kely de enjehina nefa ny ao an-tanana arovana....
:wink:
52. fijo ( 08/02/2006 21:22)
ka voalavo taitra ka lavaka ihany e
53. Dezy ( 09/02/2006 12:24)
ka zay anie no mahatsara ny lehilahy éé miaro ny eo an-tanana fona:-P
54. diamondra27 ( 09/02/2006 12:52)
misy tsy mampirafy kosa e! fidele be
55. mandrindra ( 09/02/2006 15:53)
za tsy mampirafy, fa mitia olona maro
fijo, rehefa lavaka dia lavaka, tsy maintsy mitsidika kely ny tanana
56. Veloo ( 09/02/2006 21:04)
fijo ka inn ndray ary no tokony ataoko e tsy tsara ve ny mime? :-D:-D:-D
mandrindra8O8O
57. Nanaingo ( 15/02/2006 10:27)
hono wa, mba ahoana kay ny hevitrareo @ lhl efa vita vody ondry nefa mbola mitady fitiavana any ivelany ihany?? tsy ampy fitiavana sa tsy ampy fahamatorana sa ahoana e?
58. fijo ( 15/02/2006 21:48)
veloo ka eto anie tsy ny vava no sokafana fa ny V
59. soupie ( 23/02/2006 13:49)
vody omby koa anie ry Nanaingo az atao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6443