fahamatorana

1. fasaly ( 27/01/2006 14:59)
hono wa! ry zavavy! nareo ve tsy mahatsikaritra fa ny vehivavy mbola matotra kokoa noho ny lehilahy, raha ataoko hoe samy mitovy taona zao de lay vevavy mbola matotra lavitra sa ahoana ozy nareo:wink:???
novalian'i Aino ny 19/05/2006 10:54
2. Ragadona ( 27/01/2006 15:54)
Tsy voatery ho toy zany io ry fasaly a. Mety hoe hita ety ivelany somary maotimaotina na mipetrapetraka le vhv(ivelany a) dia izay no heverina hoe matotra. Fa raha tena idirana amin ny antsipiriany hoe inona avy ny critères amin ny fahamatorana, dia tsy ho azo atao fitsipika faobe io "deduction" io na dia maro aza ny mieritreritra an zany
3. kally ( 27/01/2006 16:48)
Fa inona tokoa aloha ity hoe matotra e?:?:
4. fasaly ( 27/01/2006 17:05)
matotra amin'ny hevitra ,fanapahan'-kevitra, amin'ny fihetsika, fombafomba sns...e!:wink:
5. pitchou ( 27/01/2006 17:12)
tssss! ozy le olona zay hoe tsy ny adala no betsaka fa ny mody adala sy ny misary adala!
6. Herimiafina ( 27/01/2006 17:15)
Zany ve ry pitchou? zah ary aiza amin'ireo karazana classement rehetra ireo klé, tena tsy haiko ry zareo an, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
7. Veloo ( 27/01/2006 17:35)
fasaly a tena marina aky io a...=D=D
8. fasaly ( 27/01/2006 17:41)
veloo: kou tsy marina ndray ve izany aky! zà kalou mahita e! izay no tsara hisian'ny elanenlantaona kely hoe zokiny dimy na enintaona ny lehilahy tsara ho vady. (fahamatoaran'ny amin'ny lafin'ny fiainana rehetra io an!):wink:
9. fasaly ( 27/01/2006 17:42)
pitchou:

tssss! ozy le olona zay hoe tsy ny adala no betsaka fa ny mody adala sy ny misary adala!



tena tsy azoko mintsy hoe inona no idiran'nilay resaka adala amilay fahamatorana:roll:
10. Vahinala ( 27/01/2006 17:43)
Za koa aloha mitovy hevitra am fasaly e, tam ze olona efa niaraka tamiko, ao ny mitovy taona amiko ao ny zokiko kokoa, fa hitako hoe matotra kokoa ilay zoky indrindra fa raha vehivavy ny tena e !
11. zakilinina ( 27/01/2006 20:01)
Toa betsaka ny mandevin-tay an-tsalaka !
12. Herimiafina ( 27/01/2006 20:43)
Tena ny ahy ry reto sipa efa zokiko no tena tiako kanefa knou, otsan'ny mitaiza kely izany mantsy zah refa zandriko le sipa, mba marina mafy e! hehehe=))=))
13. fasaly ( 27/01/2006 21:05)
zakilinina: mandevi-tay antsalaka amin'inona kay zany????:roll:

hery: ié toa misimisy ihany no manana izay safidy zay knou! kanefa le sipa miaraka amin'ny bandy zanjiny njay otsan'ny mamà be njay!:wink:
14. Herimiafina ( 27/01/2006 21:22)
Fasaly: ka iny mihintsy akia no hireveko be azy an, izaho no tezaina tsara, favy an, mahazo nono, biberon, soloina couche, sns, hehehehe:-D:-D=))=))
15. fijo ( 27/01/2006 21:59)
aza be resaka eo ry fasaly an.ny sipa malemy saina matetika.izay no mahatonga azy mora voaraviravy
16. Vahinala ( 27/01/2006 22:33)
Ahoana zany mora voraviravy ry fijo ?
17. patrick2002 ( 27/01/2006 23:26)
mety marina ny teniny fasaly,raha ohatra ka ilay fahamatorana midika hoe tsy fahatokisa-tena ,izany hoe ny vehivavy,mandanjalanja tsara vao mandray fanapahan-kevitra,satria tsy mahatoky tena:izany hoe matotra izany.
Nefa mandalo ihany io @ vehivavy,rehefa izy vehivavy ny tonga any @ 38 ans no miakatra any,na misy succsée azony @ fiainana(oh:nahazo boulot milay)dia manao hoe JE SUIS L HOMME ,matoky tena ary tsy matotra intsony.
18. jennifer2 ( 28/01/2006 01:27)
patrick a! mba hodinihiko indray zany rehefa feno 38 taona aho, de valiako raha marina na tsia, fa ny mbola hitako aloha hatr@ zao de ny vehivavy no mora matotra noho ny lahy! Ny antony, tsy mivaky loha ny ankamaroan'ny lehilahy!
Sady ny fahamatorana koa miankina @ toe-piainana'ny tsi11 sy ny fomba fitaizana azy e!
19. Herimiafina ( 28/01/2006 02:03)
JF: (l):*:*(l)
20. fasaly ( 28/01/2006 07:48)
:-
fijo:

aza be resaka eo ry fasaly an.ny sipa malemy saina matetika.izay no mahatonga azy mora voaraviravy


fijo: lazaina ho beresaka njay fa fa hita fa zany no marina knou!
voaviravira tsy midika fa tsy matotra, iny njya zavatsa hafa mahaintsy:-D
io voalazan'i patrick sy i jennifer io tena bien bien! izay no mahatonga ny olona hoe zokinao folo taona ny lehilahy no tena tsara fa eo no tena mifandanja lay fahamatoran'ny roa tonta:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2371