fahamatorana

41. bolida ( 02/02/2006 09:57)
hatraty io, aretina efa hitovizan dry zala e.
:lol::lol::lol::lol:
42. fasaly ( 02/02/2006 12:38)
mamzl: io jeux video io kalou de mapite hadàka fitombenajanreo mahintsy ny mijery an'"izy ireny milalao an'io e!.....:lol:
43. Vahinala ( 02/02/2006 13:21)
Kay, nefa za ndray no adala na Play Station kle, tsy mbola fantatro izy na hanao ahona fa mbola vao ho entiko avy aty izao ilay izy fa tany aloha tsy nisy ! Ny ahy aloha raha resaka fisainana d ekeko mintsy ilay hoe ny vavy no matotra kokoa e, ny anay zao ny hividy armoara lehibebe no tiako atao, vao avy nifamalianay vao teo mintsy zany tam phone satria ny azy hividy télé vao² no mahafatifaty azy nefa le ao mbola vao tsy ampy 1taona zay izy no nividy azy ary milaza izy fa tsy simba ts maninona ka tsy hitako hoe inona no maha priorité azy, ohatra fotsiny zany fa na resaka fandraisana fanapahankevitra am fiainana andavan'andro aza tena tsapa mihitsy hoe ny vavy foana no mahavita mandray "décision" tena matotra mialoha fa ny lahy aza mbola manontany hoe ahoana no atao amzany ? Tsy lhl 1 akory no hitako nanao an'io fa am ankapobeny izay efa niaraka tamiko d nahatsapako an'izany, za rahateo efa ela no somary indépendante be ka niteraka fahamatorana be ho ahy mihitsy ny zavatra rehetra efa nandalovako.
44. mamzelkely ( 02/02/2006 14:12)
fasaly< de aveo mody we avy mba hilalao hiaraka amiko tsssssss n'importe quoi tssssssss ny ana de tonga de dongiko fôna za nga te halala sinon atatakako ny radio de ra vô tezitra de valiko samy manao zay tiny io koooo:-D:-D:-D
45. fasaly ( 02/02/2006 14:21)
zà njay nefa bedy fa eto am ordi foana hono:-D
46. Veloo ( 02/02/2006 20:36)
:-D:-D
47. Vahinala ( 02/02/2006 20:50)
Ary i veloo ty mampmé azy daoly ny zava-drehetra na mampivotirika, vizana amzany ange le masonao e !:wink:
48. pitchou ( 03/02/2006 00:26)
andray reto!!!! :-D:-D:-D:-D ngah ny fitiavana kilalao midika ho tsy fahamatorana? zà zao t@ CAN naleoko tsy misakafo toy izay tsy hijery match d midika ve izany hoe tsy matotra? zà zao farany tia mamboatra sy mikarakara volo d midika ve izany hoe tsy matotra? mba isan'ny kilalao tiako ny course fiara eo @ ordi d midika ve izany hoe tsy matotra? zà zao mahafinaritra ny manadala sy mandrangindrangitra anareo eto @ serasera rehefa tsy mahita atao d midika ve izany hoe tsy matotra?
ngah ny fahamatorana midika hoe tsy mahazo manao izay mahafalifaly ny saina sy ny eritreritra?
49. patrick2002 ( 03/02/2006 02:57)
OH! ry zavavy ah! tsy aleo ve lehilahyb tsy matotra dia misari-adala miaraka ao ianareo to izay,lehilahy matotra izanyeh! mba eritrereto anie hoe matotra ny vadinareo dia tsikerainy hatrany @ atin'akanjo any sy ny famindra,mba heritrereto tsara.
Za aloha refa joba tena tiako matotra izaho eh! fa ilay sipa indray no tsy tamana,fa rehefa sipa,hisariko adala izay dia ,tamana indray le sipa amiko tena tsy haiko intsony ity kozy ty:(::(:(
50. fasaly ( 03/02/2006 06:18)
:wink:zay kalou de marina e!
51. bolida ( 03/02/2006 10:03)
ka eo ndrindra le tsy azoko, fa ga rehefa matotra ny lhl de tsy maintsy mitsikera le sipany foana?
zany ga no dikan'ny oe matotra?
:-w:-w
52. fasaly ( 03/02/2006 14:44)
aza afangaro ny ingahy matotra sy ingahy macho e!:roll:
53. mandrindra ( 03/02/2006 15:37)
rehefa namaky ny hevitry ny maro aho dia izao no hitako, ny mahatonga an'ireo vehivavy milaza hoe tsy matotra ny lehilahy dia satria tsy mitovy hevitra aminy, sy tsy manaraka izay tiandry zareo.
fanontaniana ary iza amin'ireo namaly rehetra ireo no matotra indrindra? dia hazavao !!
54. Vahinala ( 03/02/2006 16:38)
mandrindra > Za afaka miteny hoe matotra, ny antony d zao tam olona niaraka tamiko taloha ohatra nisy fotoana samy tsy nanambola mintsy zay tao antrano na ny fré handehanana miasa aza tsy misy, manontany azy aho hoe inona no atao, tsy fantany hono, za no nahavita nivezivezy tetsy sy tero voatery nindrambola nefa za farak'izay tsy mba tia an'izany, izy d tsy nanao na inn na inn fa niandry fotsiny teo, izy nefa amin'io mbola tsy niasa fa mbola nianatra teny Ankatso(zokiko 4taona izy), nahita asa ndray izy avy teo, ny karama tsara fa tsy tiany hono satria tsy maintsy manao tenue, koa raha tsy adala hono izy, fa anga ny fitadiavambola misy an'izany hoe rehefa misy zavatra kely tsy tianao zany d ho lavinao ? Amazay resaka tenue zany ve inona no olana ? Firifiry ny olona tsy manankasa d enao mahita ndray ve no hiavona ? Nefa ny asako aza zara raha mahita fotoana hipetrahana anaty ny 1andro, ny asabotsy mbola misa ny alahady koa ndraindray ? Ohatra fotsiny zany omeko zany fa anisan'ny nahatonga ahy nanapakevitra ny hisaraka taminy daholo ireo.
55. pitchou ( 03/02/2006 16:43)
zà klou d tena matotra be mintsy e! satria fantako ny ataoko ary matoa nataoko d satria tiako natao ary niniako natao! d ze vokany eo tsy koi satria zà no nisafidy ny hanao azy!
56. fasaly ( 03/02/2006 16:53)
mandrindra: ohatra fotsiny zao zà mahalala couple mitovy taona izy mitsam....
lay sipa misahana ny zaza, ny tokantrano, ny asany etsy andaniny, raha marary ny zaza de kalakely no mitototo etsy sy eroa, niditra hopitaly ny zaza, i ramatoa tsy maintsy miandry eny am hopitaly i ramose mody maka congé soit disant haka congé fa marary ny zanany aller voir, 30mn fotsiny izy no nijery ny zanany sy ny vadiny fa après izy, lasa mitsingalambongidina miaraka am namany, lay bandy koa miasa, fa après ny asa izy tonga de RDV avec namana de misotro mirevy kely any....
raha vao manana fotoana malalaka kely tsy hiasàna de ny hi s'amuse ihany nefa ny zavatra tokony ho sahanina miaraka amy vady amanjanaka ao antrano betsaka, amiko izany lahilahy tsy "mature"
57. Veloo ( 03/02/2006 17:07)
fasaly vahinala=D=D=D
ka ita fa tsy matotra mihitsy ny lhl knou
58. fijo ( 03/02/2006 21:59)
mamzely an,fa ngaha kosa raha milalao dia tsy matotra le????sa tiandry hoe ndry foana no holalaoviny ao?
59. fasaly ( 03/02/2006 22:17)
:-D:-D:-D milalao bokotry amzle kely izy de tsy matotra
60. pitchou ( 04/02/2006 00:50)
fasaly> le tantarain-dry io kosa klou tsy azo lazaina mihitsy hoe tsy fahamatorana e! tsy raharahainy fotsiny le zaza d izay! iza no mahalala ze antony nahatonga le zaza teo! fa tsy généralités ho an'ny mpivady mitovy taona mihitsy io!
sao kosa tokoa d le we tsy fitoviana hevitra sy priorité no adika ho tsy fahamatorana e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079