fahamatorana

61. patrick2002 ( 04/02/2006 03:38)
bolida:

ka eo ndrindra le tsy azoko, fa ga rehefa matotra ny lhl de tsy maintsy mitsikera le sipany foana?
zany ga no dikan'ny oe matotra?
:-w:-w


oH ra bolida hazavako ilay izy ,rehefa matotra ny lehilahy dia midika responsabilité,izay zavatra izay,ny fiarahany lehilahy @ vehivavy anankiray,dia midika izy fa ,sahala ny tenany ihany ianao,(anisany definition ny fitiavana,io).zavatra tena anisany maha suceptible anay lehilahy,ny hoe ahoana ny fitsarany olona an'ity sipako ity,ka izany no mahatonga azy hitsikera an'ilay sipany,satria ny lehilahy,tena tia miresaka fiainana sipa,porofon'izany ny sipanao raha mahare anao hoe izaho no fiaingan'ity sipa ity taloha (fiarahanao taman'olona taloha tany io ah! ,tantara efa mivalona).Il ne peut pas rester indifferent.:(:(
62. fasaly ( 04/02/2006 07:20)
pitcho: amiko tsy fahamatorana, matoa miditra am fanambadiana dia mila ariana any ny fahazanrandratsy rehetra, tsy firaharahiana namany ao anatin'ny tsy fahamatoran-tsaina ihany zany.......
matoa miditra am sehatra ny fanambadiana de efa matotra zay, ka amiko ny olona tsy afaka mametraka ny fahazanrandratsiny tam izy celibat de mbola tsy matora:x
63. fasaly ( 04/02/2006 07:22)
pitchou zà anie teny ampiandohana tsy ni generalisé e! fa tsy hitnadriko nga io hoe ny sasany io lol!....non zanany lay zaza ary tena toy ny tetsy no nafindra, fa amiko tsy fahamatorana point.
amindry aza inona no hatao hoe tsy matotra mba lazao kely aho.....:roll: manaova ohatra kely:wink:
64. pitchou ( 05/02/2006 19:09)
tsy matotra rehefa manaiky hanao zavatra iray tsy tiana atao! tsy matotra rehefa manaiky ho teriterena @ zavatra tsy ankasitrahana! tsy matotra rehefa tsy mahay mijoro @ heviny!
fa tsy matotra koa raha mieritreritra hoe tsy maintsy mitovy hevitra @tena daholo ny manodidina!
65. fasaly ( 05/02/2006 19:14)
ka izay indrindra...mitovy ihany ange zany ny hevitry tsika e:wink: ary ao anatiny io voalzako ireo:°)
66. Veloo ( 05/02/2006 23:43)
mitovy ka:°):°):°)
67. fasaly ( 06/02/2006 05:52)
veloo:°):-*:*
68. fijo ( 08/02/2006 04:41)
ka za aloha matotra na mbola virja aza e
69. fasaly ( 08/02/2006 05:41)
fijo ka tsy ny rehetsa ange zany e! onjy matotsa ka!:wink::-*
70. mamzelkely ( 08/02/2006 06:28)
fijo:

mamzely an,fa ngaha kosa raha milalao dia tsy matotra le????sa tiandry hoe ndry foana no holalaoviny ao?



pourquoi pas je suis plus interessante que les jeux anie :-D:-D
71. fijo ( 08/02/2006 21:25)
ahannnn ,ao ary fa havadibadiko ndry de esoriko ny kilaoty,de asaiko atao sarindoha de matoryyyy de vita.ùifoha avy eo
72. pitchou ( 09/02/2006 04:22)
fijo>:-w virja maditra an! zany kosa klou d tsy matotra e! tedavinao hidiran'ny rivotra eo izy?
73. mandrindra ( 09/02/2006 15:55)
izany letsy ry fijo, fenoy ny banga fa mitady hiditra hono ny rivotra !
74. fasaly ( 09/02/2006 16:20)
ka ny banga eto zao izay fotsiny ka iza no hiditra hameno ny banga.....?:-w
75. pitchou ( 10/02/2006 12:40)
:-w:-w:-w le ........ nataon'i fasaly ery @ faran'ny fehezan-teny v zany banga mila fenoina izany?
76. mamzelkely ( 10/02/2006 13:01)
ra vitanao mo manin ry fijo :-D
77. fasaly ( 10/02/2006 16:14)
pitchou! zay mahintsy, iza no hameno ny banga eto:-w
78. iray ( 21/03/2006 13:44)
Mis famarinany iany ny tenin'i "fijo" oe "voaviravira refa ts matotra" saingy miankina @ lé sipa iany io. Fa zao koa : asa ianareo ra matsikartra fa ny ankamaroan'ny tanora @zao ts d mijer lavtra fa ny anio iany no jereny ! Anisan marikny ts fampin'ny fahamatorana nef zany k matonga lé "voaviravira" ar met iafara @ "fahapotehana" aza (indraindray).
79. Aino ( 19/05/2006 10:54)
marina ny any fijo io, ary betraka ny sipa any Maga izao no tsy mieritreritra tsara ka hataony ry zalah tahaka anio dol!!

raha ilay famatorany sipa indray de asakasaky ilay sipa io fa misy ny sasany tsy matotra ny hataony mihintsy!!!
ny ahy indray anefa dia ny zavatra hatao rehetar tsy maintsy miaraka @ famatorana!!

ary raha ilay taona indray de araky ny lazainy fasaly hoe ny sipa no matotra kokoa noho ny bandy na mitovy traona aza, de hita mihintsy io fa misy ny sasany manao saindraza laotra ny lehilahy!! raha ny mahitako ny aty io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0442