fahamatorana
21. patrick2002
(
28/01/2006 18:37)
jennifer ,@ taonantsika izao dia ,marina izany ,matotra ny vehivavy,satria mialoha ny haka decision dia ny hevitry ny manodidina no atao mavesa-danja fa sao dia mijabaka,ny an ny lehilahy tonga dia GO .Betsaka ny lehilahy en echec ka manjary mivarolavo,avy eo,ka izay no ataoko hoe,aza dia esoina ny lehilahy raha tsy matotra mihoatra ny vehivavy satria :L'esprit d'un homme c'est IZAY SAHA MATY NO MIFONO LAMBAMENA
23. Veloo
(
29/01/2006 01:14)
fasaly a aza mihaino an'i fijo retsy a tsssssssss vo kely ndray ny ambo-po ny lehilahy kle:lol::lol:
24. fasaly
(
29/01/2006 09:32)
velo: marina zany hihihi
ory fijo a! ny sipa nge malemy fanahy dooly e! midika fa tsara fanahy mora tohina, emotive zany e! fa tsy midika fa tsy matotra noho ny lehilahy....
raha maka bandy fotsiny zao zà mitovy taoana amiko
fa mino aho fa zà mbola matotsa noho izy am lafin'ny rehetsa:wink: sa tsy marina ve zany????

26. mamzelkely
(
30/01/2006 06:24)
marina mits ky zany ry fasaly aaa sady ny lhl matajaka ivelany ftsn fa refa tena tojo an le tena mafy de chochote be:-P:-D:-D
28. Herimiafina
(
31/01/2006 14:22)
Matotra be daholo nareo ato zany klé, tena matotra hatramin'ilay resaka mihintsy an! hehehehehe:-D:-D
29. pitchou
(
31/01/2006 17:30)
fasaly> tsy misy elanelany izany ny fahamatorana eo @ lahy sy ny vavy, fa ao raha no mahatonga ny lahy ho mody adala sy gaigy!!!! njy sao mieritreritra hoe aleon-dry zokin-njy ny bandy miaraka amin-njy saingy jereo ihany lahy sao d tetika lavitr'ezaka ny an'le bandy: rehefa antitra mikakà kilaoty sy mipipi kilaoty izy d matoky fa eo njy hanasa ny tainy satria njy mbola tanora noho izy!!!
30. fasaly
(
31/01/2006 19:49)
ka raha zokiko 4 na 5 taona ve de hisy elanelany ny fahanterana,????
zà zao mahalala couple fa lay bofy zandrin'i bainina 9 taona fa i bofy indray no tsy maharaka andrabainina fa i obfy nalaky reraka.....
tsy afaka maminavina ny fahosàna any aoriana tsika fa ny tsapako fotsiny dia raha eo amizay resaka fahamatorana izay de mbola misary zaza ny lahy raha indrindra fa mitovy taona izany ny roa tonta, tsy misary zaza ihany fa tsy dia matotra e! amin'ny rehetsa hoy aho an! fa tsy ny rehetra fa ny ankamaroany e!

33. diamondra27
(
01/02/2006 20:24)
Za koa mahita an'izany fa oe matotradoly ry zalahy, mise à part antsika roa HM+DM :-D:-D
34. fijo
(
01/02/2006 20:48)
sao dia io voalazan'i pitchou io tokoa ary???????hummmmm tetika tsara iny ry pitchou an.
36. pitchou
(
01/02/2006 21:32)
fasaly> ka norerahan-drabaininy tsinona rabaofy izany! sao d nasainy nanompo azy fotsiny tao ... fa rabaininy nody gaigy hoe tsy mbola matotra @itsy sy iroa? fanahiniana daholo izany wa!!!! fa resaka fikarakarana vatana daholo izany! fa d betsaka tokoa klou ny vevavy voajonoy t@ izany otran-njy e! :-D:-D:-D tsy ampy nanaovany sinema
fijo> :-D:-D:-D tzoniko @ lalàna elà raha manodina zaza tsy ampy taona eo an! :-D:-D:-D
fijo> :-D:-D:-D tzoniko @ lalàna elà raha manodina zaza tsy ampy taona eo an! :-D:-D:-D
37. Vahinala
(
01/02/2006 21:39)
Ka tsy le resaka vatana matanjaka sns koa anie angamba no tiana lazaina eto fa le fahamatoran-tsaina manoloana ny fiainana mihitsy e, ny vatana ndray zay mahakolokolo indrindra no mateza.
38. fasaly
(
02/02/2006 05:34)
zay indrindra ry vahonàla, lay fahamatorantsaina, tena somary taraiky ny bandy raha mitovy taona ny roa tonta, hainareo ve alou lay tiko lazaina e!
eo amin'ny resaka hevitra sy fanapahakenvitra, ny fiainana andavan'andro ohatra, raha misy mpivady kely roa lmitovy taona, lay kalakely matotra tsara am tokantrano fa lay bandy mbola hoe andeha hanao karatra kelyatsy kalou zà na hoe andeha hisotro hiaraka am copain any am café kalou ohatra ottran'ny zanakilay sipa lay bandy;;;;;;:lol:

39. mamzelkely
(
02/02/2006 09:28)
f'hita fa ny lhl ts mety matotra mits ny rams anay zao efa firy taona mbola adalana Playstation mandreraka mits tssssss:x
40. bolida
(
02/02/2006 09:54)
fita oa aky, tena marina mihintsy io, tena maha :twisted::twisted::twisted::twisted: