Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
danibe
(
03/02/2006 15:35)
mba mahagaga ahy!
nareo ve mba mahalala ny antony tena mahatonga ny olona hiady toerana eo amin'ny fitondrana nefa izay tonga eo tsy misy iray tsy mahita olana. nahoana koa ireny mpanao politika ireny tsy mba misy mite...
suite
répondu par fijo le 07/02/2006 21:16
doris
(
03/02/2006 15:28)
Trano na studio...
Manao ahoana!
Mba resaka henoko izy ity, hoe misy trano na studio amidy ao Tana ao, 35 millions fmg no vidiny. Misy mahalala misy2 kokoa ny @ izany ve ianareo ao Tana ao?
Misaotra o....
suite
répondu par fasaly le 04/02/2006 15:17
zaza1
(
03/02/2006 14:41)
hevitra
manahoana,
Raha ohatra mitady fanampiana @ namana sasany @ toerana sasany dia ahoana no atao?
(oh: te hitsangatsangana any Paris ny tenako sy ny namako mitady trano mora, azo ipetrahana 3 andro ,...
suite
répondu par vale le 13/02/2006 15:33
andrea
(
03/02/2006 13:04)
Nounou
Manahoana daholo o!
Mitady olona "nounou ponctuelle" :
Sao mba mahafantatra vehivavy lehibe (entre 40 et 50 taona) mipetraka Paris (na akaiky) afaka mitaiza zaza 2 ao an-trano ianareo, fotoana ke...
suite
répondu par Fiffi le 08/02/2006 06:13
mzksoa
(
03/02/2006 09:10)
car la lumière qui nous unit
salut :)
mba mitady tononkirany mbolatiana"CAR LA LUMIERE QUI NOUS UNIT" t@francophonie a reto an,maika be
misaotra mialoha:lol:...
suite
répondu par ari.malala le 06/02/2006 10:48
xxx
(
03/02/2006 08:48)
lingeries menamena !!!!
asa ialahy izany raha ohatr'ahy fa tsy manaitra ahy mihintsy ny lingeries menamena tsy taitra mihintsy ikotobalita na slip na string na boxer ...:-D:-D...
suite
répondu par little le 07/04/2006 11:05
hery
(
03/02/2006 07:59)
Koranan'ny gasy eto Roma
Ho an'izay eto Roma Italia dia hisy korana anasana antsika indray amin'ny asabotsy 18 Febroary izao. Fety be io fa efa za-draharaha ny mpikarakara moa ny trano malalaka tsara. Mirary dia mirary ny vid...
suite
répondu par Fiffi le 03/02/2006 14:03
Fiffi
(
03/02/2006 07:51)
Fanajana ny ray aman-dreny.
Malaza isika Malagasy @ fomba fanajana ny ray aman-dreny ary tena tsara tokoa izany. Saingy lasa ny heritreritro raha namaky lahatsoratra anaty gazety aho hoe mbola misy foana ankehitriny ireo ray ama...
suite
répondu par Fiffi le 09/02/2006 16:32
Fiffi
(
03/02/2006 07:38)
Henri Ratsimbazafy
Henri Ratsimbazafy : Tompondakan’ny halterophilie : Malaza ankehitriny ny lalao baolina kitra hihaonan’ny mpanao gazety sy ny mpanakanto , hatao ny alahady 5 febroary izao etsy Mahamasina.tsy ho...
suite
répondu par fijo le 10/02/2006 20:01
Solitikabe
(
03/02/2006 06:53)
Bema sy Lita
"Bema" hoy i Lita "ao angaha i bavin'ialahy isany?"
"Ie, fa ahoana?", Bema
"Hanatitra ny akanjony aho fa adinony tany aminay ity", Lita
Ny ampitson'iny mbola nisy akanjo adino ihany tany ary mbola ...
suite
répondu par Veloo le 15/02/2006 16:13
Fiffi
(
03/02/2006 04:45)
SIDA
ZARANAINA : Afaka manasitrana ny sida : Volana maromaro lasa izay dia niteraka resa-be teto amin’ny firenena ny mikasika ilay fikarohana nataon’Andriamatoa Zaranaina , izay nilaza fa nahita ny fan...
suite
répondu par Fiffi le 03/02/2006 17:51
Vahinala
(
02/02/2006 21:06)
Veloma vetivety
Miarahaba ny namana rehetra eto am serasera, mba manoratra ity dinika iray ity aho satria nahafinaritra tokoa ny fiarahana teto hatramzay na d vao haingana aza aho no nahalala ity sehatra iray ity, ts...
suite
répondu par nani le 12/02/2006 17:15
memerz
(
02/02/2006 20:35)
zidane sy barthez
nanao baolina tany dago hono ny ekipe de france, dia resy t@ isa mavesatra ny scorpion de madagascar! dia nihoraka ny olona gasy rehetra hoe andaoho vonoina ireto frantsay ireto.
Dia niaraka t@ izay ...
suite
répondu par Veloo le 15/02/2006 16:13
aristar
(
02/02/2006 19:31)
ankamatatra
Manao inona no maimbo ny etotra ?
Valiny : ao aorina rehefa tsy misy mahafantatra...
suite
répondu par Veloo le 15/02/2006 16:14
Vahinala
(
02/02/2006 16:50)
Tsiky kely faramparany e !
"Ny lakilen'ny paradisa"
Sendra lozampiarakodia hono ireto vhv 3 ary dia niara maty tao. Tonga tany am paradisa ary dia nanontany azy tsirairay i Masindahy Piera :
- Efa nampirafy ny vadinao ve ia...
suite
répondu par Veloo le 27/02/2006 19:06
kantonirina
(
02/02/2006 13:15)
menakely
mba mitady fanaovana menakely ry reto a...
suite
répondu par sese le 04/05/2006 10:32
kantonirina
(
02/02/2006 13:13)
menakely
mba mitady fanaovana menakely ry zareo a...
suite
répondu par Veloo le 14/02/2006 17:43
hery
(
02/02/2006 10:17)
Odyssee de la vie
Nareo ve nijery an'ilay Odysée de la vie tao amin'ny France 2 tamin'ny talata? Iny angamba no sarimihetsika hitako nampiseho tsara indrindra ny fivoaran'ny zaza ao an-kibo.
Ho an'izay tsy nahita d...
suite
répondu par ravakamalala le 20/02/2006 11:40
sonwin
(
02/02/2006 09:57)
fifandrifiana ve sa....
Handimby an'i VJE ve ilay kely mpitarika grevy ito sa sendra nitovy ilay satroka? sa midika ilay satroka hoe "ekipa" iray ihany ry zareo..asa anefa!
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=40303&r...
suite
répondu par fijo le 03/02/2006 19:46
maelys
(
02/02/2006 08:33)
mpihira thailandais mihita teny gasy
efa hitanareo ve le mpihira thailandais mihira am teny gasy ? efa mandeha foana ny clip-ny am tele....
suite
répondu par xxx le 11/02/2006 14:55
