Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
eprom ( 06/02/2006 05:30)
Fanairana mena : tazo eto Toamasina
Tsy fantatro na le tsikongona avy any la Reunion io tazo io na tsia fa ny fantatro de mahery be io tazo io eto Toamasina. Omaly de efa nisokatra daholo ny fivarotam-panafody fa tsy navela ho an'ny mpi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 04:12
Fiffi ( 06/02/2006 05:01)
Izay vao tena raikitra : Miketrika ny fametrahana tetezamita
Mikonokonona fatratra ny tetikady hametrahana ny tetezamita izay takian’izy ireo ny 3FN amin’izao fotoana izao .Mifanesisesy ny fivoriana eo anivon’ny fiaraha-mientan’ny telo tonta tamin’i... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2006 20:51
akamatiana ( 05/02/2006 19:25)
tsita mitsy!!
tedaviko fona waa le dinika misy an'ito sary ito fa tsy hita eeuuh!! eo averina njay we!! [img]http://serasera.org/namana/media/sary/namana/img-femme.gif[/img]... tohiny
petakorona ( 05/02/2006 14:30)
fiainana
eo amin'ny fiainana hono dia misy ny olona mpanorina ary misy ny olona mpandrava efa. Mampieritreritra ihany izany... tohiny
boubounezy ( 05/02/2006 12:40)
ny vehivavy mince sy ny vehivavy glady
fanotaniana: ianareo vhv mince vé matsiaro fa tsy maintsy manja sy tena milay be fona @ maha mince anareo? ra zay no marina dé mba azavao azafady ndrindra tompoko. Dé ho any sipa glady inn mou ny m... tohiny
novalian'i xxx ny 18/02/2006 19:19
gasyjean ( 04/02/2006 16:54)
fomba fanisana Beloty
Manahona daholo! sao dia mba misy afaka manoro ahy ny fomba fanisana(touteA sy sansA )kay fa tena tsy tadidiko intsony,raha mba misy mahay azafady dia mba alefaso amin'ity adiresy ity misaotra dia ny... tohiny
novalian'i booboo ny 03/04/2006 13:38
rrgmt ( 04/02/2006 13:26)
Azo atao ny mamorona asa na manana asa fanampiny
Midira amin'ity tranonkala ity : http://www.le-job-maison.net ... tohiny
LouAnne ( 04/02/2006 13:17)
Ampio zâ ry namana
kikou doly , mba ampio zâ ry namana fa mba tiko tsy m'foka sigara tsony Mama fâ rah mamaky an'ty izy de itany eo fa ratsy behuuuu m'foka sigara oulalala atovy sérieux beuhhh an! m'ci doly ::(... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2006 14:51
Maheriloha ( 04/02/2006 12:40)
mpifankaty
sendra ny adala ilay ramatoa ka sendra n'izay mamolava . Indray andro , nody hariva lay rangahy ka tsy nahafantatra akory ny fiovan'ny endrikiny trano nataon'ilay vadiny ; niova tokoa ny endriky ny f... tohiny
novalian'i Veloo ny 10/02/2006 20:49
Maheriloha ( 04/02/2006 12:30)
fitsaran'ny lanitra
tonga ihany hono ny fitsaran'ny lanitra ka nanapakevitra Andriamanitra fanyolona sola ihany no atao hoe madio saina ka mendrika ny handova ny lanitra . Taitra ary ilay razoky ray , rasta izy ka tsy f... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/02/2006 19:48
danibe ( 04/02/2006 09:32)
mba ahoana kay?
mba ahoana kay ny zava-misy @ireny mpivady ireny rehefa tonga fotoana le madama? mety sahirana be ve ramose satria: mety mahakamo be le ra tsy afaka manao firaisana koa na tsy haiko koa ny zava-ka... tohiny
novalian'i lyiah ny 03/03/2006 08:00
xxx ( 04/02/2006 06:17)
MITIA OLONA EFA MANANA SIPA
Miarahaba anareo, Arakin'ny sujet dia mitia olona efa manana sipa aho. Nekeko ny fitiavany satria: 1-Izaho rahateo tia azy koa 2-Amiko ny sipa dia tsy mbola vady Dia niaraka izahay efa ho v... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2006 14:14
Fiffi ( 04/02/2006 05:40)
Ny olana eo @ firaisana ara-nofo
OLANA EO AMIN'NY FIFANDRAISANA. Eo @ mpivady rehefa tsy mifandray ny tadin-dokanga dia mampiato ny filàna sy ny faniriana izany , na mitohana tanteraka mihintsy aza. Ny lehilahy moa @ ankapobean... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 04:13
Fiffi ( 04/02/2006 05:13)
Ny asa ihany no vahaolana
Tsaroantsika ny nolazain’ny Filoham-pirenena teny Iavoloha fa « ny tsirairay dia tokony samy hiezaka hiary ho an’ny tenany ary izany no antony hametrahana ny famatsiam-bola madinika » Eo indri... tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2006 21:11
patrick2002 ( 04/02/2006 04:14)
Ny lehilahy sy ny aphrodisiaque
Asa letsy ialahy isany na efa ny-propose-ny sipan'ialahy isany hoe mihinana aphrodisiaque na tsia fa, raha izaho dia efa sipa 2 mihintsy,no niteny ahy hoe ,mifoa hianao rongony @ izay matanjaka tsara:... tohiny
novalian'i lepouta ny 16/06/2006 09:58
Vahinala ( 03/02/2006 20:32)
Toro-hevitra kely
Tsy haiko moa raha ato no tokony hametrahako an'ity fa toro-hevitra kely mba tiana hatsipy. Somary nanana olana kely tamin'ny resaka lanjan'entana aho teo ka nisy namana iray nilaza tamiko fa manana ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2006 04:55
vivi ( 03/02/2006 18:52)
fantasme
aleo aloha tena hanao resa-behivavy marina !, ny ahy ny type-ny bandy nofinofisiko akia i julian macmahon,mel gibson (zao aloha izy efa soara e!),don diamond, tsy we mitady bandy hotran'io za fa io no... tohiny
novalian'i urpaf ny 17/12/2007 17:03
ariel ( 03/02/2006 18:43)
tena mbola misy tokoa ve ny matoatoa
nahita vaovao t@ gazety za dia hoe mbola misy h@ zao eto @tsika ny atao hoe matoatoa tena marina ve zany, miandry ny hevitrareo... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 08/05/2006 14:43
vale ( 03/02/2006 18:04)
Efa nisy hatrizay izany ny gasy "HOMO"
Lasa ny heritreritro mikasika ny olona Homo ireny e, ka mba manontany hoe efa nisy hatrizay ve izany ny Homo fa nanafina ny Ntaolo??? Ary naninona no nafenina nefa??? Misaotra e.... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2006 04:51
dah ( 03/02/2006 16:58)
aona no fomba hisauverna dossier anaty net
MIsy document be dia be ato amiko dia mba toroy hevitra za aoana no fomba hisauverko azy... tohiny
novalian'i lapino ny 15/02/2006 13:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7648