fitsaran'ny lanitra
1. Maheriloha
(
04/02/2006 12:30)
tonga ihany hono ny fitsaran'ny lanitra ka nanapakevitra Andriamanitra fanyolona sola ihany no atao hoe madio saina ka mendrika ny handova ny lanitra . Taitra ary ilay razoky ray , rasta izy ka tsy foiny ny volony ; nadeha nanantona teny aloha daholo ny olona rehtra ka faly be daholo ny olona sola fa hiaina any andanitra , nony tonga teo amin'ny anjarany ary lay rasta de niondrika izy satria hitany fa mitapimaso ilay mpitsara ka nararaotiny tamin'izay lay heviny , kinanjo hoy lay mpitsara hoe : hummm! tena mila fitsaboana maika de maika ty fa tena vaky ny lohanao ka ndana midina eny @ tany dia midira hopitaly fa mila zairina io :lol:
novalian'i Veloo ny 16/02/2006 19:48
5. sonwin
(
05/02/2006 17:24)
de tonga indray ny fitsarana manaraka,ny sola ihany no mbola ho tafiditra, razoky mbola rasta ihany, mbola ilay mpitsara nitapi-maso ihany no teo,niondrika indray aza razoky niditra ka hoy indray ilay mpitsara:"ehhh miverena aloha fa mandeha tsirairay fa tsy mifamihina"
8. lapino
(
05/02/2006 20:17)
Maheriloha:
hummm! tena mila fitsaboana maika de maika ty fa tena vaky ny lohanao ka ndana midina eny @ tany dia midira hopitaly fa mila zairina io
Ozizy le mpitsara hoe:
Midina eny ambonin'ny tany aloha, fa vaky mihitsy ny lohanao sady mivoaka mbamin'ny zanak'atidohanao. Tsy mba maheriloha mihitsy enao zany!
:-D:-D
9. Solitikabe
(
05/02/2006 20:45)
Fa niteny koa ilay mpitsara hoe: Ity efa sady mandeha tsiroaroa no tsy misasa loha mihintsy angamba.
12. lapino
(
06/02/2006 06:44)
Solitikabe:
Fa niteny koa ilay mpitsara hoe: Ity efa sady mandeha tsiroaroa no tsy misasa loha mihintsy angamba.
... tsy misasa loha mihintsy angamba fa solitika be! :wink:
19. sonwin
(
07/02/2006 14:46)
ie mahita atao zareo, raha zelkely angamba no mandalo mety hoy ny mpitsara hoe "eh , aza mandeha tsi-efatrefatra e!":^)
