Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i gasyjean, milahatra araka ny daty
gasyjean ( 07/12/2020 18:10)
Ela be tsy nandalo tato
Mandeha ny fotoana miha-lehibe ny tena,fa mbola mahatsiaro ireo fihaonana virtoaly teto amin'ny serasera,org ka mba mametraka teny kely eto androany.Mahasedra fotoana ny serasera.org tohizo hatrany Ra... tohiny
novalian'i hery ny 07/08/2023 13:14
gasyjean ( 05/05/2015 17:58)
Misokatra ny siteweb ny Ambassade malagasy ao Paris?
Ie tsy lainga izany ,fa tena nisokatra marina ihany ilay [url=http://http://www.ambassade-madagascar.com/]Ambassade malagasy[/url] ao Paris.De ho andramana amin'izay aloha zany zao raha mandeha ny a... tohiny
novalian'i bazylou ny 16/05/2015 18:46
gasyjean ( 05/07/2014 11:34)
Ambassade París
manahoana daholy! Fa ahoana lotra zalah,fa inona no tena adin'ireo olona ao @ ambassade ao París ireo ? tena tsy misy fomba ahafahana mi-contacter mihintsy na @ mail zany na @ tlf ,zany hoe misy num... tohiny
novalian'i Ratoa ny 06/05/2015 13:31
gasyjean ( 18/10/2013 14:23)
Hanoromna fotom-pinoana
Manahoana daholo ,elaela indray ny tenanay no tsy teto amin'ny serasera,ka saika mba ametraka fanontaniana kely sao dia mba misy manana vahaolana. saika hamorona fotom-pinoana vaovao eto Madagasikara... tohiny
novalian'i dimb ny 18/12/2013 13:17
gasyjean ( 27/07/2013 13:37)
Loza ity!!!!
Tsy ho asiana resa-be angamba,fa efa samy mahita sy leo ny fandehan-draharaha misy eto amin'ny tany sy ny fanjakana malagasy isika rehetra.Sanatria ve tany voahozona ity misy antsika ,sa isika vahoaka... tohiny
gasyjean ( 26/05/2013 10:09)
Bitcoins
Misy bizna azo vidiana amin'ny bitcoins ve eto M/kara sa mbola tsy misy mahalala azy ity?... tohiny
novalian'i bazylou ny 26/03/2014 09:30
gasyjean ( 25/02/2013 15:03)
Marina hoe?
Akory jiaby! Araka ny vaovao hitako androany dia toa hoe nangataka fifonana mafy tamin'ny hirakin'ny SADC hono ing Rajoelina mba hamelana azy sy ireo namany 109 noho ilay fanonganana tamin'ny 2009?... tohiny
novalian'i andrywui ny 06/03/2013 16:24
gasyjean ( 16/01/2013 17:05)
Manahoana!!
Manao ahoana daholo ry mpiserasera!! Tsy fampitahorana izy ity fa fammpitandremana, Misy feo mandeha any ho any fa amin'ity taona 2013 ity dia hisy fanafinahana ho atao amin'ny firenena 35 ao amin'ny ... tohiny
novalian'i gasyjean ny 24/05/2013 14:43
gasyjean ( 15/11/2012 20:21)
Bungalows
Manahoana daholo! Mba misy tetik'asa andohanay tianay ho tanterahana ka mba mangataka toro-lalana na toro-hevitra avy amin'ny namana eto @ serasera. Ilay resaka dia izao: Ohatra ny manan eritreritra h... tohiny
novalian'i amig0 ny 21/11/2012 12:02
gasyjean ( 24/07/2012 16:35)
Ary raha miditra département français moa isika?
Manahoana daholo!! Mba tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy ity, Mba manao ahoana re ny mety ho fiovan'ny tantarantsika raha ohatra ka misy tolotra avy amin'ny firenena frantsay hampiditra antsika ho "dépa... tohiny
novalian'i gasyjean ny 30/09/2012 17:26
gasyjean ( 22/06/2012 13:38)
Club satanista????
Manahoana daholo tompoko!!! Saika mba anontany antsika izay mipetraka eto Mada,momba izany resaka na "tsaho" mandeha izany hoe raha mba misy afaka manome fanazavana vitsivitsy.Toa hoe misy "club sat... tohiny
novalian'i ledala ny 20/07/2012 19:41
gasyjean ( 09/06/2012 20:19)
Ady lehibe fahatelo!!!!
Raha dinihina lalina ny fandehan'ny zava-mitranga amin'izao vanim-potoana iaintsika izao ,dia toa lasa eritreritra ny tena,fa toa tsy misy filaminana intsony manerana izao tontolo izao,ireto firenen-d... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/06/2012 14:58
gasyjean ( 23/04/2012 12:27)
Miandry izay ho filohan'i Afrique indray aloha izany
Vita izay ny premier tour omaly,ka ho hita amin'ny 6 Mai indray izay ho lehiben'i Afrique ,iza indray no hitarika ny fandrobana sy fanimbana,raSarko ihany ve sa raHolland ?. Ra resy eo Sarko mety ho k... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/04/2012 17:47
gasyjean ( 21/10/2010 12:25)
De ahoana izany!!
Araka ny hitako tato amin'ny vaovao androany dia toa hoe:; vononoa ny hanampy an'i M/ara,amin'ny fitrandrahana ny harena ankibon'ny tany hono ry zareo Iraniens (Inona no tena zahaviny??),ary etsy anda... tohiny
novalian'i Ratoa ny 02/11/2010 23:32
gasyjean ( 05/05/2010 12:13)
Misy Diksionera gasy ve?
Saika mba hanontany hoe raha misy diksionera malagasy?Ny tiako ho lazaina dia diksionera gasy manazava ny teny gasy ,fa tsy hoe mandika azy amin'ny teny hafa tsy akory.Izay mba mahalala dia mba omeo n... tohiny
novalian'i Ratoa ny 06/05/2010 22:26
gasyjean ( 21/04/2010 10:45)
Fa inona marina ity??
Manahoana daholo,efa elaela marina moa ny tena no tsy dia nametraka resafa teto amin'ny dinika na dia tsy mitrahatra mamangy ihany aza indraindray. Eny mandeha ny fotona, miova ny zava-drehetra,nef... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 27/04/2010 13:17
gasyjean ( 03/10/2009 17:45)
Tratriny daholo ny namana serasera rehetra ee
Arahabaina ny serasera.org tratry ny fetiny ee,dia mirary fahazotoana ho an'ny mpitantana isany mba hitohy hatrany ny ezaka.... tohiny
gasyjean ( 14/07/2009 11:51)
Bonne féte "reny malala"
(Aux enfants de la p......) Tratra ny fety daholo eeee! ndao hanangan-tsaina,(BBR), :D,Reny malala ô,mba tairo saosy izahay fa noana. Madagascar 116em deppartement français! :D.hihihihihihi :twi... tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2009 22:17
gasyjean ( 28/06/2009 17:44)
Coup d'etat
Oadray !!!! Ary manomboko tena miha malaza ny coup d'etat sy karazany aaa,nanomboka azy isika malagasy, nanaraka ry zareo(iranien),dia izao indray Honduras.Mila mailo fa miha-ratsy ny fandehan'ny tant... tohiny
novalian'i aikon ny 01/07/2009 11:49
gasyjean ( 20/06/2009 21:14)
Tena Gasy Vesa
Manahona daholo ! Elaela ihany moa izay ny tenanay tsy dia nanoratra firy teto amin\'ny dinika serasera,na dia izany aza anefa tsy nitrahatra mamangy sy mamaky hafatra eto amin\'ny dinika ihany kane... tohiny
novalian'i Noue ny 21/06/2009 06:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.149