De ahoana izany!!

1. gasyjean ( 21/10/2010 12:25)
Araka ny hitako tato amin'ny vaovao androany dia toa hoe:; vononoa ny hanampy an'i M/ara,amin'ny fitrandrahana ny harena ankibon'ny tany hono ry zareo Iraniens (Inona no tena zahaviny??),ary etsy andanin'izay koa vaovao anio ihany,dia hoe toa mahaliana an'ndry zareo Israelianina koa ny morontsiraka malagasy hanaovana jono (hono).
Ny fanontaniako dia ny hoe:nahoana moa ireo tany roa toa mpifahavalo ireo no toa samy manana faniriana ny hiasa eto M/kara vetivety teo?
Hiala tsiny raha somary ratsy fisainana ny tena , fa efa hiaraha-mahita ihany ny fandehan'ny ny tantara rehetra @ izao ankehitriny izao.(ny hitsikitsika hono tsy mandihy foana ,fa ao raha)
mapieritreritra,mahalasa-saina.
répondu par Ratoa le 02/11/2010 23:32
2. nannie ( 21/10/2010 12:51)
Hoy izy angamba hoe : "rehefa tsy hainareo tompon-tany ny mi-exploiter ny taninareo sy ny morontsirakareo dia ao hanaovanay azy satria toa intéressant ihany izany taninareo izany" lol
3. miravero ( 28/10/2010 06:38)
gasyjean,dia mahagaga tokoa izy izany,inona re no tanjon'ireo e,mitady hanjanaka ny gasy ve???sa ataony tany fiadiana???
4. Dan23 ( 29/10/2010 14:47)
ary sao mba hitetika le petrol ko rzalah lé,io mantsy ra vokatra eo ny antsika mety ho very finanana ny sasany d mody anambitamby eo.
5. Ratoa ( 02/11/2010 23:32)

marina daholo ny hevitrareo. Efa ela ny rehetra no mitsiriritra an'i M/car: ny Nazy, ny Jiosy, ny Arabo, ny frantsay, ny anglisy . Ny antony? Marina fa ao ny harena isankarazany ambony sy ankibon'ny tany anefa ny malagasy tsy manana hery itrandrahana ireo. Fa ny tena antony dia : stratégie Géopolitique.
Izay hery vaventy mahazo an'i M/car dia manjaka amin'ny Oseana indiana canal de Suez, Golf ary dia hitatra mankany Asie: tsotra be ny valiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2116