Ady lehibe fahatelo!!!!

1. gasyjean ( 09/06/2012 20:19)
Raha dinihina lalina ny fandehan'ny zava-mitranga amin'izao vanim-potoana iaintsika izao ,dia toa lasa eritreritra ny tena,fa toa tsy misy filaminana intsony manerana izao tontolo izao,ireto firenen-dehibe toa miharendrika avokoa,ny firenena malemy tahaka ny antsika moa tsy lazaina intsony,ary etsy andanin'izany ireto karazana "faminaniana " isan-karazany hita etsy sy eroa momba ity taona 2012 ity.Inona marina no tena hitranga? misy milaza fa:
Fa amin'ny volana Jolay no hanomboka ny ady lehibe fahatelo(valiny amin'ny fanafihan'i USA sy Israel an'i Syrie sy Iran)ary i Russie sy i Chine kosa hiaro an'ireto firenena roa farany ireto,dia avy eo kosa hiditra an-tsehatra ny OTAN(NATO) sy ny firenena hafa.
novalian'i dadabe ny 24/06/2012 14:58
2. Miharena ( 10/06/2012 06:12)
Amiko aloha, ny ady lehibe fahatelo dia efa nanomboka efa ela fa tsy amin'ny baomba nokleary na fitaovam-piadiana fa amin'ny fahafoanan'izay mbola miezaka manohana izay efa ho rodana dia ny rafitra tsy mahomby rehetra atsangan'ny olona.
3. AndriambyII ( 20/06/2012 16:49)
Amin' ny faran' ny taona 2012 mifampitady . Samy ho tahian' Atra .
4. dadabe ( 24/06/2012 14:58)
faraandro hono io amin ny calendrier "MAYA"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0984