Bungalows

1. gasyjean ( 15/11/2012 20:21)
Manahoana daholo!
Mba misy tetik'asa andohanay tianay ho tanterahana ka mba mangataka toro-lalana na toro-hevitra avy amin'ny namana eto @ serasera.
Ilay resaka dia izao: Ohatra ny manan eritreritra hanangana (bungalows ) ao Foulpoint ao izahay ,ka mangataka hevitra sao efa misy namana ,nanao izany ,ahoana no anombohana azy?
Ny tany efa ananana sady malalaka no ara-dalána ,ny budget an-tanana kosa tsy dia be loatra fa eoeo ihany, mba toroy hevitra.
Misaotra.
novalian'i amig0 ny 21/11/2012 12:02
2. amig0 ( 21/11/2012 11:48)
gasijean es elputo amo jajaja
3. amig0 ( 21/11/2012 12:02)
jeangasy elah sa gasyjean klouu ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3122