Bitcoins

1. gasyjean ( 26/05/2013 10:09)
Misy bizna azo vidiana amin'ny bitcoins ve eto M/kara sa mbola tsy misy mahalala azy ity?
novalian'i bazylou ny 26/03/2014 09:30
2. sitlo ( 27/05/2013 10:56)
Tsy mbola henoko izany. Fa somary nanadihady ihany aho omaly dia tsapako fa misy resaka tsy mazava ilay ilay izy. Tsy mazava tsy hoe tsy azoko fa resaka maizina.
Aiza ve ka misy mivarotra rongony heroine amin'ny bitcoins izany. Mazava ho azy fa ao koa ireo mpanondrana olona sy taova...
Mino aho fa matoa io mbola tsy sakanan'ny iraisam-pirenena dia mbola miandry kendry tohana ny blackops sy ny FBI sns.
Fa tsy haiko aloha fa izaho vahiny e.
3. hery ( 27/05/2013 16:50)
Izaho koa taloha saika niditra bitcoins ihany nefa ohatra ny hitako be mpamingana ilay izy. Sao dia rehefa any aoriana any dia bloké ao ny vola.

Ny Paypal aza ity efa mampitsatsaka ihany.
4. gasyjean ( 27/05/2013 18:17)
Misaotra anareo namaly.
@Sitlo->Aza gaga ianao raha valiny negativa be no hitanao voalohany ao @ Atoa. Google,devise antisystème be izy io ka tsy hanaiky fotsiny hanome halalana io ry rafanjakana isany.
sady tsy misy atao eo koa ny fbi sns...tsy vola "physique"ts'inona izy io,sady tsy manana "banque central" .bitcoins.fr
Fa hono aho raHery taloha oviana moa izany,raha tsy diso aho ny Bitcoins tsy vao t@ 2009 no noforonin'ndRa-Natoshi?
bitcoins .it.
raha bizna bitcoins eto @ serasera dia efa vonona izahay.
tadidio fa ny 1 BTC izao dia efa mtgox.comt

Amin'ny manaraka manao fanazava misimisy amin'ny teny malagasy fa mbola tsy ampy fotoana.
5. bazylou ( 26/03/2014 09:30)
Bitcoins aza efa faillite koooo. Sady amerim bola.

Beuurrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.237