Manahoana!!

1. gasyjean ( 16/01/2013 17:05)
Manao ahoana daholo ry mpiserasera!!
Tsy fampitahorana izy ity fa fammpitandremana,
Misy feo mandeha any ho any fa amin'ity taona 2013 ity dia hisy fanafinahana ho atao amin'ny firenena 35 ao amin'ny kaontinanta afrikanina ka samia miha-vonona daholo.Mino aho fa samy efa mahlala ny ao Mali amin'izao fotoana izao,aza matahotra ianareo,Ary minoa ahy fa hitohy tsy hijanona izy ity,ny "mass -media "(radio ,gazety ,tele..)dia hamorina lainga hanamarinana izao mba tsy hitranga ny tena marina,nefa tsoriko marina dia marina fa efa manomboka izy ity ka samia mivonona.marihiko moa fa i Madagasilara malalantsika koa dia ao anatin'izao "plan " izao
,ka manomboka amin'io fifidianana amin'ny volana Mey izao dia ho hitanareo marina eo ny tena tohiny.Miomana hanatrika ny ady fa izao vao fa tena hisy ady eto Madagasikara.
Fiadanana ho antsika rehetra!!!
novalian'i gasyjean ny 24/05/2013 14:43
2. amig0 ( 16/01/2013 18:19)
hisy bandy sy rĂ´le zany @ volana may de gain! gain! gain gasyjean! lol
3. moi ( 23/05/2013 11:28)
ho tapitra ity ny volana mai, sa lasa jolay indray satria angamba any vao fifidianana ?
Dia iza hono ireo mpanafika, avy aiza ?
4. gasyjean ( 24/05/2013 14:43)
Heheheh!! tsy nisy niteny anao anie hoe inoy daholo izay teny lazaiko eee!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3934