Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diamondra27 ( 02/02/2006 07:48)
GASY MILA RAVINAHITRA
Raha hiainga any Madagasikara ny olona taloha de omena tso-drano fa handrato fianarana etc... Ankehitriny anefa noho ny adin'ny fiainana de misy ihany ireo mandrato fianarana ara-dalàna ary misy iha... tohiny
xxx ( 02/02/2006 07:31)
mila torohevitra sy anatra
Atao aona no miady @toetra ratsy, satria tena manana toetra ratsy be aho ka aty @ ko ihiany no ifoterany avy eo. lasa tsy zakan'olona ny toetrako indrindra ny olona miarakamiko Za dia olona saropiaro... tohiny
novalian'i dadabe ny 13/02/2006 09:36
Fiffi ( 02/02/2006 06:28)
LALAM-PIFIDIANANA : « Mety hampisy krizy raha tsy hahitsy »
Mbola ifandroritana hatramin’izao ny momba ny hanitsiana na hanovana ny lalàm-pifidianana na tsia .Efa samy naneho ny heviny ny akolafin-kery samihafa.Ahoana ny fijerin’ny Komity mpanara-maso ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2006 21:13
akamatiana ( 02/02/2006 05:22)
efa we resa-behivavy ty an!!
houn waa ry zavavy namana , efa ela zah mba saika anontany ty fa otsany tsy sahy zany kle!! nefa innn mou maharatsy an'zany .Zao ary ... Nareo ve refa miaraka(miray) amin'ny oul voalohany de ohatra n... tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2006 21:51
jentilisa ( 02/02/2006 05:17)
baolina kitra: artista # mpanao gazety
Izay indray moa izany no tena maresaka eto Antananarivo amin'izao fotoana izao. Eo amin'ny resaka dokam-barotra dia tena tafita ny hafatra. Amin'ny alahady ho avy izao eo amin'ny kianjan'i Mahamasina ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/03/2006 06:43
xxx ( 02/02/2006 04:08)
tonon-kira
Sao misy manana ny tonon-kiran'i Jerry Marcos Kawitry e? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2006 10:58
xxx ( 01/02/2006 19:38)
ilain'ny vatana tokoa hono ny firaisana ara-nofo!!!
asa na marina izany na tsia fa surtout ny vehivavy dia ilain'ny vatany ny firaisana ara-nofo ....dia hoy aho hoe ahoana izany ireny masera ireny... tohiny
novalian'i kama ny 12/02/2007 06:36
Herimiafina ( 01/02/2006 17:46)
Fitiavana sy fiarahana amin'olona vahiny hafa firenena
Lasa ho aho ny saiko ry zareo tato ho ato izay momba ity resaka hoe tsy dia tsara loatra ny miaraka amin'ny vazaha (ohatra hoe canadienne) fa hoe samy hafa be ny kiltiora ary mety hitarika olana izany... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 09/02/2006 01:44
Dezy ( 01/02/2006 16:12)
angidina
Nisy kofa sy joba nirevy tao anaty fiara teny amoron-dalana somary mangina ihany.Ela ela teo de nangataka lé kofa ,nieritreritra we efa ampy zay ny échofément,kanjo tsy nety lé joba.De nidongy teo... tohiny
novalian'i Veloo ny 17/02/2006 18:33
jentilisa ( 01/02/2006 14:08)
Muhammad natao sariitatra!
Asa raha efa henonkenonareo fa nisy gazety tany Danmark namoaka sariitatra momba an'i Muhammad ka nahatezitra ny silamo betsaka ary nisy aza ny nandrahona ny hamono ny talen'ny gazety mihitsy. magazin... tohiny
novalian'i marozevo ny 17/03/2006 01:03
danibe ( 01/02/2006 12:55)
fitaovam-pifandraisana sy fitiavana
omeo ny hevitrareo hoe za raha maty na tsia, na azo atao na tsia, ny mifankatia eto amin'ny internet,izany hoe: ol roa miaraka nefa resaka eto @ internet ihany. mba tiako ho fantarina tokoa mantsy rah... tohiny
novalian'i jentilisa ny 27/02/2006 07:17
jentilisa ( 01/02/2006 12:29)
inona ny voninkazo tena tsara atao an-jaridaina?
Mba lasa ihany ny saiko sao dia misy ny voninkazo manokana mety atao an-jaridaina!... tohiny
tivinah ( 01/02/2006 07:17)
MAMPALAHELO I MADAGASIKARA, MILA FITANDREMANA
Mamapalehelo tokoa ny manjo antsika eto MADA fa tonga eto daholo ireo ARETI-MANDOZA. Ny zavatra tsikaritra dia tsy misy avy eto ireo karazana aretin-mandoza ireo fa avy any am-pita kanefa dia tonga et... tohiny
novalian'i Veloo ny 02/02/2006 21:07
DotMG ( 01/02/2006 05:37)
Ohabolana vaovao
Vavan'ny tsy nahazo ny hoe "Izay tia mahandry e!". (Tsy azon'izay tsy mipetraka eto Dago) Miandry ho antsoina fotsiny ohatry ny finday lany fahana. (Hazo amoron-tevana)... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/02/2006 20:33
notron ( 01/02/2006 05:18)
Aza ratsy saina
Nampanao fifaninanana ho an'izay mahay mampiresaka indrindra ity fikambanana iray ka "Billet d'avion" sy "DVD" no loka ho an'izay mahazo voalohany. Nahataitra ity tovovavy ankatoky ny fanambadiana io... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/02/2006 16:17
Fiffi ( 01/02/2006 05:05)
« TSY HILATSAKA AMIN’NY FIFIDIANANA NY PASITERA MAILHOL »
Tamin’ny tafa nataon’ny pasitera Mailhol tamin’ny mpanao gazety nilazany ny zava-bitany no nanambarany fa tsy hilatsaka amin’ny fifidianana izay ho filoham-pirenena ny tenany . 170 no isan’n... tohiny
novalian'i Achia ny 09/03/2006 20:44
fijo ( 01/02/2006 04:32)
roland ratsiraka
araka ny voalazan'ny "madagascar tribune"omaly,31 janoary,dia toa rano mangatsiaka nalatsaka hoan'ny mpanohitra ny filazan'i roland ratsiraka fa hilatsaka hofidiana izy. misy aza moa no nilaza fa "ka... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2006 04:20
Vahinala ( 31/01/2006 22:00)
Tantara tena nisy
Tafaresaka tam Papako za androany tam phone dia toa hoe nivonto hono ny tongony fa efa tany am dokotera d tsy maninona intsony. Sendra lasa saina tampoka za mieritreritra izay hoe "mivonto" izay dia n... tohiny
novalian'i Veloo ny 10/02/2006 20:56
xxx ( 31/01/2006 18:48)
mifampiverina indray
Aona no ataoko fa niady zahay sy ny olona tiko de saraka nefa fantatro izy fa tena mbola ty be ana za koa torakizany ka inona no ataoko mba hitenenako azy hoe ndao ndray hifampiverina satria samy mbo... tohiny
novalian'i Veloo ny 02/02/2006 19:45
pissoa ( 31/01/2006 17:49)
Mpihatsaravelantsihy
Ahoana kay no fandraisanareo izany hoe mihatsaravelatsihy izany. Dia ratsy foana ve izany? Ho avy amin'ny manaraka ny anton'ny fanontaniana raha ilaina :wink:... tohiny
novalian'i Veloo ny 07/02/2006 16:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7927