GASY MILA RAVINAHITRA

1. diamondra27 ( 02/02/2006 07:48)
Raha hiainga any Madagasikara ny olona taloha de omena tso-drano fa handrato fianarana etc...
Ankehitriny anefa noho ny adin'ny fiainana de misy ihany ireo mandrato fianarana ara-dalàna ary misy ihany koa olona sasany manafina mandainga ny antondiany.Ohatra: i x de nilaza fa mianatra @ fianakaviany kanefa rehefa tonga taty andafy de tsy nanana taratasy afaka 3 volana, de lasa nanao clandestin.I Y indray ohatra de lasa taty de avy eo nanao zavatra hafa toa ny nataon'i nini.
Ny tiako tenenina eto de aoka hazava ny resaka fa tsy mitsara za sady manana ny zony ny tsi-1-1 afaka manao ze tiany fe mandainga kosa no tokony asiana fiheverana satria mandiso fanantenana ny gasy tsy mahalala ny zava misy eny antoerana.
2. diamondra27 ( 02/02/2006 07:52)
Tohiny...

Rehefa manao vacances any dago ny olona avy aty andafy sasany fa tsy ny rehetra de mipoerapoera hoe: 'zany 'zahay fa manana sy tonga lafatra ny fiainana ,de ny mampalahelo ahy izany lasa manome envie le gasy kely le olona de heveriny fa paradisa le aty andafy, de mba manao ze azony atao koa izy à son tour, ze ahalasanany, kanefa tsy araka ny nampoizina refa tonga aty satria tsy misy taratasy , de miady mafy eny aloha...
3. diamondra27 ( 02/02/2006 07:57)
Tsy ny gasy ihany anefa no toa io fa ny Afrikana koa toa izany, miady mafy , na de miatra aman'aina aza ny hahatongavana aty andafy satria le olona sasany rehefa tonga any @ taniny de mitantara oe: tena sambatra aty andafy , mahazo fanampiana sns izahay Etc...
Ny arabo indray : de betsaka ny manao mariazy fotsy, mividy an'le vehivavy manana taratasy vazah = 10000 euros, de manao mariazy kanefa tsy misy fitiavana, de mifanaiky fa afaka 2ans de hisaraka ...
4. Vahinala ( 02/02/2006 08:00)
Misy ny manao an'izany fa tsy ny rehetra koa, ny fomba fisainan'ny olona anefa tsy afaka ho terena hitovy amin'ny an'ny tena mihitsy. Tiako anontaniana an'i diamnodra hoe inona kay moa no maharatsy ny zavatra ataon'i Nini no nahatonga anao nanadray azy ho ohatra ?
5. diamondra27 ( 02/02/2006 08:07)
koa ny teny tiako atsipy de ity:

MAFY NY ADY NA MADAGASIKARA IO NA ANDAFY AIZA NA AIZA fa tsy hoe: akory mahita ny mpanao vacances sasany mihaingo tsara sy fenofeno de hoe: tonga lafatra ny fianana @ izay, sady manambola be...

mba niady mafy izy ireo( niasa, nianatra, traffic, misy chips fotsiny no haniny na miafy @ sakafo sy kojakoja de oe za manao regime...) vao afaka nanao vacances miverina antanindrazana

koa aza de mitandrema fa sao de diso fanantenana raha tonga aty fa izany no zavamisy aty andafy
6. diamondra27 ( 02/02/2006 08:08)
MISY IHANY KOSA ALOHA NY OLONA TENA TAFITA AMIN'NY RARINY E! KANEFA TSY MISEHOSEHO IZY IRENY
7. Vahinala ( 02/02/2006 08:18)
:roll::roll::roll::roll:
8. sonwin ( 02/02/2006 08:43)
mhhh
9. xxx ( 02/02/2006 09:14)
Tsy hitako izay tena olana amin'ilay izy. Misy vitsivitsy ny tanora fantako aty an-dafy mandainga amin'ny fianakaviany satria tsy te handiso fanantenana azy ireo. Efa betsaka ny problème-n'ny fianakaviana any Dago ka raha mbola ampiana izay anao aty indray dia tsy fitsinjovana azy izany.
Ny ahy indray, raha mbola afaka mitady ravin'ahitra aty andafy, mahita fika, na hi-klandy aza nefa mahazo vola hoentina any Dago sy hanampiana ny olona any, dia tongava. Tandremo fotsiny lasa 4-mi fa raha ho 4-mi ihany dia aleo any Dago.
Dia ianareo izay efa aty koa ka mahitahita dia afaro ny fianakaviana, ny cousins, ny cousines... fa tena tsisy vola any Dago any.
10. diamondra27 ( 02/02/2006 09:32)
vahinala: averiko fa tsy mitsara oa za, ary tsy miteny za na ratsy na tsara ny nataony nin fa iny niseho iny no zavamisy de chacum interprète à sa façon

tsy miditra @ fiainan'ny olona za fa ny tsy tokony atao na nini na tsy izy de le mandiso fanantenana olona

ohatra iray: nahalala mpianatra dokotera gasy iray ny tenako, tonga tany dago izy de niseho be t@ namany fa aty andafy de miadana, sy manana asa tsara izy etc...
Avy eo anefa nanontany taty amiko le namany satria mba nitsiriritra sy mba te ho tafita , fa novaliko hoe: aza mino ze tenin'olona avy aty andafy sasany ianareo fa io namanao io aza , de zà taty amiko izy no nanontany sao mahita asa ho azy, za koa moa nampiditra azy niasa rahateo..., ary tsy mitokatrano izany izy fa manao colocation , de hankinba teo ilay namany.... DE IZAY ILAY TSY VOAKO KA TIAKO ATSIPY
11. booboo ( 02/02/2006 09:43)
hum...aza mikikiaka moa e
12. cheboman ( 02/02/2006 09:54)
:-$:^)
13. vivi ( 02/02/2006 10:42)
ny lazainy diamondra kosa marina e!, ary tsy mitsara koa za, fa betsaka koa ireo olona mody satria tsy araka ny eritreriny ny aty andafy, nefa raha mba nisy nanoro mety ny vola nanaovana frais efa navita zvtr hafa, ary zay mody zay aza no tena manalabaraka , io koa anie ny fiainana sami manana ny anjarany e, tsy voatery mandeha aty andafy d lasa tafita koa anie!,betsaka ny namako any dago manana noho zahako zay aty andafy, ry zareo manana trano efa 4, 5 za ,nefa mividy trano fa mbola atao trety,, ka tsy zay aty no atao we manana!, mampalahelo anie izay tratrany laiga kosa e!
14. diamondra27 ( 02/02/2006 11:12)
vivi: io indrindra le tiako lazaina fa tsy haiko ny mamoka azy:-*:-*:-*=D=D=D=D
15. booboo ( 02/02/2006 11:40)
:-D
16. fasaly ( 02/02/2006 12:24)
mbola miditra ny resaka nini zà e! matoa izy sahy miseho net otran'ireny dia tsy nadiso fanantenàna ny havany fa fantatry ny havany mintsy zao no ataony aty!......sady tsy hitako ny diso fantenàna amzany fa ny havany any aza zao fièrs be hoe tena vedety be any paris lay zanaky e! lasa otran'ny star kely mahintsy...... mety efa mivle-tsaina ny famille-ny de tsy misy olana aminy izany.


ny momba ny hoe saika hanao fianarana nefa ni cland kosa mino aho fa tsy misy mafina am famille-ny koa izany e! asa anefa.......


17. fasaly ( 02/02/2006 12:28)
fa betsaka aloh ny diso fanantenàna e! hoe alefa any andafy ny zanakay , io lay tsy fahalalàna ny zava-misy aty andafy, satria na aiza na aiza sarotra dooly ny fiainana, indrindra fa ho an'ny vahiny tsy manana paps tena sarotra tokoa ny miaina aty ivelany aty, ka izay no tsy fantry ry zareo de mandeha ihany kalou satria betsaka ny efa lasa, de rehefa ao anaty
ny belm amzay aty de tsy ho sahy ny hiteny amin'ny havana hoe manana blem be lay zanakay.....
fa tsy io sam mizàka ny fiainany dooly e! vitan'ny hafa ve tsy vitan'ny tena.......misy foana ny petit boulot etsy sy eroa,.....
18. ravatorano ( 02/02/2006 12:28)
aleo za eto ihany kah
fa za mbola ho any an
:wink:
19. fasaly ( 02/02/2006 12:45)
zà njay aleo kalou zà aty ihany fa mitdika matetika any ihany:wink:
20. diamondra27 ( 02/02/2006 15:49)
de hitako koa nisy sipa tao Isotry toa misy tonga aty andafy fa tena tafita an!...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8408