GASY MILA RAVINAHITRA

61. vale ( 05/02/2006 21:25)
dadabe::-$:-D:-D:-D
62. Veloo ( 05/02/2006 21:50)
fasaly tsy grimasy wa io eeeeeee8O gaga fotsiny aky a:-D:-D:-D:-D
63. fasaly ( 06/02/2006 05:42)
:wink::-*
64. Angolaina ( 07/02/2006 06:51)
dadabe > ary elah ty tena mankafy kombaka mitsy an! :lol: :lol: :lol:
65. watafon ( 07/02/2006 09:28)
diam, tsy ny sipa eny ankatso retra kosa klou no manao an'io e! fa io ndray aloha d misy tokoa e !
66. Veloo ( 07/02/2006 16:56)
manao inn ry wata?8O
67. watafon ( 09/02/2006 08:20)
veloo, mikil e! sa tsy hainjy ndray zao ny dikan'io ?
68. cheboman ( 09/02/2006 10:10)
diamondra27:

de hitako koa nisy sipa tao Isotry toa misy tonga aty andafy fa tena tafita an!...


:roll:
ny olona mipetraka aiza sy aiza aby no tokony ho tafita any amin'izao andafy izao hono dia taiza hono ianareo no nipetraka taloha
69. diamondra27 ( 09/02/2006 13:10)
cheboman: za re 4-mi taloha a!

refa andafy rehetra ka! ampitandranomasina, ny fahaizana mitantana ny fiainana ihany nge no mahatafita na tsia e!na de ao m/kara aza enao de afaka ny ho tafita ihany koa.
Chacun a sa façon de voir oe tafita enao na tsia
afaka miteny ny olona 1 oe: tafita izy refa milamina ny fiainany, na hoe: za manana an'izao sy 'zao ,na hafa ihany koa
70. fijo ( 24/02/2006 04:36)
momondra an,aza atao safobemantsina kosa le izy e.raha sipa 100 no mikil eny ankatso,tsy ampahafirin'ny mpianatra vavy eny izany.
71. diamondra27 ( 10/04/2006 20:28)
fijo: okay ary e!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3001