GASY MILA RAVINAHITRA

21. fasaly ( 02/02/2006 16:40)
fa inona no idirani'lay isotry sy ny andafy??????
22. Herimiafina ( 02/02/2006 16:45)
Zah ry reto mba omeo tso-drano refa andeha ho any Dago any klé, hehehehehe:-D:-D
23. fasaly ( 02/02/2006 16:48)
zà efa nanome efa elaba an!:-*
24. Herimiafina ( 02/02/2006 16:57)
Fa zah klou refa hoa ny de handainga amin'ny aty andafy hoe hianatra, kanefa zah hanao vakansa diabôlika be dirandoza be klé, hehehehehe:-D:-D
25. fasaly ( 02/02/2006 17:16)
hehehehehe! manja be zany an! hitako ery zany vokasy diabolika zany! mety ny anjy ka! ao fa zà kou handainga hoe hanao stage kely any dago de hanao vokasy diabollika any kou!:°)
26. Herimiafina ( 02/02/2006 17:48)
Tairo ary ny pro-tsika sy njy de ampiarahina ny vakansa diabôlika klé, hehehehe:-D:-D
27. fasaly ( 02/02/2006 18:13)
8) de aiza no tena milay raha diabolika zany????
ao ampasapito ve??????:}
28. Veloo ( 02/02/2006 19:28)
eeeeee tsita intsony e dia manaiky izay misy sisa o:(
29. vale ( 02/02/2006 19:56)
fasaly:

fa inona no idirani'lay isotry sy ny andafy??????

hihihihi hita wa ry fasaly? hihihihihihi

30. Vahinala ( 02/02/2006 20:17)
Za moa d gaga fotsiny fa toa tsy hazoko intsony izy zany.8O8O
31. fijo ( 02/02/2006 20:22)
momondra an,azoko tsara ny tiandry lazaina,fa ilay hoe manafina ny zava misy aty.
fa izao,io anie tsy mila hafenina e.efa fantatry ny any,fa raha tonga aty ny zanany,na hiafy aza,mba hafaka manana kely ihany.ka maro ny raiamandreny no mamporisika ny zananya hankaty,na dia fantany azafa hiafy tonga aty.ary io koa anie,tsimaintsy miafy kely,fa mbola ahazo ihany izy tsy hoela e.ka za dia manao hoe avelao hoavy ny olona,fa manana safidy izy avy eo.
32. diamondra27 ( 03/02/2006 06:51)
fijo: avela ho avy ange ny olona fa tokony hampahafantarina azy dieny mialoha oa ny zavamiseho hoe: mafy ihany koa ny fiainana aty andafy aty fa sao de heverinareo fa paradisa. De refa tonga aty izy de afaka manao ze tiany atao sy ze fomba ahatafita azy e! sauve qui peut !!!

ASA NA NISY NAHENO ILAY TANTARA FOHY TATO @ SERASERA MITANTARA AN'I SOA, size "tantara mitohy", fa iny tantara iny mahafehy ny tiako ho lazaina .
33. vale ( 03/02/2006 14:24)
Matoa ny olona misisika hankaty an-dafy aty dia mahita tombontsoa izay! ko inona fotsiny ny hijanonan'ny olona na aty raha mafy be eny fa na dia ireo hoe hiklandy aza? fa mahita ny différence any dago sy aty izy kà.
Ny tsy voako koa aloha dia ilay mandainga é. Tsy hitako izay handaingana, fa na handainga koa moa izy ange hita asehon'ny télé eny foana ny olana ireo vahiny tonga aty an-dafy é (resaka ttasy), nefa dia aleon'ireo mikiry mijanona aty ihany, mahita tombontsoa izy izany é :wink::wink::wink:
34. fasaly ( 03/02/2006 14:39)
fa hono ho aho iza no efa tratra nandainga hono:?::wink::roll:
35. vale ( 03/02/2006 14:46)
hihihihi fasaly: ko izany no tenenin'i diamondra ko!:roll:
36. sipagasy ( 03/02/2006 15:10)
diamondra27:

de hitako koa nisy sipa tao Isotry toa misy tonga aty andafy fa tena tafita an!...



mmhhhh fa dia maninona kay ny sipan'Isotry?? tsy tahakan'ny sipan'Analakely sy sipan'Andohatapenaka ihany ve???? = samy malagasy????

hafa kely injay iny!!!!!

PS kely tena tsy levon'ny vavoninao mihintsy ilay nataon'i nini e!??? nefa dia fahalalahan-tsaina daholo izany, milaza fa efa mandroso ny tany sy ny fisainana fa tsy anatin'ny "nosy", voafefy rano ihany akory ny fiainana!!
37. fasaly ( 03/02/2006 15:14)
six kely ianao ry sipagasy tamin'iny an! tiko be lay fisainana, tsy hoe manao toy i nini aho akory ka miaro azy, fa andro ny fivoarana zao ka normaly ny gasy raha mba lasa toy ny vazà kou! fa tsy ho primitifs eo foana......
fa izy kalou de sipa milay ......
sipagasy::-*
38. ravakamalala ( 03/02/2006 15:54)
sipagasy sy fasaly > io kosa ve no atao hoe fahalalan tsaina ry reto? fahalalahan -javatra haf angamba fa tsy saina.
za aloha diso fanantenana amin ilay nini e! fiainany ny azy, tsy idirako lalina fa raha olona akaiky ahy no nanao ohatran azy dia noteneniko hoe "INN ARY TY AN?"

amiko dia nomena Andriamanitra saina sy hery isika, ary ireo no tokony ampiasaina fa tsy zavatra hafa izay heverina fa 'intime' no andeha hatao "fonds de commerce".
amiko dia olona tsy te hisasatra raha i nini fa te hanatsotra fiainana fotsiny!
39. ravakamalala ( 03/02/2006 15:56)
Momba ilay resak i diam ndray dia misy marina fa fotsiny hoe : maninn no dia tena mampisendaotra be andry aakia ilay resaka?
"saonjo iray lohasaha io ka tsy ialozan izay mamarara"
40. Vahinala ( 03/02/2006 16:20)
sipagasy fasaly >=D=D=D=D=D

Na misy mandainga na tsy misy mandainga, tsy hitako leretsy ho aiza le olana fa toa manasarotra fianana koa nareo zany, ny ahy ny tena tsy zakako indrindra dia io fitsikerana ny fiainan'ny hafa io, samy mikolokolo ny azy d avelao ny an'ny sasany ho azy e, na malagsy mitovy aminao aza izy inona no mahatonga anao mahatsiaro ho voakitika amin'ny fiainany fa anga ny hafa mitsikera ny anao ? Izay fantany fa tiany sy mahamety ny azy no ataony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3102