GASY MILA RAVINAHITRA
41. fasaly
(
03/02/2006 16:25)
ravakamalala: zay alou tsy tery saina fa malalatsaina ka tsy olana amainay zany e!
zay fotsiny.......efa fivoarana be zao kanou!
amzay izy aty andafy fa tsy madà no mieptraka mazava ho azy, ny any madàa aza efa mahavita zavatra ihany kou ry zareo toa i nini any! zà zao no nahita film vita gasy ho "revy fotsiny" no titre, tena mahamenantra be mintsy fa ity nini anie sary fotsiny e!

42. fasaly
(
03/02/2006 16:32)
tsy revy fotsiny mantsy lay titre fa "revy gasy " e! no telechargé-na tam net fa tena mahamenatra wa!....tsy hoe: zareo nanao film x no mahamenatra fa hafa mintsy e! aleo tsy be resaka zà
43. fasaly
(
03/02/2006 16:41)
amiko ny gasy dia toy ny olona any am firenena hafa koa! ka ahitàna ny karazan'olona rehetra io e! na fond de commerce amin'ny inona na inona, misy koa zao ny mpanoindrana rongony de ahoana, misy ny mpangaltra gaigy lahy de aoana, fa maninona no i nini na ny toa azy no hejehiny, ny vatany no miasa, ny sainy no miasa ao, ka tsy hitako loatra ny olana kou! mahaiza mifanaiky ny tsirairay eo amin'ny fiaianana, fa na manao izany aza izy olombelona izy e! tsy azo atosika eo amin'ny fiaraha-monina izy ireny....
44. ravakamalala
(
03/02/2006 16:52)
fasaly > za anie hoa tsy manosika azy eo amin ny fiaraha monina e! Ary tsy miteny aho hoe biby izy fa amiko, ary izay no maha samy hafa ny biby sy ny olombelona dia manana ny atao hoe "faculté de discernement" isika, izany hoe ny fahalalana ny tsara sy ny ratsy. Ka rehefa hitako hoe ratsy dia tsy ataoko.
mety hoe tery saina aho hoy nareo fa tsy mampaninona ahy izany satria izay ny hevitro , izay ny principe -ko e!
Ary izy ity moa dinika famoahana hevitra dia avoakako ny hevitro : ny fampiasana ny vatana sy ny fitaovam pananahan aho fitadiavam bola dia tsy mandeha araky ny filozofia-ko"
vahinala > liberté d'expression, tsy tianao ny mitsikera nefa io ataonao io dia mitsikera ny mpitsikera, vive la liberté d'expression" oooopppppsssss

45. fasaly
(
03/02/2006 17:01)
marina ny anjy ravaka: fa ny olona rehetra koa samy manana ny safidiny, ka na misy tsy manaiky izay fiainany izay ary afaka hanao ahoana fa zay ny fantany hoe hahatsara azy eo amin'ny fiainany,
ny ahy koa hevitro anie e! tsy miteny aho hoe tery saina anjy:cry: fa izahoi milaza fotsiny hoe malatsaina zà ka tsy misy olana amiko izay zavatra toy ireny.....:wink:

46. fasaly
(
03/02/2006 17:09)
fa ny hitako eto hatreny amnoalohany ny dinika mantsy aky de i nini mintsy no olana, no tsy tiana ange e! de izay no mahatonga ahy haneho ny hevitro.....
fa ny fivaortantena efa nisy hatram zay, ary vao maika miroborobo be io amzao, ary io resaka io no tena machine à sous haingana indrindra ho an'ny sasany ka amiko azy ny azy tsy de misy hidirako loatra afaka hanao inona anefa isika.!!!

47. ravakamalala
(
03/02/2006 17:13)
ie, zay mihitsy, ny olondrehetra tena samy manana ny safidiny ary tsy azo terena amin izany izy!
fanontaniana tiako apetraka amin dry : ndry zao tsara bika sady, tsara volo no tsara tarehy, sady hitako hoe tena photogénique be indry no tena mahay maka sary (omeo madinika amin izay aho:-D:-D), dia maninn zao indry ohatra no tsy manao ohatran i nini nefa mety ho tafita ihany ndry an! aza atao mahatezitra fa tiko fantarina fotsiny ny antony.:wink:

48. fasaly
(
03/02/2006 17:22)
lay madinika kalou alefaso e! sady ny ahy tonga de 2 euro ny ambony injinja....8)
ka valiako aza e! satria tsy safidiko lay izy no tsy tiko fa mandoha mihooakoaka zà raha izà sanatria no mivarotena izany,
fa ny azy tsy mi derranger azy lay izy de nataony, sady araka ny filazan'i vahinàla hoe toa tsy de nanohy fianarana izy no efa toy izay ny toetrany hatramzay donco efa ao anaty rà-ny ilay izy e! de tsy afaka manakana azy izay manakana azy, na ataoko aza angmba hoe ny proche-ny fa rehefa toy izay izy de toy izay mandrapahatonga saina azy :wink:

49. vale
(
03/02/2006 18:54)
fasaly:
ravakamalala: zay alou tsy tery saina fa malalatsaina ka tsy olana amainay zany e!
zay fotsiny.......efa fivoarana be zao kanou!
amzay izy aty andafy fa tsy madà no mieptraka mazava ho azy, ny any madàa aza efa mahavita zavatra ihany kou ry zareo toa i nini any! zà zao no nahita film vita gasy ho "revy fotsiny" no titre, tena mahamenantra be mintsy fa ity nini anie sary fotsiny e!
fasaly à: fivoarana mankany @ ratsy, fa atao ahoana tokoa fa nifindran'ny haretin-dratsy izy izany:wink:
50. Vahinala
(
03/02/2006 19:15)
ravakamalala:
vahinala > liberté d'expression, tsy tianao ny mitsikera nefa io ataonao io dia mitsikera ny mpitsikera, vive la liberté d'expression" oooopppppsssss
Ie tsy maintsy mitsikera mihitsy aho eto fa tsy amin'ny ratsy akory satria mitovy am fananarana no fandraisako an'izany, zavatra tsy tiako izany miteniteny fiainan'olona zany dia mba miteny hafa aho mba hanao toa ahy koa, safidy io ka raha hita fa mahasoa ny lazaiko dia afaka manaraka zay te hanaraka, rehefa tsy mahasoa afaka averina aty amiko ny teniko e !:wink:
51. Vahinala
(
03/02/2006 19:17)
fasaly:
fa ny hitako eto hatreny amnoalohany ny dinika mantsy aky de i nini mintsy no olana, no tsy tiana ange e! de izay no mahatonga ahy haneho ny hevitro.....
fa ny fivaortantena efa nisy hatram zay, ary vao maika miroborobo be io amzao, ary io resaka io no tena machine à sous haingana indrindra ho an'ny sasany ka amiko azy ny azy tsy de misy hidirako loatra afaka hanao inona anefa isika.!!!
Za d mitovy hevitra am fasaly, ohatra ny hoe ilay nini mihitsy no tsy azoazon'ny sasany nefa tsy hitako hoe inona moa no mety hampiatraika ny zavatra ataony amin'ny fiananareo ?
52. fasaly
(
03/02/2006 19:36)
vale: kazay lay fiainanano diso mivoatra be loatra dia manao ny tsy fanao ny olona ka anajran'ny olona no manao ny safidiny na hirona am safidy ratsy izy na tsara, fa ny fivoarana dia ao anatiny daholo na ny ratsy na ny tsara, ohatra ny resaka teknoljia zao dia fivoarana ihany koa fa ho an'ny ireo tantsaha tsy de nadiha fianarana dia tsy mety almin'izy ireo izany satria tsy ho takatry ny sainjareo mintsy lay izy de otranizay hatrany e!
fa na izany aza kalou! tsy voako e! fa milaza ny hevitro fotsiny zà ny momba azy ireny.....

54. diamondra27
(
04/02/2006 07:21)
ravakamalala: tsy izany no tena tsy nahatantesako aky fa menatra ny ataony 'za a! (na de hoe: fiainany aza io. Ny gasy manko de malaza hatr@zao oe! gentilles , mahay mandray vahiny, sympa... Ny Image de marque antsika DE tena bien @ olona mifampikasoka amiko na vazah zany na italiana, na sinoa, na rosiana, amerikana afa-tsy canadien(miala tsiny za ry HM),mihoatra ny firenena hafa , ka raha ondry iray no nania de lasa fatsy be mantsina le izy ka mety hiodina le image de marque de 'zay. Fa samy manana ny reviny io e!tsy misy ifanomezantsiny
Izany hoe: nisy vahiny niteny ahy an'io hoe: ary misy compatriote-nareo toa pro hono de tena alehany mihitsy @ le fandehan'ny le zavatra etc...De za moa tsy nahalala de hankina teo 'za no tsy hitako ze namaliana azy e!

55. fasaly
(
04/02/2006 07:33)
diamondra a! resabe fotsiny zàny, fa sendra tao am aéoroport ivato hody aty aho no tafaresaka tam vazà lahy nanao vacance dago de tena kriko izy nahita ireto sipa kely gasy marobe mivarolavo mivarotena, ka tsy mila nahita an'iny akory anie de efa fantatra fa misy gasy tsy saine e! fa na dia sur place à madà de efa hita taratra zany rehetra zany ho an'ny sipa manao io asa io fa ny blem nareo eto de lay resaka ninni mintsy angamba e! nefa anie sary fotsiny ny azy iny e! izy irery ihany no hita tao , toy ny mijery catalogue de charme ihany kalou! tsy hitako izay nampalehlo tao:°)
56. fasaly
(
04/02/2006 07:39)
ny image i gasy hoe bien diaefa ela no tsy bien!!!!!:lol: ny tiko lazaina zany e! , impiry moa ny tf1 na ny tf2 mapîseho ireny reportage momba ny cox mitsena sambo any dago reny aky!!!!!
ka raha zà no tam place ndry de tsy hankina mintsy zà namaly lay vazà fa nazavaiko araka ny zava misy ny resaka hoe erakizao tontolo izao anie misy foana ny pro ka inona no olana aminao r'ingahy!!!!!!!!:°)

59. diamondra27
(
05/02/2006 10:16)
teo @ manodidina ahy aloha no noteneniko e! de oe bien ny malagasy , fa ny manodidina anjy sy ny reportage njay zavatra hafa. Sady 'zany akia no ilaina ny dinika nge mba ahafantarana ny zavamisy fa tsy ny eo akakinao foana e!
De ahoana tokoa 'zany fiafaran'ny sipa mpianatra eny ankatso 'zany fa toa mikil doly hono ny akamaroany fa tsy manambola hanohizana fianarana intsony fa tsy maharaka ny bourse? Siosio io fa sao de oe: 'za njay no niteny an'io an
De tena resaka marina 'ty an! misy RAD mamarotra zanaka vavy ihany koa hono nefa le sipa vao 10ans, de alefandry zalah any La Réunion (efa t@ 1999 io an!), fa tena tsy voavelony intsony ny zanany 6 mianadahy, de nanatona ny lehiben'ny fiangonana izy oe: tena very hevitra 'za fa de voatery e! nefa fantako fa tsy tokony nalefako ny zanako...

60. dadabe
(
05/02/2006 15:12)
diamondra > tantara marina tao tamatave io e?/
humm ary saika hisy kombaka tato de tara zah kle :evil: tahaka izay tonga aloha de naka pilasy de namporisika tsssss zao efa niravona kle :°)