Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 31/01/2006 18:48)
mifampiverina indray
Aona no ataoko fa niady zahay sy ny olona tiko de saraka nefa fantatro izy fa tena mbola ty be ana za koa torakizany ka inona no ataoko mba hitenenako azy hoe ndao ndray hifampiverina satria samy mbo... tohiny
novalian'i Veloo ny 02/02/2006 19:45
pissoa ( 31/01/2006 17:49)
Mpihatsaravelantsihy
Ahoana kay no fandraisanareo izany hoe mihatsaravelatsihy izany. Dia ratsy foana ve izany? Ho avy amin'ny manaraka ny anton'ny fanontaniana raha ilaina :wink:... tohiny
novalian'i Veloo ny 07/02/2006 16:57
xxx ( 31/01/2006 13:38)
separation
mba mila hevitra avy aty @nareo namana , inona kay no mahasamy hafa ny divorce sy ny separation,?, raha tsy t hanao divorce fa separation fotsiny v d misy taratasy na karazana ordonnance v azo ,mba at... tohiny
vivi ( 31/01/2006 13:33)
divorce
mba mila fanampiana @nareo za we , inona no mahasamy hafa ny divorce sy ny separation!, raha tsy sahy manao divorce v d hafaka manao separation tsotra , ary mahazo taratasy mporofo @ zany!... tohiny
novalian'i vivi ny 23/02/2006 17:59
tivinah ( 31/01/2006 12:31)
MBOLA MARO IREO TSY MINO FA MISY ANDRIAMANITRA...
Mbola maro ny Malagasy tsy mino fa misy Andriamanitra. Aminareo izay efa mpino, inona no mety mahatonga ny olona tsy mino? A... tohiny
novalian'i marozevo ny 02/03/2006 15:47
mamzelkely ( 31/01/2006 11:44)
coincidence sa signe
nareo ve efa naha-remarker hoe refa misy zvt manjo anareo de ohatra mihaino radio nareo aveo de zay hira henonareo ôtran misy ifandraisany am le situation iainanareo? ohatra zao we avy niady nareo s... tohiny
novalian'i lapino ny 07/02/2006 07:28
xxx ( 31/01/2006 10:22)
iza taminareo no efa amoureux t@ cousin (e)
iza taminareo no efa niaraka t@ cousin(e)...isany aloha ny tenanay... tohiny
novalian'i atsroby ny 22/02/2006 14:39
Fiffi ( 31/01/2006 05:00)
18 volana dia tafarina i Madagasikara
18 volana dia tafarina i Madagasikara raha ny tetik’ady hitan’ity mpikaroka ity. Efa mahita angovo hanoloana ny solika ny tenany sy ireo mpikaroka Malagasy miara-miasa aminy. Rehefa voavory ny fik... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2006 19:52
xxx ( 30/01/2006 21:50)
iza taminareo no efa niaina t@ jalousie ...
iza taminareo no efa niaraka tamin'olona jaloux (se)sy tena possessif(ve) tafahoatra....... tohiny
novalian'i pulchery ny 17/02/2006 13:13
xxx ( 30/01/2006 20:17)
hono hoa marina ve izany...
hoe ny bandy nidévergé ny sipa iray hono tys mety adinony mihintsy!!!... tohiny
novalian'i bellla ny 30/04/2006 17:02
mpijery ( 30/01/2006 17:44)
Ahoana ity GasyMusic ity e?
Slt Nisy soirée asa soa fanampiana association gasy any Mcar ny sabotsy teo ! tena tsara ilay hevitra! fa ity no indro kely: i Gasy Music ny nanafàna ny 1è partie. Tena tsy resaka fitiavana man... tohiny
novalian'i fbi ny 20/02/2006 20:59
xxx ( 30/01/2006 16:43)
finoanoampoana
mba tiako fantara we, efa nahita olona voany ody gasy v nareo?,sa mbola honohono foana ?, za manokana manko mbola tsy nahita... tohiny
xxx ( 30/01/2006 16:40)
ody gasy
tsy fantako aloha fa mahagaga anahako @ mpanao gazety malagasy fa mibaribay ny finoana na ny affirmation fa misy ny ody gasy na ny fanafody gasy , nefa raha zahako manokana d tokony tsy anjarany no m... tohiny
jentilisa ( 30/01/2006 14:12)
grevy sahady!
Mahavariana ny fiainana politika eto Madagasikara! mbola tsy niditra akory ny Oniversite dia efa re sahady fa misy hikotrika grevy sahady! hatao fitaovana foana ve ny tanora?... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2006 19:29
jentilisa ( 30/01/2006 13:59)
aretina hafahafa: chikungunya mamely an'i Toamasina
Fantatrareo ve fa misy aretina avy any La Reunion tonga ao Toamasina ao amin'izao fotoana izao, 70 sahady no marary aminy ankehitriny, tahaka ny tazo hono izy izany! tato no nahitako azy aloha! http... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 04:15
vale ( 30/01/2006 13:55)
fanaovana "tompoko".....
Mba nandinika ihany hoà zaho fa toa tsy dia miasa firy intsony io teny iray io amin'izao vanin'andro ianinantsika izao é! tsy fantatro ny antony mazava???... tohiny
valinaka ( 30/01/2006 13:12)
mariazy anjara avy @ Tompo ary ny ankoatr'izay punition
ny fahavitan'ny mariazy de anjara tsy azo idovirana avy @ Tompo.satria na hiodina foana eny aza ka tonga @io sakramenta io de tsy noho ianao na izaho fa tendry avy Aminy. raha misy kosa olona tsy met... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 19/02/2006 03:39
vale ( 30/01/2006 12:48)
môpera sy masera,
Sendra niampita rano hono i masera sy mompera, raikitra hono izany fa ry môpera mibaby an-dry masera, ka nanontany an'i masera hono ty mômpera iray oe: in ty malemilemy aorinanao ty masera? de ozizy... tohiny
novalian'i Veloo ny 13/02/2006 17:28
xxx ( 30/01/2006 10:33)
resaka omali
ary toa tsy hita aloha ilay resaka nini omali iny e , ... tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2006 20:10
diamondra27 ( 30/01/2006 08:32)
VOALAVO
tsy izaho no namorona ity an! ny ramanavy hony de anjely eo imason'ny voalavo... Indray mande hono de lasa eritreritra ity zanaboalavo iray nanontany andreniny nanao hoe: hono hoa ry neny fa man... tohiny
novalian'i Veloo ny 01/02/2006 20:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7644