separation

1. xxx ( 31/01/2006 13:38)
mba mila hevitra avy aty @nareo namana , inona kay no mahasamy hafa ny divorce sy ny separation,?, raha tsy t hanao divorce fa separation fotsiny v d misy taratasy na karazana ordonnance v azo ,mba atao porofo,!satria t hisara-toerana fotsiny mba tsy hisiany ady lava zao ,nefa nohon'ny ankizy nefa tsy t hi-divorce, mba omeo hevitra ,misaotra mihaloha !
2. Herimiafina ( 31/01/2006 13:50)
Fisarahana ara-panjakana ny divorce, mila taratasy,mila miakatra tribonaly mizara ny fananana sy ny fitaizana ny ankizy.

Fisitahana ny separation, izany hoe mbola miaraka ara-taratasy fa misy separation de corps fotsiny, tsy ilana taratasy ny fahalalako azy.
3. xxx ( 31/01/2006 14:32)
ka zao anie no tsy azoko e,raha misara-toerana 600km miala @ toerana nipetrahany teo aloha v izy, d tsy tokony hisy karazana taratasy v omena anao mba ahafahanao mi-prouvé @ fanjakana we tsy miaraka zahay fa misaraka ,hotrany mampatahotra ahy ilay we divorcé, sao d manenina na homeny ankizy tsiny
4. Herimiafina ( 31/01/2006 14:35)
Misitaka kely ianao fa toa mila olompanjakana ihany mijoro ho vavolombelon'ny fisitahana sao mantsy de torian'ny vadinao pour "abandon de domicile" indray avy eo e!
Fa tsy divorce izany fa somary misara-toerana fotsiny asiana garantie kely taratasy entina any amina homme de loi iray, hehehehehe:-D:-D
NB: angaha moa ry xxx tsy hoe adinoina injay i nedala e! Ianao an!:*
5. Fiffi ( 31/01/2006 14:44)
aiza no hamaliana ato @ xxx sa ilay anakiray vivi ? toa mitovy ny fanontaniana fa ny iray separation de ny iray divorce fa mitovy hiany anefa ny fanontaniana :roll::roll::roll:
6. xxx ( 31/01/2006 15:10)
zany izy io an!, fa @zay fotoana zay raha araka ny fahafantarako azy d tokony tsy mahazo mampiaraka ilay sipa fa mbola ao anitiny mariage tsara mihintsy fa sami manana ny volany sy fiainany !
7. fiaritiana ( 31/01/2006 16:33)
separation:fisarahana, fisitahana, fandinihina, ...ary avy eo manao reconciliation sinon miroso amin ny divorce zany hoe fisarahana ara panjakana, fisarahana tanteraka, fizarana ny fitaizana sns
8. fasaly ( 31/01/2006 20:20)
ié! marina daholo reo voalazan'i herimiafina ireo. ary efa otran'ny mbo ni passer io phase io ery nge njy zany e! hainy mahintsy le izy kanoy!

fa ny tsy azoko e! fa tena efa misaraka mintsy ngah nareo sa mbola te hifamerina any aoriana any;
raha sahala amiko de ny divorce à l'amiable no angatahiko satria iny aloha no haingana indrindra no tsy lafo ny vola haloha,
manaraka izany, azo tsy hampandrenesina an'i ankizy ange hoe ni divorcé nareo raha izany no olana e! satria nareo zao efa misara-teorana ihany kou tsy fantany ve zany hoe nisaraka??????
manaraka dia ataovy ny divorce raha tsy hifamerina tsony nareo, fa ny antony dia mba tsy hanana olana na ankasarotana any aoriana any, sady tsy mifandriroriro itsony e! hisy olana foana mantsy any aoriana any , ohatra fotsiny raha te hindrambola am banky enao ohatra hividy fiara vaovao, ny momba anao anefa hoe mbola manambady, de nefa ny fanaovantsonia any am banky tsy maintsy mila ny sonia ny vadinao io, kanefa izy raha tsy mety satria nareo efa misaraka fa tsy divorcé dia tsy ho afaka hahazo ilay vola any amin'ny banky mihintsy ianao, kanefa raha amin'ny ananaranao ihany ilay findramambola ohatra, ka manana prorofo fa divorcé enao de mahazo tsy misy olana. zay no olana kely.
9. fasaly ( 31/01/2006 20:24)
xxx:

zany izy io an!, fa @zay fotoana zay raha araka ny fahafantarako azy d tokony tsy mahazo mampiaraka ilay sipa fa mbola ao anitiny mariage tsara mihintsy fa sami manana ny volany sy fiainany !



ié! toa izay ilay izy, ka raha te hivadika ratsy aminao le vady de tafihiny amin'iny enao ka! dia otran'ny hoe anao ny fahadisoana raha hanany profo mazava..... sarotra be raha izay fa raha zà no tam place de miresaka milamina aminy de manao divorce à l'amiable de vita, sady tsy lafo iny no hainga no vita. sady sao dia mahita prince charmant tampoka eo ange hoe alaiko vady enao de izay ve vao hiazakazaka hangataka divorce. rehefa tsy mifanaraka de vitao hatram farany fa aza mifandrirarira izany. raha tsy hoe hifamerina angaha.:wink:
10. Vahinala ( 31/01/2006 20:56)
xxx:

zany izy io an!, fa @zay fotoana zay raha araka ny fahafantarako azy d tokony tsy mahazo mampiaraka ilay sipa fa mbola ao anitiny mariage tsara mihintsy fa sami manana ny volany sy fiainany !



Ny séparation de corps dia misara toerana fotsiny fa tsy ara-taratasy, raha toa anefa ka tena tapakevitra ny tsy hifamerina intsony dia tsy maintsy miroso am divorce, rehefa mampiditra azy io aza mbola manao "reconciliation" ny tribonaly manontany hoe tena izay marina ve ny fanapahakevitrareo.
11. Veloo ( 31/01/2006 20:59)
vahonala efa nolazain'i fiaritiana etsy ambony etsy retsy io a ary io no marina:lol:
12. ravakamalala ( 31/01/2006 21:16)
maninona anefa no misaraka e! Ataovy aloha izay mety e! mba tsinjovy ny ankizy!:wink:
13. xxx ( 31/01/2006 21:22)
ie, ka raha ohatra manao anio separation fotsiny ary,za ,mahazo fanampiana @ caf toa ny RMI sy ny sisa sa ; mbola a la charge ilay bandy foana, satria manko za vao tonga, d tsy miasa za @ zao fotoana , ka normalement tokony hanao taratasy ,eny @ assistante sociale mahavaly azy fa tiako kokoa mahafantatra avy ato @ serasera za vao mankany mba tsy hanaovana fahatany!
14. Vahinala ( 31/01/2006 21:47)
Veloo:

vahonala efa nolazain'i fiaritiana etsy ambony etsy retsy io a ary io no marina:lol:



Hay ve, za tsy nahavaky anizany fa ilay fanontaniana tany ambolohany no hitako d novaliako e !

xxx > Raha za ianao manantona am toerana mety ahazoana renseignements mintsy fa zay no haingana.
15. Veloo ( 01/02/2006 18:43)
o ry vahinala njy zany tsy mamaky ny an'i sasany mihitsy kle :-D:-D:-D
16. Angolaina ( 07/02/2006 07:00)
ny tena tsara de manatona ny olona miandraikitra an'io zavatra io satria manjary lasa manao^pitari-bato vilam-bava eto daholo raha tsy specialiste @ io taranja iray io e !
fasaly > za kosa akia tsy de mitovy hevitra @ njy @ le oe aza lazaina ny ankizy ny fisarahan'ny ray aman-dreny a! tena aleo aza lazaina azy ary tsy ny ankilany ihany no miteny fa ny roa tonta mihitsy fa tena misy fiatraikany lehibe eo @ fiainan'izy ireo izany ary aleo aza dieny mbola tsy mitatra ny fery de lazaina fa arakaraky ny tsy ilazana an'iny no mahagiravy azy ka mety mahatonga zavatra manahirana be !
hevitro aloha io e! :-*
17. ravatorano ( 07/02/2006 07:09)
angolaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1564