Ahoana ity GasyMusic ity e?
1. mpijery
(
30/01/2006 17:44)
Slt
Nisy soirée asa soa fanampiana association gasy any Mcar ny sabotsy teo ! tena tsara ilay hevitra! fa ity no indro kely: i Gasy Music ny nanafàna ny 1è partie.
Tena tsy resaka fitiavana manakiana no ataoko eto fa mba manontany tena aho hoe izaho irery ve no tsy tia ilay izy fa tsy mba original ilay hirany fa toa copier coller an'ireo hira vahiny.
Tena tsy tafavoaka mihitsy raha ilay hoe mba te-ho exotique no tanjona. Hita hoe tsy ampy préparation, tsy création fa dia izay e: copier coller!
Dia ity no tena loza: nilaza ilay mpihira t@-ndry zareo hoe hanao rythme typique malgache "salegy" sady nampiany hoe ny salegy dia proche-n'ny sega (afa-baràka) dia rehefa nivoaka ilay hira tena tsy nisy naha-salegy azy fa toa ilay mpihira mihitsy no tsy mahay izay atao hoe salegy.... tsy mba mahalala menatra sady tsy misy modestie mihitsy fa mandra-tena be!
Tereny fotsiny hoe "grand monsieur" hono i... ka mila tehafana!!!
Tsara ry reto rehefa mba mahazo proposition toa ireny ny mpihira gasy dia mba mi-représenter ny tena maha-gasy fa tsy mamorona a! raha hanao salegy dia tena tokony hi-maîtriser salegy; raha hanao hira traditonnelle dia tena tokony hahay mitendry valiha (fa tsy synthét.) soa fa nisy iray mba tena namely kabôsy tao. En plus, ilay tarika nanafàna ny 2è partie dia nahay be tsy misy ohatra azy (authentique tsar) dia niantso an-dry Gasy Music izy nony hira farany hoe: "ity angamba dia tsy misy gasy tsy mahay fa hiran'ny gasy rehetra" ilay hira hoe: "Salakao raho...Matahotse te holy" zà mba tsy avy any antsimo fa haiko kosa iny hira iny e! dia ilay mpihira GasyMusica dia tsy capable ny hanao azy hatr@ farany akory, tsy nanao basse akory! dia lasa naka guitare ilay anankiray dia tsy hitako akory izay nataony teo.
Tena miala tsiny aminareo fa averiko ihany: tsy fanakianana fa mba te-hilaza zavatra; tena mila mihezaka manatsara fa tsy manolotra zavatra vao noforonina tsy matotra. A la limite, ils nous prennent pour qui?

novalian'i fbi ny 20/02/2006 20:59
2. Fiffi
(
31/01/2006 05:31)
mpijery: mba omeo "chance" kely kosa izy moa e! ka raha mba izay ry zareo vao mba nampandihy ? raha tsy manandrana koa anie tsy afaka hitsara e! sur koa aho fa tsy maintsy nisy nilaza t@ zareo avy eo hoe izao no tsy nety indrindra ireo nanao ny 2ème partie ary mba hakany sy ahaizany manatsara @ manaraka . Ary ny olona tao ve "deçu" daholo ? sa lasa sa mba nijanona hiany ?
3. sonwin
(
31/01/2006 11:47)
betsaka ny nankafý tao, raha amin'ny ankapobeny no hijerena azy dia hoy aho hoe "tsy ratsy ilay GasyMusic".
4. zouzou
(
31/01/2006 12:17)
mpijery:
Slt
Nisy soirée asa soa fanampiana association gasy any Mcar ny sabotsy teo ! tena tsara ilay hevitra! fa ity no indro kely: i Gasy Music ny nanafàna ny 1è partie.
Tena tsy resaka fitiavana manakiana no ataoko eto fa mba manontany tena aho hoe izaho irery ve no tsy tia ilay izy fa tsy mba original ilay hirany fa toa copier coller an'ireo hira vahiny.
Tena tsy tafavoaka mihitsy raha ilay hoe mba te-ho exotique no tanjona. Hita hoe tsy ampy préparation, tsy création fa dia izay e: copier coller!
Dia ity no tena loza: nilaza ilay mpihira t@-ndry zareo hoe hanao rythme typique malgache "salegy" sady nampiany hoe ny salegy dia proche-n'ny sega (afa-baràka) dia rehefa nivoaka ilay hira tena tsy nisy naha-salegy azy fa toa ilay mpihira mihitsy no tsy mahay izay atao hoe salegy.... tsy mba mahalala menatra sady tsy misy modestie mihitsy fa mandra-tena be!
Tereny fotsiny hoe "grand monsieur" hono i... ka mila tehafana!!!
Tsara ry reto rehefa mba mahazo proposition toa ireny ny mpihira gasy dia mba mi-représenter ny tena maha-gasy fa tsy mamorona a! raha hanao salegy dia tena tokony hi-maîtriser salegy; raha hanao hira traditonnelle dia tena tokony hahay mitendry valiha (fa tsy synthét.) soa fa nisy iray mba tena namely kabôsy tao. En plus, ilay tarika nanafàna ny 2è partie dia nahay be tsy misy ohatra azy (authentique tsar) dia niantso an-dry Gasy Music izy nony hira farany hoe: "ity angamba dia tsy misy gasy tsy mahay fa hiran'ny gasy rehetra" ilay hira hoe: "Salakao raho...Matahotse te holy" zà mba tsy avy any antsimo fa haiko kosa iny hira iny e! dia ilay mpihira GasyMusica dia tsy capable ny hanao azy hatr@ farany akory, tsy nanao basse akory! dia lasa naka guitare ilay anankiray dia tsy hitako akory izay nataony teo.
Tena miala tsiny aminareo fa averiko ihany: tsy fanakianana fa mba te-hilaza zavatra; tena mila mihezaka manatsara fa tsy manolotra zavatra vao noforonina tsy matotra. A la limite, ils nous prennent pour qui?
Samy manana ny reviny e !!! izahay dia afa-po tanteraka, ary tsy voalohany izay no nanatrika GasyMusic.
5. vale
(
31/01/2006 16:45)
Eny hoà, mba aleo hanana ny chance-ny kosa zareo é, sady ny manao zavatra koa ange tsy mora é! ary ny olona sasany aza nefa izany nahita fahafahampo ka tsy aiko aloha é!
6. xxx
(
01/02/2006 19:38)
Isaorana be dia be i "mpijery" nanao io fanakianana io. Matoa misy ny fanakianana toy izao dia misy ny fitiavana hanatsara ary ilaina tokoa izany.
Misy zavatra maromaro tiako hozaraina anefa na dia izany aza:
Voalohany indrindra dia tsy zoviana amin'ny Malagasy ary koa ny vahiny eto Frantsa intsony angamba ny GASYMUSIC raha resaka fanentanana takariva, fanambadiana, fihetsiketsehana isan-karazany,... io tarika io. Manana ny maha-izy azy tokoa izy raha ny amin'izay lafiny izay.
Nanomboka vao tsy ela anefa izay raha manaraka io tarika io isika dia nanapa-kevitra izy ireo fa hanao famoronan-kira. Eto dia aoka hazava tsara ny resaka, anisan'ny nijery tao koa aho ary nahatsapa fa tsy mbola ampy fiomanana ry zareo. Na dia izany aza anefa misy zavatra anankiray hitako nisongadina tao. Ny tiako ho lazaina dia izao : miezaka io tarika io avy amin'ny "rythme" Malagasy, mampivady izany @ "rythme" vazaha. Miezaka ihany koa izy mampivady ny "instrument" malagasy @ "instrument" vazaha. Izay ilay mamorona hoe "fusion". Mbola tsy tafaresaka t@ tarika aho fa mino aho fa "world music" no tanjon'izy ireo. Raha mandinika isika ny mpihira avy any ivelany manao "world music" ka tafavoaka dia tsy manao ny "rythme"n'izy ireo "pur et dur" fa tsy maintsy asiana "touche"n'ny aty amin'ny tany mandroso. Ka amiko ankoatry ny hoe mbola tsy fahampian'ny fanomanan'izy ireo, azo antoka fa hitondra lavitra ny mozika Malagasy izy ireo. Ny vazaha na namana nijery tao aloha na ireo niresadresaka tamiko dia tsoriko fa nankafy tsara daholo ary "dommage" hoy izy ireo fa mbola tsy nivoaka ny "disque". Asa raha tsaroantsika fa ry zareo anie no nanao ny "question pou un champion spéciale francophonie" nefa firy ny tarika erantany naniry ny hanao izany (Ce n'est pas rien!!!)
Manarak'izay dia tsy azo ampitahaina @ TIHAREA ry zareo satria io tarika io dia efa ela nihira niaraka.
Ny resaka "rythme" indray dia tsy azoko mihitsy ny tinao ho tenenina @ le hoe tsy haindry zalahy ny hoe "salegy". Tadidio fa ny "salegy" anie tsy ny andry Jaojoby ireny ihany fa misy karazany.

7. bmw333
(
01/02/2006 19:56)
Tsy "copier-coller" izany kosa reny ry "mpijery" a. Tena misy tsy fetezana kosa ny fomba fijerinao e. Sao de mba nisy zavatra tsy levonao kosa tany ambadimbadika tany de eto enao na manala vokona. Ilay hira nampiteny ilay "leader" hoe "grand Monsieur i Njila ka mila tehafina" ambonin'izay tsy misy idirany amin'ny resaka salegy fa enao angamba variana tamina zavatra hafa ka afangaronao ny setroka sy ny tomany. Araka ny an'i "xxx" mino aho fa hihodina tsara ry zalahy ary hotafa araka ny anarany hoe "Gasymusic" ka hitandro avo ny mozika Malagasy nefa mampiseho ihany koa fa mahay ny an'ny hafa. Ny anarany koa izany mila ovaina atao hoe "mozika gasy" satria mampiasa teny vazaha de tsy mety. Aty ivelany aty ianao raha tsy mampiditra kely ny andry zareo tsy maharitra ela e. Mba ataovy "objectif" ihany rehefa manakiana fa tsy milay e.
8. vale
(
01/02/2006 21:17)
:-D mpijery à: nenà aloha dia tsotra fotsiny é: raha mitady mozika malagasy ranoray ianao an, dia mijereva an'i Jaojoby na ireo maro hafa koa, tsy hitako ny olana ,@ izay ianao tena haf-mpo no tojo izay notadiavinao?... ny olona samy manana ny reviny ka asa aloha
9. fijo
(
02/02/2006 04:26)
fa iza le "gasy mozic" kay????toa misy resaka njila.ary tao paris ve izany resaka izany?fa tsy misy azoko .azafady fa tara be aho izany
10. tantara
(
02/02/2006 12:00)
Azafady raha somary taitra kely,ary raha ianao no mba manome tsy copie coler mety ve
sa ny hevitrao no copie coler, rehefa tonga ny anjaranao miakatra sehatra dia mba avohay hoe ho jerene
farany ilay grand monsieur tena c'etait un grand monsieur, fa efa maka bahana moa izy izao, fa ianao miteny io ve mba nanana naha grand anao, fa ,ny salegy ange ka misy paika na ato hoe rythm mifehy azy, ary raha hifanadahatra ny momba ny salegy mety tsy ho arakao akory satria fantaro fa tsy manana talenta hafatsy ny mitsikera ianao:lol:
:idea:raha mila fanazavana fanampiny ianao dia tongava aty an-trano fa omeko cours particulier??????

12. xxx
(
02/02/2006 20:10)
Fialonana be kosa ny an'i mpijery fa amin'ny "site" Malagasy rehetra ve dia misy io hafatra io daholo ary dia tena "copier-coller".
Ireny ry lery no atao hoe "fusion" amin'azy a. Mahay mampivady ny an'ny tena sy ny an'ny hafa.
Raha tena "objectif" ny tsikera ataonao, maninona tsy niresaka mivantana amin'ireo mpanakanto e.
Izao fotsiny no tsarovy, ny manao zavatra sy lasa aloha ihany no misy mpanenjika.
"Concurrent"n'ny Gasymusic @ resaka mozika ny tarika misy ahy nefa na dia izany aza mahita fa milay ry leirony ary olona tsy manindry sy azo iresahana tsara ka tsy mendrika ny halaina baraka toy izao.

13. fbi
(
09/02/2006 09:40)
miala tsiny @ mpijery fa mifanakaiky kosa ny salegy sy sega an!samy ternaire mitovy base mihitsy fa mety musicalement no nilazany izany fa tsy historiquement.maka ianao korintsana dia mandefasa hira salegy izay tianao dia asio rythme sega dia ho hitanao dia inversement.dia mba diniho tsara izay lazain'ny olona vao mitsikera !e
ny accent @ ilay triolet fotsiny no tsy mitovy placement .
ilay gasymusic ndray dia mbola tsy naheno aho na indray ka tsy haiko na manahoana fa enga anie ka tsy fitiavana tsotra izao ny ianao na critique objectif
na tsy dia fahalalana mozika.

14. frandria
(
17/02/2006 20:27)
Miarahaba ny mpandray anjara rehetra amin'ity dinika ity ary indrindra indrindra miarahaba an'i "Mpijery" (fantatra koa amin'ny anarana hoe "Orizinaly", na koa i "eny_e").
Talanjona ny tena raha nahita ity tsikera momba ny Gasymusic. Nefa rehefa tena natao ny fandinihina dia toa mampihomehy (tsy ny gasymusic akory fai "MpijeryOrizinalyeny_e").
"Tsy resaka fitiavana manakiana" hoy izy ! Fa inona no tanjon'i "Mpijery..." nandefa io resaka io (tsy eto @ serasera ihany fa amin'ny ankamaroan'ny tranonkala malagasy). Raha tsy hanakiana no tanjonao dia ny fahalalam-pomba voalohany indrindra rehefa mandroso resaka ohatr'io narosonao io dia ny manohy ny resaka. Izany dia midika fa fitiavana hanakiana fotsiny ny anao fa tsy fitiavana hidinika akory. Indro kely : ianao miresaka "copier-coller" io mihintsy no toa tompony (mety hianarako io fombanao io)
Manarak'izany tsy haiko ianao na mpanao mozika na tsia. Raha ny tena marina dia antenaiko fa tsy mpanao mozika ianao raha tsy izany dia tena mampalahelo be. Mampalahelo ny mahita fa misy ny toe-tsaina tsy afaka amin'ny Malagasy sasany toa anao. Efa aty an-tany lavitra aty dia mbola hifanenjika ihany. Raha izaho manokana aloha dia mankahery hatrany ireo mpanakanto malagasy aty an-dafy, na manao salegy izy, na manao hira nentimpaharazana malagasy, na manao "copier-coller" ny hira vazaha, ...
Ho fanampin'izany tsy nanonona anarana ianao fa tokony mba hanaiky kosa fa isan'ny "grand monsieur" amin'ny mozika malagasy i ... Tsy hitako mihintsy ny maha ratsy ny filazana izany. Mety ho nahafinaritra anao angamba raha nanenjika sy nanakiana an'i ... ny Gasymusic, toy izao ataonao izao !
Ny tenako manokana (Fidy ny anarako raha tianao ho fantatra) dia mahafantatra tsara ireo mpanakanto ao amin'ny Gasymusic ary mankafy ny talenta sy ny toe-tsain'izy ireo.
Efa mba aty amin'ny tany mandroso ianao izao ry "MpijeryOrizinalyeny_e" ka mba ampandrosoy toy izany koa ny toe-tsainao.
Mankasitraka ny Gasymusic sy ireo mpanakanto malagasy rehetra aty am-pita.

15. vlol
(
18/02/2006 16:26)
za mo zany sady tsy naita no ts mbola nhare an'ilay hoe Gasy Music e
fa za kosa mankahery hatrany zay miezake
merci
tsy aleo v mba tohanana refa mba samy malagasy iany e
sa aona ozy nareo
be fialonana kosa anga le mpanoratra ko