grevy sahady!
1. jentilisa
(
30/01/2006 14:12)
Mahavariana ny fiainana politika eto Madagasikara! mbola tsy niditra akory ny Oniversite dia efa re sahady fa misy hikotrika grevy sahady! hatao fitaovana foana ve ny tanora?
novalian'i fijo ny 03/02/2006 19:29
3. ravakamalala
(
30/01/2006 14:52)
hatraty ka hatrary izy io ry jentilisa, ny aty frantsa koa anie, vao mipaika ny fidirana dia efa manomana ny grevy sahady rizareo e! (ny mpampianatra, ny mpanao fitaterana, ...)
fa inona anefa ilay takian'ny mpianatrin ny oniversité any madagasikara anefa?
fa inona anefa ilay takian'ny mpianatrin ny oniversité any madagasikara anefa?
4. lapino
(
30/01/2006 15:09)
Fomba ratsy nianarana tamin'ny vazaha mihitsy io resaka grevy lava io! :x
5. rnosy
(
30/01/2006 15:13)
Ka zany foana koa ange no mahazatra e!misy tsy mety hataon'ny mpitondra angamba, sady ny olona tsy mety afam-po @ zay homena azy koa fa mitaky foana ny tombontsoany
6. Lejim
(
30/01/2006 16:25)
Ary raha mba avy amin'ny tanora ny grevy fa tsy misy idiran'ny resaka politika. Ny antsika koa ange, rehefa misy grevy dia tsy maintsy atao hoe politika doly e!
7. dadabe
(
31/01/2006 00:57)
jentilisa> raha zah manokana aloha dia tena manohitra hatramin'ny farany ny grevy e!hitao ny fiantraikany rehefa tena nivoaka aho satria lasa ambany niveau be ny gasy :evil:
8. jentilisa
(
31/01/2006 04:08)
Ny fitakiana? vitsy loatra ny isan'ny mpianatra tafiditra...izay no reko aloha...izay no tena mahavalalanina!
9. Fiffi
(
31/01/2006 05:39)
hoy lapino: "Fomba ratsy nianarana tamin'ny vazaha mihitsy io resaka grevy lava io!" tsy miombon-kevitra aminao aho @ io lazainao io. Satria nahoana moa no tonga dia hoe "fomba ratsy" ? dia mba @ fomba ahoana aza ary inona no tokony hatao mba hampisy fihovana na mba ahazahoan'ny olona ny rariny nefa fa hita fa be ny tsy rariny ka mila hanaovana io grevy io?
lejim , dadabe , jentilisa , miombon-kevitra amianreo aho satria tsy hitako hoe @ fomba ahoana no mba ahazahoana ny rariny raha tsy mi-grevy.
lejim , dadabe , jentilisa , miombon-kevitra amianreo aho satria tsy hitako hoe @ fomba ahoana no mba ahazahoana ny rariny raha tsy mi-grevy.
10. jentilisa
(
31/01/2006 09:51)
Izao ny olana koa, ny fialan'ny minisitra avy hatrany no takiany! pôlitika mivandravandra anie izany e! rafi-pampianarana vaovao anie no tsy zakany e!
11. eprom
(
31/01/2006 11:09)
Tokony hiampy kely le fanazavana, nahena ve sa tsia ny isan'ny mpianatra vaovao noraisina? Sao de tokony hamoraina ny saran'ny cntemad? Manana pôlitikam-panitarana ny anjerimanontolo misy ve ny fanjakana sa atsipy any amin'ny tsy miankina ny andraikitra?
12. vetsoko
(
31/01/2006 13:41)
esory ao antsaina hoe ratsy ny grevy,ny éxpérience niainan'ny malagasy azy no ratsy,na isika tena démocrate marina dia mi-gérer grève fa tsy matahotra grève,aty an-dafy io droit sady fanehoankevitra no fitakiana
14. lapino
(
31/01/2006 17:02)
Fiffi:
Satria nahoana moa no tonga dia hoe "fomba ratsy" ? dia mba @ fomba ahoana aza ary inona no tokony hatao mba hampisy fihovana na mba ahazahoan'ny olona ny rariny nefa fa hita fa be ny tsy rariny ka mila hanaovana io grevy io?
Asa i Fiffi raha efa tratran'izany hoe mi-décale efa-bolana ny taom-pianarana. Migrevy daholo na ny mpianatra na ny seces tsinona, nefa fotoana samihafa!
Ho an'ny mpianatra anefa, ny fianarana no tena laharam-pahamehana fa tsy ny bourse. Mandritra ilay efa-bolana, vao mainka lany ny vola nalefan'ny raiamandreny, kanefa tsy misy fianarana vita. Dia tsy hisy hi-rembourser an'iny koa.
Raha jerena amin'ny maha olom-pirenena indray, moa ve mampandroso ny tsy fanatanterahana ny anjara asanao eo amin'ny firenena?
Ny mpi-girevy dia manome tsiny ny mpitondra kanefa tsy miasa akory! Jereo izany Absurdité kanefa mba efa eny amin'ny anjerimanontolo ihany.
Ny vazaha koa aza ange, toa mbola tsy tonga saina foana amin'io grevin-dry zalah io kanefa http://lapino.co.nr/dotclear/index.php?2005/11/06/11-quand-les-chomeurs-font-la-greve
Ratsy ny grevy e!!!
15. fijo
(
31/01/2006 21:44)
za lereto dia efa niharan'ny ratsy momba io grevy lava io an,ka raha azo atao,dia hatsaharo.
ity no tadidio.raha higrevy lava ao anie ny mpianatra e.NY ZANAKY NY MANANA"na mpanohitra izy na mpanohana"DIA HAFAKA ALEFANY MIANATRA MORAMORA ATY IVELANY.fa elah,miandry vatsimpianarana no hiafy lava sy tsy ahay ao.ary maty taona fotsiny ao.miverina ny zanany,dia efa ry zareo indray no hitondra eo.ka saino ihany.

16. ravatorano
(
01/02/2006 08:53)
grevy : za tsy mba azon io intsony satrai efa vikitimima tamin izany.
Ny olazna koa anefa dia raha tsy migrevy eto dia tsy mahazo n innn
iza no tsy mahalala an izany nanombokia tamin ny 1972 anie zany eh
raha nangataka fiara hitanterana azy fahiny ny mpianatra tetsy amin ny cité ankorondrano d tsy nahazo fa raikitra ny grevy d poatoa izay iny ny fiarabe anakiroa.
D toy izay foana hatramin izao na iza na iza mpitondra eo.

17. jentilisa
(
01/02/2006 09:00)
Ka tmin'ity indray ilay izy dia hoe miala ny minisitra fa tsy matoky azy intsony...inona no vaha-olana amin'izany?
18. fijo
(
01/02/2006 19:48)
ravato,raha resaka fitakiana zavtra toa izany ,kosa hilaina ihany le hetsika.
fa ity ataondry zalahy izao ity anie,ka tsy hita ze tena fotony e.
ny niantombohany dia hoe misy sivana ny mpianatra vao hiditra.ka tsy rariny.io anie na asiana sivana vao hiditra,na avela hiditra 1ere année aloha,voasivana ihany hatrany amin'ny 4eme année e.noho izany tsy mitombona le resaka.ny niara niditra teny ngahsamy nahavita fianarana????rehefa hita fa tsy aharaka ve,tsy aleo ry zalahy homena fotoana hiasany raha mahita izy.

19. jentilisa
(
02/02/2006 06:39)
Tamin'ny mbs ary no nahalalana fa tamin'ny ankizy nangataka hiditra sy nifaninana tao Ankatso 18000 dia 6000 ihany no voaray. Ka ny fitakiana ary dia ny hampidirana ireo tsy tafiditra mianatra na tsy hahazo borsa aza. Fa ho an'izay tafiditra kosa dia ny hananganana trano ho an'ireo mpianatra ireo fa tsy ampy mihitsy ny trano...ny somary manahirana amin'izay dia tsy maintsy hitakiana borsa hatrany izay tafiditra.
Raha jerena amin'izao dia te-hanipy ny baolina amin'ny tsy miankina ny fanjakana (sistema amerikana?)
Raha jerena amin'izao dia te-hanipy ny baolina amin'ny tsy miankina ny fanjakana (sistema amerikana?)
20. fijo
(
02/02/2006 20:54)
ary le grevy anie toa nandamoka,raha ny filazan'ny gazety androany e."jereo tribune"