aretina hafahafa: chikungunya mamely an'i Toamasina

1. jentilisa ( 30/01/2006 13:59)
Fantatrareo ve fa misy aretina avy any La Reunion tonga ao Toamasina ao amin'izao fotoana izao, 70 sahady no marary aminy ankehitriny, tahaka ny tazo hono izy izany!
tato no nahitako azy aloha!
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=248005
koa mampanahy ihany ny zava-mitranga an!
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 04:15
2. mandrindra ( 30/01/2006 14:05)
toa sarotra sitranina hono izy io no sady maharitra be (amambolana) ny fanaintainana. sombiny kely tamin'ny RMC aninkeheo maraina no nadrenesako mikasika io aretina io.
3. Vahinala ( 30/01/2006 14:33)
Ie toa efa nahare izy tokoa aho fa ny mahagaga ahy ahona no nahatongavany sahady ao Mada nefa toa hoe tsy mifindra amin'ny alalan'ny olona hono ilay izy fa moka ihany, zany hoe ra olona efa misy tsy mamindra. Izay aloha no reako ka tsy haiko marina e.
4. Veloo ( 30/01/2006 17:26)
vahinala mora fotsiny aky a misy ol narary na nyitondra ny virus avy any la reunion nande any Dago dia tao :wink:
5. zandikely ( 31/01/2006 03:08)

Tsy haiko marina ny tena marina amin'ity vaovao ity fa izao indray ny voalazany Express de Madagascar androany.


Santé publique - Madagascar encore à l’abri de la chikungunya
“Aucune alerte émanant de la direction provinciale de la santé de Toamasina ne nous est parvenue jusqu’ici”, souligne le ministre Jean-Louis Robinson, hier.
“Mais par précaution, nous renforçons la surveillance frontalière, que ce soit au niveau des ports ou des aéroports. Ceci, en synergie avec d’autres autorités ministérielles”, ajoute-t-il. Aussi les personnes qui foulent le territoire malgache, doivent-elles subir un discret examen de santé.
Comme le paludisme, la chikungunya est due à une piqûre de moustique. “Elle se traite comme le palu. Ainsi nous entendons également consolider la lutte contre cette dernière maladie en guise de prévention”, continue le ministre.
Une attaque soudaine marquée par une fièvre aiguë, des douleurs musculaires et articulaires aux extrémités des membres, notamment les poignets, les chevilles et les phalanges, ainsi que des éruptions cutanées sont parmi les symptômes de la chikungunya. “Ces symptômes durent entre deux à cinq jours et le patient se rétablit souvent sans autres manifestations particulières”, confie un médecin.
Dans des cas plus sévères, ils peuvent s'accompagner de maux de tête, de nausées et de vomissements. Les douleurs articulaires peuvent persister jusqu’à trois mois après leur apparition.




6. Vahinala ( 31/01/2006 08:07)
Veloo ka zay angamba fa sendra nahare aho mantsy hoe tsy mifindra am alalan'ny olona hono ilay izy ka zay no nahagaga ana, nefa tsy sur koa za.
7. tivinah ( 31/01/2006 11:31)
Miarahaba antsika rehetra e!
Marina dia marina tokoa io voalazanareo io fa tena misy aretina tazo aty toamasiana @izao fotoana hitenenako eto izao, tazo izay hita tokoa fa tena mamapalemy vetivety so sady mahafaty haingana ihany koa raha toa ka tsy voatsabo haingana, araka ny vaovao re ihany koa dia efa misy mihintsy ny matiny tany @ hopitaly ary ny tenako moa dia vavolombelona fa amin'izao hitenenako eto izao dia mbola voan'io tazo io aho, marihiko fa efa ho herinandro izay no voa aho eny fa na dia efa naka fanafody t@ dokotera aza ary efa lany androany ny fanafody kanefa vao t@ maraina teo aho dia tena saika tsy tonga tany an-trano fa tena nalemy, nalemy!
Tena mahery fa dia tsy hay intsony fa Andriamanitra no hangatahina mba tsy haninona, ny tena maha ratsy azy io dia tonga dia tsy tia hanina tsotra izao enao ary en plus izay koa mandoa ary mivalana ka izay no mahatonga ilay faharerahana ka manjary tsy voatohitra intsony ilay aretina, tonga saina aho ry zalahy namana fa efa tena maro dia maro ireo aretina misy eto amintsika Mada ary efa saika tapi-nitranga daholo ny fambara voalazan'ny Baiboly koa dia ataoko izao mba hieritreretantsika rehetra fa efa mihakaiky ny fiavian'Ilay Mpamonjy, ka dia hararaoty ny andro azo hanaovan-tsoa e.
8. pitchou ( 31/01/2006 17:57)
loza raha handripaka sahala @ neuro-palu izany!!! eto tanà koa aloha d betsaka ny milaza ho marary tampoka e! fa samy mihevitra hoe gripa mahery ny olona!
9. Veloo ( 31/01/2006 20:47)
pissoa tena loza mihitsy retsy a:(
10. vale ( 01/02/2006 22:45)
tivinah:

Miarahaba antsika rehetra e!
Marina dia marina tokoa io voalazanareo io fa tena misy aretina tazo aty toamasiana @izao fotoana hitenenako eto izao, tazo izay hita tokoa fa tena mamapalemy vetivety so sady mahafaty haingana ihany koa raha toa ka tsy voatsabo haingana, araka ny vaovao re ihany koa dia efa misy mihintsy ny matiny tany @ hopitaly ary ny tenako moa dia vavolombelona fa amin'izao hitenenako eto izao dia mbola voan'io tazo io aho, marihiko fa efa ho herinandro izay no voa aho eny fa na dia efa naka fanafody t@ dokotera aza ary efa lany androany ny fanafody kanefa vao t@ maraina teo aho dia tena saika tsy tonga tany an-trano fa tena nalemy, nalemy!
Tena mahery fa dia tsy hay intsony fa Andriamanitra no hangatahina mba tsy haninona, ny tena maha ratsy azy io dia tonga dia tsy tia hanina tsotra izao enao ary en plus izay koa mandoa ary mivalana ka izay no mahatonga ilay faharerahana ka manjary tsy voatohitra intsony ilay aretina, tonga saina aho ry zalahy namana fa efa tena maro dia maro ireo aretina misy eto amintsika Mada ary efa saika tapi-nitranga daholo ny fambara voalazan'ny Baiboly koa dia ataoko izao mba hieritreretantsika rehetra fa efa mihakaiky ny fiavian'Ilay Mpamonjy, ka dia hararaoty ny andro azo hanaovan-tsoa e.
manareta-soa eeee! fa tsy avy any @ nosy "la réunion" ve no nimpoiran'izy io raha araka ny hitako t@ vao2 ny télé manko!!!! ary dia mampalahelo tokoa raha tafiditra any amintsika izy io! :cry::cry::cry:


11. vale ( 01/02/2006 22:48)
zandikely:


Tsy haiko marina ny tena marina amin'ity vaovao ity fa izao indray ny voalazany Express de Madagascar androany.


Santé publique - Madagascar encore à l’abri de la chikungunya
“Aucune alerte émanant de la direction provinciale de la santé de Toamasina ne nous est parvenue jusqu’ici”, souligne le ministre Jean-Louis Robinson, hier.
“Mais par précaution, nous renforçons la surveillance frontalière, que ce soit au niveau des ports ou des aéroports. Ceci, en synergie avec d’autres autorités ministérielles”, ajoute-t-il. Aussi les personnes qui foulent le territoire malgache, doivent-elles subir un discret examen de santé.
Comme le paludisme, la chikungunya est due à une piqûre de moustique. “Elle se traite comme le palu. Ainsi nous entendons également consolider la lutte contre cette dernière maladie en guise de prévention”, continue le ministre.
Une attaque soudaine marquée par une fièvre aiguë, des douleurs musculaires et articulaires aux extrémités des membres, notamment les poignets, les chevilles et les phalanges, ainsi que des éruptions cutanées sont parmi les symptômes de la chikungunya. “Ces symptômes durent entre deux à cinq jours et le patient se rétablit souvent sans autres manifestations particulières”, confie un médecin.
Dans des cas plus sévères, ils peuvent s'accompagner de maux de tête, de nausées et de vomissements. Les douleurs articulaires peuvent persister jusqu’à trois mois après leur apparition.

zandikely< an,an,an, tsy misy ohatry ny mailo iany aloha é, fa reko t@ RFI koa fa tena tafiditra any mcar hono io aretin-dratsy io!:(:(:(






12. vale ( 01/02/2006 22:49)
zandikely> aleo wa mailo ihany e, fa reko t@ RFI koa fa tafiditra an'i mcar hono io aretin-dratsy io e!:(:(:(:(
13. Veloo ( 02/02/2006 19:23)
14. watafon ( 03/02/2006 04:32)
ny tena mampanahy aminy d tsy mbola misy fanafody mahasitrana azy aloha hita h@zao satria avy amina VIRUS izy io ary ny soritr'aretina d mitovitovy @ tazo moka na gripa mahery ! ny fifindrany zany d avy @ alalan'ny kaikitra moka k ny azo atao izany amzao d ady @ moka !!!!
15. fijo ( 03/02/2006 04:36)
aripao ny moka sy ny karana e
16. Veloo ( 03/02/2006 14:32)
fijo loza lesy ko
wata ny nivaquine zany tsy maha afaka azy akory?
17. fijo ( 03/02/2006 19:39)
toa tsy mahafaka ko
loza ry veloo an
18. watafon ( 04/02/2006 05:39)
veloo, tsy mahasitrana azy ny nivaquine e! Traitement symptomatique fotsiny no azo atao !
fijo,d aleo kakerin'ny moka any reo sa ?
19. Fiffi ( 04/02/2006 05:51)
fijo: nga moa ny karana no nahatonga an'izao? :-D:-D
fa marina aloha izany e!
hoy watafon: d aleo kakerin'ny moka any reo sa ? andray kosa e! sao dia tsy rariny izao ? :-D:-D:-D
fa mampalahelo fa tsy vitan'ny nivakinina io fa toa mazana be!! :(
20. watafon ( 04/02/2006 06:09)
Fiffi,efa tsy mahagaga i fijo e ! vazivazy daholo reny e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1544