aretina hafahafa: chikungunya mamely an'i Toamasina
102. fijo
(
15/03/2006 04:46)
io fa miara tratra aby izany ko,moka inona ary no mamindra ity le?hi hi i
115. Fiffi
(
31/03/2006 06:58)
omaly zah nisy olona avy any dago niantso dia nanotany azy aho hoe manao ahoana hiany ny fandehan'ity haretina chikungunya ity ? dia hoy izy : tsy hita eh! efa maro tokoa ny olona VOATSONGO, gaga be zah hoe inona an? ilay haretina ve no tianao lazaina eh ? hoe tsongoy ? :-D:-D:-D:-D:-D
117. Fiffi
(
01/04/2006 11:31)
:-D:-D:-D ka hoe mba sarotra aminy hono ny filaza an'io dia moramora kokoa ny miteny hoe voatsongo koh!