aretina hafahafa: chikungunya mamely an'i Toamasina

61. watafon ( 18/02/2006 05:07)
za ndray refa misy mifanena amiko eny an-dalàna de domiko, taloha io fa tsy zao intsony !
62. Veloo ( 19/02/2006 23:45)
wata a njy dokotera tokony ahay hanao zavatra an=drizareo hihihi:lol:
63. watafon ( 22/02/2006 18:18)
veloo, ohatra oe :mikôty karana vavy v ? azo atao kou aloha zay e! nefa .....
64. Veloo ( 22/02/2006 18:29)
wata tssssssss tsy izany ka tsy mikoty fa mamono:-D:-D
65. watafon ( 22/02/2006 18:39)
za ndray aloha tsy sahy mamono oul zany e!
66. Veloo ( 23/02/2006 16:28)
:-D:-D:-D
67. fijo ( 23/02/2006 21:42)
tsindromy asidra tokoa letsy e.izy aza efa nanao izany le sipa gasy tao antsirabe ko.
68. Veloo ( 24/02/2006 01:09)
fijo zany ve?8O mba ratsy fanahy lesy zany kle... zany tokotrany ny fanao ndry zareo any @ taniny:twisted:
69. watafon ( 24/02/2006 06:42)
fijo, tena nisy an'izany tkou v lesy ? ary mbo tsy arako less zany kle!
70. fijo ( 24/02/2006 19:36)
anontanio kitjo,fa namany io sipa maty io.nisipa tamin'ny zanaky ry zareo le sipa gasy,dia novonoiny,ka ny fomba namonoany azy ,dia notsindrominy asidra.
vao avy namely kely ny zokiko aho io,fa nijery tao amin'ny "madanight",dia nisy reception nataon'ny ambasaderan'ny inde tao amin'ny hilton,ka hitako tao ny zokiko.tena kivy aho le.
71. watafon ( 25/02/2006 16:31)
tena tsss ! tsy milay kosa lesy zany an! fa sao d mbo nahazo karana tany kosa aza le zokin'là !!
72. Veloo ( 26/02/2006 18:52)
ie wa?
73. watafon ( 27/02/2006 18:46)
veloo, ary nankaiza fijo e?
74. adidy ( 28/02/2006 08:48)
Faly miarahaba ny rehetra!
Omaly nisy fandaharana tao @ la 5 momba ny chikunguya any La Réunion, milaza ny fahataran'ny vazaha teo @ fihetsiketsehana satria efa hatr@ volana desambra ry zareo no nangataka fanampiana moa izay ra de Villepin vao tonga tany! Dia ny isan'ny antitranterin'ny olona moa hoe nosy mifandray @ hafa i La Réunion, na Maurice na Dago na Mayotte sy Comores ka tokony ho tsinjovina koa ny fikarakarana ny nosy manodidina raha te-hitsabo an'i La Réunion(izay no lazain'ny olona) fa tsy ny fitondrana akory!! Ka asa raha mba hisy sombitsombiny lasa any an-tanàna ny 74 Millions d'Euros????
75. Veloo ( 28/02/2006 15:14)
adidy a dia mino aho fa ho tonga any ny sombitsombiny ka :wink:
76. watafon ( 28/02/2006 18:09)
za tsy mino fa manantena ihany nefa fa hotonga aty ny sombiny e! efa henonareo moa fa DENGUE 1 zany le aretina ao toamasina an ?
77. fijo ( 28/02/2006 21:15)
za koa letsy gaga naheno azy io ko.
78. watafon ( 01/03/2006 18:21)
fa azoazo kokoa noho ilay chikungunia zany io aloha e!
79. Veloo ( 01/03/2006 18:58)
tsy lasa dingue doly ve lesy ny ponina amin'izany aretina zany?:(
80. fijo ( 01/03/2006 19:30)
raha tsy izany ve ndry hanahirana an'i wata toa io e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0988