aretina hafahafa: chikungunya mamely an'i Toamasina
21. vale
(
04/02/2006 11:53)
pitchou:8O:?:?:?
loza raha handripaka sahala @ neuro-palu izany!!! eto tanà koa aloha d betsaka ny milaza ho marary tampoka e! fa samy mihevitra hoe gripa mahery ny olona!
22. watafon
(
04/02/2006 13:47)
vale, tena marina io ary amzao alou d gripa mahery no ahafantaran'ny oul azy io !
23. watafon
(
04/02/2006 14:09)
vaovao farany avy @ ministeran'ny fahasalamana : tsy Tsikungunya izany ilay aretina any toamasina fa tazo sy gripa mahery ! tsy possible ho tonga aty amintsika ireo moka mamindra ity aretina ity !!
25. Veloo
(
05/02/2006 00:08)
cutie, wata ie mivavaka tsara mba tsy ho tonga nay dago kle... tena mampalahelo mihitsy raha tonga any ka...mila jerena tsara doly izay olona miditra any dago kle...
26. watafon
(
06/02/2006 05:04)
tô efa misy fepetra noraisin'ny ministera ny momba io fidiran'ny vahiny indrindra fa avy any la réunion k !
cutie, veloo,matokia ianareo re fa tsy tonga aty zany io e! ny moka ihany ange no afaka mamindra ny otrik'aretina e! d ahoana no ahafahany miampita io ranomasina b io ?:?::wink:
cutie, veloo,matokia ianareo re fa tsy tonga aty zany io e! ny moka ihany ange no afaka mamindra ny otrik'aretina e! d ahoana no ahafahany miampita io ranomasina b io ?:?::wink:
27. cutie
(
06/02/2006 11:53)
watafon, ka le olona voa an'le aretina no mitondra azy ao Dago koa, de tafampita zany.
28. watafon
(
06/02/2006 12:33)
k misy vecteur manokana mihitsy ohatra ny moka mpamindra tazo koa ange io aretina io e! tsy transmissible d'homme à homme zany izy io fa tsy maintsy misy an'io moka atao oe "aedès egyptii" io mamindra azy !!
34. Veloo
(
07/02/2006 16:52)
wata a mampime knou tsy mba mampime anjy ve? sa ataoko ho tezitra ndray za zany:twisted:
36. fijo
(
08/02/2006 20:08)
wata,aleo marina ireo karana ireo homena moka any kle.
ka raha misy olona voa ve mankany mada,dia hoan'ny moka any mada,tsy hamindra ve iny moka iny?
ka raha misy olona voa ve mankany mada,dia hoan'ny moka any mada,tsy hamindra ve iny moka iny?
39. Fiffi
(
09/02/2006 05:18)
fijo: tsy mamindra ny moka ka! fa raha tsy izany angamba dia asa fotsiny ny mahazo ny eran-tany , ohatra fotsiny ny aretina "sida" raha nanaikitr'olona voan'ny sida ilay moka avy eo manaikitr'olona tsy voa dia ho voan'ny sida koa ve ? tsia !!! satria hono kely dia kely loatra ny fitsinjon'ny moka ary maty koa ny mikiroba avy eo.
40. watafon
(
09/02/2006 05:28)
veloosy fijo nareo ange t@ vôlohany heveriko fa metisy karana e ! :-D:-D:-D za mantsy allergik !!!
ny mety ho possible d raha nandeha sambo le moka avy any la réunion :roll: fa ny moka aty tsy mamindra an'io aretina io k
ny mety ho possible d raha nandeha sambo le moka avy any la réunion :roll: fa ny moka aty tsy mamindra an'io aretina io k