iza taminareo no efa amoureux t@ cousin (e)

1. xxx ( 31/01/2006 10:22)
iza taminareo no efa niaraka t@ cousin(e)...isany aloha ny tenanay
novalian'i atsroby ny 22/02/2006 14:39
2. sonwin ( 31/01/2006 11:16)
:^):^)
3. fasaly ( 31/01/2006 11:44)
taratara fa tsy amoureux, mazava ho azy cousin lavitsa beuhhhhhhh efa saika tsy cousin tsony:roll:
4. Vahinala ( 31/01/2006 11:53)
Le tam mbola kely angamba d miara milalao tsy mbola mahalala na inona na inona fa mbo tara kely eny fotsiny.
5. Icar ( 31/01/2006 13:32)
Hadisoana ve sa hadalana.
Mba manontany anareo ihany ny tenanay oe azo atao sa tsia?:*
6. mamzelkely ( 31/01/2006 14:22)
za klou efa eeeee fa cousin lavidavitra le izy fa izy ts taitra mits de aveo nilamina ho azy teny le resaka:-D:-D
7. Herimiafina ( 31/01/2006 14:25)
Ary sao de mba i Mamzel ary le cousine-ko lavidavitra iny klé, hehehehehe=))=))
8. vivi ( 31/01/2006 14:56)
toa tena tsy mety koa zany tara @ cousin zany ka ,fa za aloha efa tara fa cousin ny cousin, fa tsy fantany akory we tara
9. nani ( 31/01/2006 15:26)
hihihi ! za klou ilay cousin injai no tara tamiko ee !! fa ilay izy alavitra an , efa tsy havana itsony ary fa zani hoe ny olona no nanakiana azy !!sa ko tara keli ihany fa tsy sahy ko :oops:
Fa amitsika anie ry reto zani tena tsy azo atao fa de mahagaga ahy ny silamo ary mifanambady nefa mpiavana ko !! mahagaga
10. Herimiafina ( 31/01/2006 15:31)
Malahelo an'ilay cousine-ko izay zah zany klé. hehehehehe:-D:-D
11. ravakamalala ( 31/01/2006 16:25)
herimiafina > ilay cousine mapanao dada sy neny niaraka taminao tamin ny mbola kely?:-D
12. lapino ( 31/01/2006 16:40)
Aiza àry izay fameusecousine lé?! 8)8)
13. diamondra27 ( 31/01/2006 17:17)
tara sa niaraka e!

raha tara fotsiny tsy koi zany
fa le niaraka no ... hummmm
14. RADOUXE ( 31/01/2006 19:32)
Amiko alo ry zareo d tsy koa le tara fa ny iaraka kosa ataoko fa tsy mety o
15. fasaly ( 31/01/2006 19:55)
ka ny niaraka alou mbola tsy nisy hatramzao fa ny tara saika nanakaiky ny niaraka no namaly azy ato e!:wink:
16. Veloo ( 31/01/2006 22:12)
lapino :-D:-D tsy ratsy ndray iny:-D
rehefa miaraka @ le cousin anie otran'ny oe namana e fitiavana namana no ao an-tsaina... nahafinaritra ery :wink: njyja ilay bogosy be iny :wink::-D jejo ery ny tena @ zay...
17. fijo ( 31/01/2006 22:25)
fanamarihana roa:

araka ny lalana,dia mahazo mivady ny cousin sy cousine.

araky ny fomban drazana,kosa dia ny zanaky ny mpirahavavy ihany(kibo tsiomby)no tsy mahazo mivady.

ka anjaranao izany no misafidy ze lalao tiana atao ao.
18. jennifer2 ( 31/01/2006 22:30)
za reto efa tara t@ cousin-nay a! herimiafina no anarany!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
19. fijo ( 31/01/2006 22:31)
ahannnn;deklaration ve zany sa ahoana?
20. Lejim ( 31/01/2006 22:39)
Zah indray taratara tamin'a niece-ko izay. Niece lavi-davitra aloha ilay izy fa tsy zanaky ny zokiko tena zokiko an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0851