iza taminareo no efa amoureux t@ cousin (e)

41. vale ( 04/02/2006 22:58)
mampidi-doza, sady tsy mety lôtra fa toy ny mpianadahy ihany nge ny mpi-cousins sy mpi-cousines e:°):°)
42. pissoa ( 06/02/2006 07:00)
Jenni> Miady hono ny farany kah: Ny ela maha-reroy! :°)

:(:roll:
43. mamzelkely ( 06/02/2006 11:23)
fijo< ts haiko fa zay n hitany fa mety angamba sady le cousin anay mbola boayy kely ts matotra mits koo hatram zao :-D
44. fijo ( 07/02/2006 21:55)
hummmmm za matotra ka
45. atsroby ( 22/02/2006 14:39)
ny pblm mety hitranga izany de raha sendra mitovy groupe sanguin ilay mpivady na tsy mifampihavana ary de mety ho misy fahasmapoinana ny zanany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2126