iza taminareo no efa amoureux t@ cousin (e)

21. fijo ( 31/01/2006 22:40)
lejim;araka ny lalana dia tsy misy olana koa io.ary azo atao tsara.raha ampitaona le vavy.
22. Lejim ( 31/01/2006 22:53)
fijo> Milay izany. Fa mamanay stricte be amin'ny resaka otran'izany, dia aleo mihitsy tsy aseho masoandro ilay fitiavana. lol
23. donne ( 01/02/2006 04:02)
mety fa :
ny zanaky ny mpirahavavy azo ihafina , fa ny zanaky ny mpirahalahy no tsy tokony hiaraka satria RAY mitovy ireo , fa lé zanaky ny mpirahavavy samy hafa RAY ilay cousin(e)
24. fijo ( 01/02/2006 04:38)
donne an,mba mianara fombandrazana fa sao manaonao foana.ny kibo tsy omby no tsy mahazo miray,fatsy ny mifamadika.
le jim;tena mbola tsy manaiky an'io ny saina ,any amintsika ka.
25. ravatorano ( 01/02/2006 09:52)
donne
26. pissoa ( 01/02/2006 18:17)
xxx:
iza taminareo no efa niaraka t@ cousin(e)...isany aloha ny tenanay

ZA :roll::roll:
27. Herimiafina ( 01/02/2006 18:19)
xxx:

iza taminareo no efa niaraka t@ cousin(e)...isany aloha ny tenanay


ZA konkou, ary tsy iray ihany fa izy retsaretsa=))=))
28. pissoa ( 01/02/2006 18:22)
Dain, mangala-tahaka anay sy cousin-nay njay ra-Herimiafina kle =))=))
29. Herimiafina ( 01/02/2006 18:41)
Ntsssss, nareo no photocopie fa nya nay sy ny karazana cousine-ko no tena originale, hehehe:-D:-D
30. pissoa ( 01/02/2006 18:43)
An3 - nareo no tena maka tahaka, satria izahay no teo taloha :-D:-D
31. diamondra27 ( 01/02/2006 20:07)
kay ve ato misy zaobaviko 'zany e!:wink:
'zay moa ny iantsoana ny cousine raha za le sipan'le cousin? s aoe cousine par alliance sa cousine éloignée
32. fijo ( 01/02/2006 20:09)
ka miaraha izany nareo roa dia milamina io e.
33. vale ( 01/02/2006 22:30)
fijo:

fanamarihana roa:

araka ny lalana,dia mahazo mivady ny cousin sy cousine.

araky ny fomban drazana,kosa dia ny zanaky ny mpirahavavy ihany(kibo tsiomby)no tsy mahazo mivady.

ka anjaranao izany no misafidy ze lalao tiana atao ao.
:-D ny ahy alou de mbola tiko kokoa le hoe "tiko raha ianao, samy hafa fiaviana, samy hafa fianankaviana, no mety hifandray...." R.Rasolondraibe.8)8)8)8)8)


34. mamzelkely ( 02/02/2006 07:56)
ôtran sarotra be zany alo fa za njay efa nahita fa cousin anaysy le cousine anay zay niaraka ary bevoka mits aza le sipa fa nalana le zaza satri impossible be mits fa nampalahelo le tantara aa:(
35. anjely ( 02/02/2006 12:54)
zà efa niharana'io fa soa mbola kely ka tsy lasa lavitra... na zao lebe zao aza à mahita azy mbola hummmmm fa de ajan ho fantasme ê! Misy nièce-ko manan-janaka amin'ny tonto-ny. Scandale dans la famille! de lasa tsy mifampiditra an-trano ny lebe am'zao nefa izy mi-tsam mbola mangala-pinana. En plus le bandy manam-bady aman-janaka: TSY MALALA VOKY!
36. Veloo ( 02/02/2006 20:45)
8O tena ratsy zany.. alaviro ny cousin sy ny cousine fa ratsy ry reto a na dia tianareo ary..
37. fijo ( 02/02/2006 21:04)
mamzely,fa ahoana kosa no alana le.tsy misy olananaie izany e.
anjely,voky ihany fa mbola te ihinana ka
38. anjely ( 03/02/2006 09:06)
fijo:

anjely,voky ihany fa mbola te ihinana ka


tsy hahalevon-kanina eo koh!=))=))=))
39. fijo ( 03/02/2006 21:39)
mba ampiana kely fotsiny anie e
40. jennifer2 ( 04/02/2006 22:18)
Tsy diso reto ny ntaolo nanao hoe1 ny hava-tiana tsy iaraha-moninana a! misy antony ao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3451