coincidence sa signe

1. mamzelkely ( 31/01/2006 11:44)
nareo ve efa naha-remarker hoe refa misy zvt manjo anareo de ohatra mihaino radio nareo aveo de zay hira henonareo ôtran misy ifandraisany am le situation iainanareo? ohatra zao we avy niady nareo sy ny sipanareo de le lasa ftsn aveo fa ts niravina akory le ady de aveo mihaino radio nareo ohatra de hira misy ifandraisany amizany no mande??? de coincidence ve zany sa signe???
novalian'i lapino ny 07/02/2006 07:28
2. Vahinala ( 31/01/2006 11:48)
Za aloha efa sendra an'izany e, fa tsy haiko hoe inona no atony, angamba coincidence fotsiny, sa raha signe izy dia signe avy aiza d hoe inona no tiany ambara ?
3. mamzelkely ( 31/01/2006 12:05)
ka zay njinja le probleme we misy dikany ve le izy sa aôna sa ve minomino fôna :roll:
4. ari.malala ( 31/01/2006 13:18)
Za r'ikala efa tratran'zany a! fa ny ahy tena signe mintsy satria tsin miverimberina foana le izy. Tsy haiko raha hainareo le hira efa talo b zay izy le soava dia iny, d isaky ny avy mifanao fotoana za s'ilay niaraka tamiko taloha izay d ts tonga izy d za zany sorena mody any antrano, d vao miditra nytrano aho d iny hira iny no reko, na koa ts mifanao fotoana akory aza izahay fa avy miresaka d iny hira iny hatrany no reko d kay moa taty aoriana ts nateza akory ny fiarahanay fa ngamba teo @ tapabolana teo raha atambatra d rava e! d soava dia marina zany hoa ko hihihi
5. pissoa ( 31/01/2006 13:24)
Izaho manokana dia tsy gaga, ary tsy mandray izany ho signe.

Eritrereto hoe firy ny isan'ny hira miresaka fitiavana, amin'ny ampahany na manontolo. Anisan'ny be mpitrandraka ny resaka fitiavana eo amin'ny lafina hira sy mozika. Dia firy minitra eo ho eo ny faharetan'ny hira iray? Dia inona koa ny Radio nandeha?
6. Herimiafina ( 31/01/2006 13:54)
Impression de déjà vu daholo izany, efa ao antsainao fa sendra mba nihaino tampoka ianao tamin'iny fotoana iny de miheritreritra hoe coincidence ilay izy.

Ohatra: isaky ny manoaka hoa zah de mahita saka foana eo akaikiko ao e!
Kanefa ilay saka efa teo foana na mbola tsy nanoaka aza izy, ary efa teo foana isan'andro ihany fa tsy remerker-ny fa nony nanoaka izy de nitraka ny lohany de hitany ilay saka, hehehehehehe:-D:-D
7. mamzelkely ( 31/01/2006 14:15)
ka ndraindray anie le izy ôtrany trop be ee za ko ts nino tam vôlou fa ôtrany misy coincidence matetika le zy de zay no mahalasa saina ana:roll:
8. Herimiafina ( 31/01/2006 14:20)
Misy kou ilay antsoina hoe autosuggestion e! Izay tena heritreretinao be no mitranga sy mipoitra, psykolojia daholo akia zany mamzel an! hehehehe:-D:-D
9. vivi ( 31/01/2006 14:34)
salut,herimiafina an ! taiza foana fa tsy henoheno mihintsy , tena coincidence kosa zany e!
10. Herimiafina ( 31/01/2006 14:37)
salut vivi! Sahirana kely akia fa mitaiza olondehibe an! Ary njy manao ahoana? Efa nilamina? :*:*
11. vivi ( 31/01/2006 14:43)
olondehib iza ndray ary zany?, tena saropiaro ihany raha zao no mitohy an!,inona aloha ilay milamina fa toa efa betsaka lay resaka teto ka tsy arako intsony e!
12. Herimiafina ( 31/01/2006 14:45)
Le fanadinoina ve efa nilamina e, le fisarahana mila fanadinoina, sns iny. Zah anie efa niteny taminao hoe avy aty amiko e, na dia hiaraka hirevy fotsiny aza e! Mitaiza olondehibe maditra sy irresponsabla akia an! Mananatra, hehehehe:-D:-D
13. sonwin ( 31/01/2006 14:46)
nisy olona nifanena par coincidence koa ireto zany
14. vivi ( 31/01/2006 14:48)
hihihi, sao d za ary zany lehib irresponsable zany , mbola tsy afaka foana e, fa sao d mba voany ody gasy koa ary?, nefa tsy bogosy hotrany toi e!, efa nisakafo foana za fa saika lasa boum ndray , d voatery nanao regime ndray ,loza anie!
15. Herimiafina ( 31/01/2006 14:54)
Io sonwin vavolombelona fa izao no teniko: "miandry anao izaho Herimiafina ry vivi", hehehehehe:-D:-D
16. vivi ( 31/01/2006 14:59)
ary tena coincidence marina ty ry sonwin!, tsika sy toi wa ry herimiafina ,tsy maintsy hamboarina fa sao d lasany hafa eo, efa hitako anie ilay sipa xxx tara t@ nao iny,io ary ilay jalousie!
17. Herimiafina ( 31/01/2006 15:01)
Ka tsika anie efa voamboatra efa ela ry vivi fa tsy haiko izay mbola hisalasalanao io e! hehehehe:-D:-D
18. vivi ( 31/01/2006 15:05)
ka voambotra antsokosoko fa tsy eto @ serasera , ny ahy aloha ataoko alohany xxx sao d izy mahazo aloha eo, sady andrasako @ sisitosy d tonga d daroako izy !
19. Herimiafina ( 31/01/2006 15:11)
Aza manao an'izany fa aleo mba hisy ambiny mba hodarohako amin'ny fombako e! hehehehehe:-D:-D
20. vivi ( 31/01/2006 15:15)
hihihih! ary efa lalina koa zany daroka ataonao, zany an!,nareo lhl tony anie maditra ka!, ka zany ny sipa na montina lasa maditra koa !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3113