coincidence sa signe
61. pissoa
(
02/02/2006 18:19)
Vahinala:Very zah fa inona moa ny dikan'izany coincidence :oops:
Sady tsy coincidence le izy no tsy signe fa fifandrifian-javatra
62. lapino
(
02/02/2006 18:39)
Ka maninona àry no mifanandrify ilay zavatra? Satria tsinona probable, tsy aotra ny probabilité-ny, dia afaka mifanandrify soa aman-tsara izy. Hatreo aloha izany dia tsy mifanohitra amin\'ny zava-misy ny lalan-kevitra. (sady tsy mandalina loatra)
Mety ho azo raisina ho signe anefa izy raha ohatra ka voaseho fa ireo variables: manjo an\'Ikoto sy hira am\'radio dia mifampiankina (liées). Tsy afaka hoporofointsika anefa izay na marina na diso, dia aleo mijanona en instance aloha. Fa fifanandrifian-javatra no andraisana azy.
Mety ho azo refesina ihany anefa izay na tsy ho voazava aza (ho an\'izay mazoto), ohatra hoe mihaino radio foana tsy an-kijanona, dia ampitoviana amin\'ny zava-miseho amin\'ny fiainana ny hira mandeha. Avy eo manao statistika-n\'ny hira sy ny zava-niseho ary izay nifandray.
Izaho izany manohana ny hoe: Tsy azo raisina ho signe io fa Coïncidence na Fifanandrifian-javatra amin\'ny antsoin\'i Vahinala!. :)
Fa misy tsy azoko aloha ny fanazavan\'i Herimiafina e: \"Loi de Newton\" (gravitation universelle ve?) sy \"la théorie probabiliste carré poly-nomiale\". Ahoana ireo e?

63. pissoa
(
02/02/2006 18:51)
Raha miresaka probabilite sy signe, araka ny hevitro, dia ny fitrangan'ny evenement manana probabilite kely no heveriko fa signe.
Ohatra tsotra: Firy ny "probabilite" hahalanian'ny Mpiasa tany salama tsara iray vary iray lovia kely amin'ny sakafo atoandro rehefa miasa izy? (io vary io no haniny voalohany fa tsy misy vomanga aloha :-D:-D ) :roll: Tsy haiko fa manakaiky ny 1 aloha raha ny lojika tsotra.
Raha mahalany iny vary iray lovia iny izy, dia tsy dia misy zavatra tokony hahagaga loatra. Fa raha tsy mahalany iny izy, dia eo no tokony hanontany tena hoe "sao marary", "sao reraka loatra", "sao be sira loatra ny laoka", "sao maina loatra ilay kaly" ... Izany hoe azo heverina ho signe ny tsy nahalaniany vary.
Ny maha-signe ilay fifandrifian'ny hira tamin'ny radio sy ny fiainan'i Koto izany dia miankina amin'ilay "Fiainan'i Koto", ny fotoana nihainoany Radio ary ny Radio nohenoiny. Raha toa ka nivavaka izy teo, dia avy eo mihaino ireny radio "evangelique" ireny dia kely dia kely ny probabilite maha-signe izany. Raha ohatra ka avy niady t@ sipany izy, dia mihaino ilay "Fitiavana sy ny Tontolony" ao @ RDB iny ohatra, dia kely dia kely koa ny probabilite maha-signe an'izany :-w

lapino:Zah kounkou tsy mahazo kle :roll:
Fa misy tsy azoko aloha ny fanazavan'i Herimiafina e: "Loi de Newton" (gravitation universelle ve?) sy "la théorie probabiliste carré poly-nomiale". Ahoana ireo e?
64. lapino
(
02/02/2006 19:19)
Pissoa:
dia ny fitrangan'ny evenement manana probabilite kely no heveriko fa signe.
...
Izany hoe azo heverina ho signe ny tsy nahalaniany vary.
Ny tian'i Pissoa holazaina angamba hoe rehefa tsy mifanaraka amin'ny probabilité-ny ny fitrangan'ilay zavatra! Izany hoe:
- mety ho zavatra manana probabilité kely nefa mitranga im-betsaka na mitranga foana
- mety ho zavatra manana probabilité betsaka nefa zara raha mitranga na tsy mitranga mihitsy
Dia andraso kloo, andraso kloo ...
Inona aloha ilay "signe" resahantsika fa toa any mihitsy no tsy mazava?! Signe inona no tian'i mamzelkely ho resahana?
Pissoa:
dia kely dia kely koa ny probabilite maha-signe an'izany
Eo indray koa misy tsy mazava: rehefa signe dia signe, rehefa coïncidence dia coïncidence. Sa tsy izany ve? :-w
66. Vahinala
(
02/02/2006 20:06)
pissoa:
Vahinala:Very zah fa inona moa ny dikan'izany coincidence :oops:
Sady tsy coincidence le izy no tsy signe fa fifandrifian-javatra
Asa tsy fantatro !:-D:-D:-D:-D
67. pissoa
(
03/02/2006 05:34)
Lapino:
Izany hoe misy probabilite haha-signe an'ilay tranga! Dia io no anehoako hevitra hoe miankina amin'ny fiainana sy ny radio nohenoina ary ny fotoana nihainoana radio no maha-signe (na ny probabilite haha-signe) izany. Ohatra hafa: Raha avy niresaka Tanindrazana tamin'ny andro 26 Juin ... dia avy eo maheno "Ry tanindrazanay malala" ao amin'ny Radio, dia sady tsy signe izany no tsy coincidence fa zavatra normal be fotsiny :wink:
Herimiafina:
ka izay no antony hanohanako ilay hoe Probable ho signe
Izany hoe misy probabilite haha-signe an'ilay tranga! Dia io no anehoako hevitra hoe miankina amin'ny fiainana sy ny radio nohenoina ary ny fotoana nihainoana radio no maha-signe (na ny probabilite haha-signe) izany. Ohatra hafa: Raha avy niresaka Tanindrazana tamin'ny andro 26 Juin ... dia avy eo maheno "Ry tanindrazanay malala" ao amin'ny Radio, dia sady tsy signe izany no tsy coincidence fa zavatra normal be fotsiny :wink:
lapino:An3 - raha ny hevitro eto, raha tsy nisy ny coincidence (fifandrifian'ny hira sy ny fiainana) dia tsy misy zavatra hoheverina ho signe akory kah :roll:
Eo indray koa misy tsy mazava: rehefa signe dia signe, rehefa coïncidence dia coïncidence. Sa tsy izany ve?
68. mamzelkely
(
03/02/2006 06:40)
mhhhhhhhh tô lasa philosophik-mathematik izy zany tô ts takatry ny saiko tson:roll: :-D:-D
71. Herimiafina
(
04/02/2006 04:55)
Ny evenement retsaretsa anefa dia signe avokoa, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
72. Herimiafina
(
04/02/2006 05:05)
Signe divine avy any amin'ny avo hahafantaratsika ny tokony hataontsika, hehehehe:-D:-D:-D:-D
Lapino, le resaka Newton de mifandray amin'ilay binome de Newton (p+q) puissance n iny ihany ary nitarina tamin'ny loi binomiale na ny tranganjavatra roa échec sy succès. Tsy de haiko tsara fa efa ela.

76. diamondra27
(
06/02/2006 05:58)
ary inona no racine-ny aloha e!tsy maintsy misy tao, de ho hitanao ny racine carré -ny:wink:
77. bigy
(
06/02/2006 06:31)
io nge ze ao antsainao ihany no manome definition an'io hoe coincidence ty na signe e! fa inoko marina fa mamzelkely zao mieritreritra mihitsy hoe signe zany, sa ahoana? fa ny oul ety ivelany mana hoe coincidence ftsn zany e!:wink:
78. mamzelkely
(
06/02/2006 11:25)
bigy< ts haiko alo fa sendra tratra ftsn za le andro nametrahako an'io dinika io de lasa saina
tena mila mi-calcul ny domaine de definition mits tsika de aveo mi-dessiner ny courbe rht ee:roll::-D:-D

79. Ralay
(
06/02/2006 18:54)
Ary sao dia signe de coincidence aza zany ry mamzelkely :-D fa aza variana manao calcul be loatra :wink: