coincidence sa signe

41. Veloo ( 31/01/2006 21:11)
mamzel sendra tonga dia nihaino radio njy dia tonga dia ilay hira mahavaky fo iny no tonga??? coincidence aky zany a... jereo-njy anie e ny ampitso nareo lasa miaraka njay:wink::wink::-*
42. xxx ( 31/01/2006 21:25)
herimiafina,vivi,herimiafina,vivi,herimiafina,vivi,herimiafina,vivi.....f\'angaha tsy maintsy atao am-pahibemaso toy izao oe mifankatia nareo e?:-D
43. lapino ( 31/01/2006 22:10)
pissoa:

lapino> Fitiavana izao no resahina :-D:-D sa tain'izany nitsahinao izany :oops: =))

Tsy fitiavana kosa no resahana fa ny rehefa misy manjo sy ohatra ny hira amin'ny radio e! =))
44. Vahinala ( 31/01/2006 22:18)
Le mpandefa hira am radio tsinona tsy mpaminany, fa izay sendra ny feeling ny eo no alefany sady tsy olona 1 no mihaino an'iny fa maro nefa misy amin'ireo no tsy manana olana, donc coincidence le izy !
45. jennifer2 ( 31/01/2006 22:39)
Za aloha efa tratra e1 saingy tsy haiko na coincidence na signe! rehefa mipoitra le izy de mba mipoitra!
46. pissoa ( 01/02/2006 05:27)
lapino> =)) :-*:-*

Tsy signe izany ry zareo fa be dia be hoa ny hira momba ny fitiavana izany an. Hitanareo izao io tenenin'i lapino io, satria vitsy kely (na tsy misy, tsy haiko) ny hira misy an'izany :-D:-D:-D
47. mamzelkely ( 01/02/2006 11:03)
mhhhhh mety mbô coincidence marina angamba ka :roll: ts haiko mits alo ee:-D
48. Herimiafina ( 01/02/2006 18:06)
Tena rehefa nandinika aho dia nahita fa tena mety ho marina ihany (misy probabilité) ny heritreritr'i mamazelkely klé.

Nitranga tamiko androany mantsy io zavatra io de gaga be izaho de nanao fandinihina kely, fa tena mbola maro ny zavatra tsy dia takatry ny siansa sy ny fomba fikarohana ary raisonnement ankehitriny ka aleo tsy classer-na ho stupide na absurde na tsy mi-existe.

Ka noho izany dia raha ny hevitro manokana dia tokony hisy fitsandrahana kely lalindalina kokoa io trangan-javatra io ataontsika tsirairay ato amin'ny serasera mba hahafahana mamantatra raha mety na sendra fifandrifia-njavatra na fisehoan-javatra io tranga io.
49. lapino ( 01/02/2006 18:59)
Herimiafina:
Tena rehefa nandinika aho dia nahita fa tena mety ho marina ihany (misy probabilité) ny heritreritr'i mamazelkely klé.

Raha ohatra marina fa:

Probabilité(manjo an'ikoto = hira am'radio) != 0 (azo démontrer-na io)

Dia tsy midika izany fa misy dépendance amin'ny manjo an'ikoto sy ny hira am'radio. Ka mety hitranga io évènement io ao anatin'ny lalànan'ny probabilité-ny. Mbola eo koa ny:

Probabilité(manjo an'ikoto != hira am'radio) != 0 satria 1 analana itsy ambony.

Raha tsy hoe =1 ilay probabilité voalohany angaha, kanefa tsy izay.

Saingy rehefa réalisé ihany io évènement io vao manaitra ny saintsika, fa rehefa ny évènement contraire no réalisé, dia tsy mi-réaliser isika. Izany hoe latsaka ao anatin'ny subjectivité isika amin'izay.
50. Veloo ( 01/02/2006 19:11)
:-D:-D:-D
51. mamzelkely ( 02/02/2006 07:31)
mety ho marina io lazain lapino io
52. lapino ( 02/02/2006 09:26)
Probable :wink:
53. Herimiafina ( 02/02/2006 16:12)
Ka eo indrindra isika izao e! Raha resaka Chance d'apparition d'un évenement X donné izany ilay izy hoe Manjo an'i koto=hira amin'ny radio, ka ampanarahana ny lalanan'i Newton dia hita fa mety hitranga io toe-javatra io.
Kanefa noho ny mbola tsy hahatakarantsika ny lafinjavatra amin'ny fiainana rehetra, ny facteurs mety mi-influencer ny chance iray, eny na ny resaka chance aza dia mety azo atao hoe signe ihany ilay izy fa tsy fifandrifianjavatra foana tsy akory e!

Selon la théorie probabiliste carré poly-nomiale de misy succes "p" iray hifanandrify ilay toejavatra roa, ary "q=1-p" ihany koa tsy hifanandrifiany, ary marina ny tenenin'i Lapino hoe ny chance de succes "p" no hitantsika kokoa noho ny chance d'échec "q".

Ka raha supposer-na hoe: azo amboarina ny chance na ny vintana, ka azo amboarina ny probabilité de hita fa SIGNE ilay toe-javatra, mety resaka force mentale (éléctrons cérébrales sy énérgie cosmique) ohatra no mitarika azy.
54. pissoa ( 02/02/2006 16:15)
lapio, Herimiafina> Mifona e :-D:-D:-D:-D:-D:-D
55. Vahinala ( 02/02/2006 16:19)
Sady tsy coincidence le izy no tsy signe fa fifandrifian-javatra:wink:
56. Herimiafina ( 02/02/2006 16:25)
Maninona ary no mifanandrify ilay zavatra ry Vahinala? Mivoatra ve? mihalava, mi-varier, toy ny hoe mahita làlana lavalava dia avy eo mifanena amina làlana iray hafa ve?

Dikan'izay izany ve continue na mitohitohy ny évenement hira amin'ny radio sy ny manjo an'i koto. Raha izay mantsy de mety hoe marina fa fifandrifianjavatra ilay izy.

Saingy eto kosa dia toa variable discrete na discontinue na tsy mitohitohy fa ponctuelle ka tsy afaka hanaraka ny loi normale mihintsy hoe mi-évoluer ilay évenement, ka izay no antony hanohanako ilay hoe Probable ho signe ilay izy raha raisina ilay hypothèse-ko etsy ambony io ampiana ny an'i lapino e! hehehehe:-D:-D:-D:-D
57. Vahinala ( 02/02/2006 16:53)
Diso mandalina loatra ianareo zany ka, aza manasarotra fiainana hoa fa tsy ny hira am radio anie no mibaiko ny fiainanareo e !
58. Herimiafina ( 02/02/2006 16:55)
Mbola azo halalinina koa izay na mitombona na tsia kah, hehehehe:-D:-D
59. Vahinala ( 02/02/2006 16:57)
Herimiafina > D mazotoa ary mandalina fa za ndray aloha tsy mba mamaky la tête amzavatra toy izany ko, mba mandeha ny hira d zay henoina !
60. Herimiafina ( 02/02/2006 16:59)
hehehe! Ka njy anie tsy manana an'ilay olana akia fa i Mamzelkely izao io sahirantsaina te hahafantatra io mihintsy de nampiantso antsika de tsy maintsy halalinina ihany le izy knou, hehehehe:-D:-D:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.287