coincidence sa signe
21. Herimiafina
(
31/01/2006 15:17)
Ao ary re fa zah henjy be mahitsiny raha mba miezaka mananatsa anah sy mibedy anah njy e! zah mantsy izao tena mila faizina kely fa tady haditsa ratsy!hehehe:-D
22. vivi
(
31/01/2006 15:21)
ary tena piece miady mihintsy tsika sy toi fa za zao mila faizina fa tena maditra b mihintsy koa , fa tsy asiana karavasy an!, nini indray iny !
23. Herimiafina
(
31/01/2006 15:24)
Andao ary hifampibedy e! Njy ve klou mikotrana na nikotrana taloha klé? Reveko be mantsy raha tonga de eny ambony tatami tsika. hehehehehe:-D:-D
24. vivi
(
31/01/2006 15:32)
ie , efa avy nikotrana za taloha fa tany @ classe d 2nd no farany ,fa hatraminy mbola kely, fa rehefa nanao sipa d ningitra foana d tsy naharaka intsony za!, zai koa angamba no mahavoa za tsy manana fanalana andro mihintsy, lasa rehefa misy blm d lasa miketriketrika b l zanaka atido!, fa rehefa eny kosa tsy kotrana no antaontsika fa zavatra hafa tanteraka , fa hampidera fahaizana @ io an!
25. Herimiafina
(
31/01/2006 15:35)
Somary contrôler-na ny coup kah, ianao tsinona mbola tsy haiko tsara de sao de tsy mahatanty eo klé, hehehehehe:-D:-D
26. vivi
(
31/01/2006 15:38)
hihihi, sao d mba goavana b ary ty herimiafina ty fa toa natahotra b ndray za,eo vao mampatahotra we piece miady v sa tsy miady !sao d
27. Herimiafina
(
31/01/2006 15:41)
Inona ary no hatahoranao e? Efa hoe controler-na tsara ny coup knou, hehehehehe:-D:-D
28. vivi
(
31/01/2006 15:44)
na ny fitaovana koa aza anie tokony controler-na fa sao d,aleo jerevana tsara fa tena sao d misy tsy ara-dalana ,
29. Herimiafina
(
31/01/2006 15:46)
Hay ka reny tsy maintsy jerevana tsara kah, efa ao anatin'ny procedures izany rehetra iznay fa don't matahotra tsony e! hehehehehe:-D:-D
31. Herimiafina
(
31/01/2006 15:50)
Tairo knou, sady ny lamosiko zany tena mararirary mintsy , de le mozikan'i mamzel-kely no halefa hahatsiarovana le adiady kely fahiny, hehehehehe=))=))
33. Herimiafina
(
31/01/2006 15:56)
QAza mitomany fa manjary bedin'ny ankizy zah klé, zah tara amin'ilay mozikan'i mamzel fotsiny kah, asa anefa raha mety ve izy tsy ho tara ihany zah e! hehehehehe:-D:-D
35. Herimiafina
(
31/01/2006 16:01)
Ka tsy hitanao ve io e! ça depend an'ilay sipa mahatara e! tsy taratara amin'izao izany ny bandy fa misy incitation tao matoa, hehehehehehe:-D:-D
36. vivi
(
31/01/2006 16:08)
ny lhl ry herimiafina rehefa mahita vhv somary titiany d efa any ny sainy an, raha sendra miserana ilay sipa d efa miodina ny masony, izay angamba ny anaovany sasany solomaso!, 2/10 ny lhl mpiodina daholo,mme toi io, marina e!
37. lapino
(
31/01/2006 16:38)
nareo ve efa naha-remarker hoe refa misy zvt manjo anareo de ohatra mihaino radio nareo aveo de zay hira henonareo ôtran misy ifandraisany am le situation iainanareo?
An an an! Za zao nanadino vola nandeha niantsena teo, dia oainnn be. Nozapper-ko ny chaine am-polony vitsivitsy am'tele fa tsy nisy hira na fandaharana misy ifandraisany amin'izany mihitsy.
Tam'le za nanitsa-tay koa tsy naheno hira manitsa-tay tamin'ny radio sy tele foana mihitsy hatramin'izao.
38. pissoa
(
31/01/2006 16:53)
lapino> Fitiavana izao no resahina :-D:-D sa tain'izany nitsahinao izany :oops: =))
39. diamondra27
(
31/01/2006 17:01)
:-D:-D:-D:-D:-D
aza atao an'izany kosa lapino e!, le coincidence no itenenany an'io raha tsy diso za
marina io voalazan'i HM io , fa le zavatra eo foana fa zany oe refa mihatra aminao le izy de zay vao lasa hitanao. Ohatra hafa:raha nividy fiara enao 'zao, mena ny lokony, de nanomboka t@ nazahoanao azy iny de ze mifanena @nao rehetra de mena doly le couleur hitanao nefa efa nisy io hatr@zay , sy le modèle koa taka izany
aza atao an'izany kosa lapino e!, le coincidence no itenenany an'io raha tsy diso za
marina io voalazan'i HM io , fa le zavatra eo foana fa zany oe refa mihatra aminao le izy de zay vao lasa hitanao. Ohatra hafa:raha nividy fiara enao 'zao, mena ny lokony, de nanomboka t@ nazahoanao azy iny de ze mifanena @nao rehetra de mena doly le couleur hitanao nefa efa nisy io hatr@zay , sy le modèle koa taka izany
40. vale
(
31/01/2006 19:25)
mamzelkely:
ka zay njinja le probleme we misy dikany ve le izy sa aôna sa ve minomino fôna :roll:
mamzelkely::-* ny fahafantarako an'izany aloha de tô coîncidence kà :roll::roll::roll: